Jesosy tonga hatrany Inde sy Tibet
21. lagoon
(
07/03/2008 21:12)
Veloo:
Momba ilay diàn'i Jesosy tany Inde sy Tibet,dia maninona no hafenin'ny fiangonana io sombin-piainan'i Jesosy io?
lagoon a miala tsiny aminao fa hilaza ny marina tsy misy io, 33 taona Jesosy no nijanona teto an-tany dia lasa any an-danitra, dia izay fa raha ohatra te-hitazona an'io lazainao io ianao dia anao izany ny tsirairay no mieritreritra an'izay itany fa marina.
Dia mahereza
Eny ary fa ahoana no tsy misy ny zavatra nataon'i Jesosy izy 12 taona ka hatramin'ny faha-30 taonany?
Maninona no tsy misy soratra na iray aza ao @ Baiboly?
Io fotoana io anefa no tena lehibe @ olona rehetra satria eo no tena miofana ara-tsaina,ara-panahy...kanefa dia tsy hahitana "trace" ny momban'i Jesosy.
Sa ilay hoe Jesosy mpianatra hindouhiste(polythéiste) no tena tsy mifanaraka @ ilay fivavahana kristianina(monothéiste).
Ary avy @ hindouisme ve no nipoiran'i Trinité?Satria ny hindouisme dia efa hatry ny ela no nanàna ny Tri-Mûrti na Trinité hindoue.
22. fijo
(
07/03/2008 21:19)
izay koa aloha mety tsy zakan'ny saina,fa le taona aloha amboary e,tsy 39 ans fa mba atovy hoe tamin'i lery 17 ans.
23. rakaroka
(
07/03/2008 21:26)
Tany Inde tokoa i Jesoa ka.Rizareo avy any wà nanamafy izany, rahateo nahita boky sy sary mikasika Azy aho fony nihaona tary amin-dry Amma izay saiky
andian'olona avy tany no nitarika ny fihaonana! Rizareo anie tsy manao izany ho clientelisme tahaka ny fanaon'ny mpitory fa efa ao anatiny ao ao vao gaga hoe fantatry rizareo ary "figuré tany koa kay i Jesoa.

25. rakaroka
(
07/03/2008 21:48)
fijo:
sao dia olona mitovy tantara???
Ka ny sarin'i Jesoa ilay lavavolo fahita iny no tany koa:( tsy ferana koa aloha ny doublon an:roll::wink:). En faite izy anie présente un peu partout fa ny considération mikasika azy no tsy mitovy. Fa ny an'ny Xtiana. Fady tanteraka raha miresaka an'i Bouddha sy ny monde hafa fa tokony i RaJeso ihany sy ny baiboly no volanina. Ka tery kely ilay fomba fijery,fihevitra->fiaina raha izay satria ny hafa au moins mbô nanatombo ny fijery.
26. fijo
(
07/03/2008 21:50)
ka raha iny sariny lavavolo iny anie ry rakaraoka ka tsy tena toa iny ny endriny e.mpijery arte ndry mety efa nahita hoe hoatra ny ahoana ny tena hendriky ny olona tamin'izany androny izany.
27. rakaroka
(
08/03/2008 08:55)
'zaho aloha tsy hi-discute amin'ny endriny question "look", tant que na izaho izao aza miova impiry ny fahitana ahy: lava volo, borivolo,coupe stone etc...Donk
mety hilaza ny olona hoe izaho na tsia c'est son "blem":lol:.Ka fanambarana maaaro samihafa no niresaka io Jesoa tany Inde io. Izay tsy hitako loatra ny intérêt hamoronany hoe tany izy raha tsy izany .
Sur arte misy analyse maaaro, haiko izany, nisy sarisary naneho an'i Jesoa koa
tetsy sy teroa fa nilaza tsotra ny apparencen'ilay sarin'i Jesoa lavavolo iny fotsiny aho, hoe hitako tany amin'ny cerclen-drizareo iny justement dia nanontaniako rizareo dia izay hoe "tany izy: nianatra dia nampianatra koa avy teo.

28. prime
(
12/03/2008 09:04)
lagoon> efa voalaza fa 33 taona Izy no maty ary nitsangana tamin'ny maty dia ampitohitohizana eo ilay tantara mba isian'ny "paternalité"'ny fivavahana hafa miohatra amin'ny fivavahana jiosy...
Ny mahagaga indrindra dia ny zavatra tsy mitombina toa izao, (39 taona Kristy mbola nianatra ihany any Inde???) dia inoana fa rehefa ambaran'ny soratra masina ny asam-pamonjena nataon'i Kristy dia lazaina fa tsy marina foana sns...
Ny fahabangan'ny tantaran'i Kristy tamin'ny fahatanorany mandrapanaovana Azy batisa dia mahaliana antsika hoe ahoana fa ny famonjena vitany, tena mission nanirahana Azy tsy dia mahamaika loatra... antsika no mandinika...:)

29. fijo
(
12/03/2008 22:37)
izay koa mampiahiahy ry prime.
lery ve olona nalaza hoe mpampianatra,de andea hianatra?????????aza hadino ,fa na tsy mino azy ho masina aza aho,dia mino kosa fa olona nanana toetsaina mahery izy,matoa naharesy lahatra olona maro.ka ny olon a toa ireny tsy hanaiky ampidinina izany.

31. fijo
(
14/03/2008 21:57)
ka izay no tsy hanekeko le hoe tany izy.io anie samy hafaka manoratra izay tiany aby koa e.fa de samy mamakafaka izay hita ny mpamaky avy eo
32. rakaroka
(
14/03/2008 23:10)
Anefa lazaiko marina aminareo fa maro ny efa mpampianatra tamin'ny faritra maro no manohy fianarana
any na aty am-pita , ary dia tsy arak'ireo nampianarany hoe mbola nanovo fahalalana izy. Anefa zava-marina sy misy sy tsapa ho mitombina amiko ilay izy. Donk tsy misalasala kely na toa tsipindy toa anareo akory aho fa TENA NIANATRA tany Lery io. Rahateo be ny "approche" efa nampivoitra izany tsy ho voazavako eto angamba satria "Doctrine" sy "analyse" maaaaaro Underlined textno efa nandalo tambany masoko nilaza zavatra mitovy, anefa ireny tsy fijery iray no nilaza izany, fa
olona samihafa, nitoetra amina vazan-tany samihafa.Donk ho sarotsarotra ihany ny "montage de tel film".

34. rakaroka
(
17/03/2008 18:49)
prime:
Mora afafy marina ny tsy fahamarinana... indrisy...:)
Samy manana ny hiheverany sy andraisany azy tokoa ny fahamarinana izany . Ao ny voafetran'ny tapimason-tsoavaly hoe hatreto ihany. Dia ilay manao fijery tsy
mihoatra ny vala.Heureusement nandao ny lapan-drainy i Bouddha mba ni-decouverte ny misy manodidina fa grave ity fohy fisaina tsy afaka hanakatra ny aspect hafa ity.8O:roll::oops::oops::oops::^)