Antenne

1. xxx ( 10/03/2008 08:13)
Angamba ianareo efa nandalo teny amin'iny faritra ankatso, ambohipo iny, fa dia mirentirety be daholo ny antenne eny, satria tena tsy mahazo chaîne mihitsy. Ary amin'ireny mirentirenty ireny aza, mbola tsy mahazo ihany.

Ka mba hatoroy hevitra ry zareo hoe ahoana ny fomba hatao, fa tena tsy mahazo mihitsy ny télé-anay fa mba te hijery télé izahay.

Misaotra.
novalian'i xxx ny 10/03/2008 18:55
2. xxx ( 10/03/2008 18:55)
ny anay koa aza efa chaine vidimbola izao ! bouquet de 10 programmes efatra na dimy ihany no azo ko!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3822