un destino
1. rajoelina
(
13/03/2008 10:32)
Misy mitati-bolana aty amiko fa zao...
Hay ve ity pachinot ity ka hiadivindri-zalahy mintsy ato @ serasera ato e. Enjana kou zany ah!!!
Fa anga dia tena tsisy bajo maintsy any am-lisany any, kle?
;-)
Hay ve ity pachinot ity ka hiadivindri-zalahy mintsy ato @ serasera ato e. Enjana kou zany ah!!!
Fa anga dia tena tsisy bajo maintsy any am-lisany any, kle?
;-)
novalian'i Rasiligaoma ny 22/03/2008 05:05
4. tess
(
13/03/2008 11:04)
:-D:-D:-D:-D iza njay aza izany mitady bolana izany hummmmmm! sao mba te hanaitaitra an'i rajou fotsiny kosa lay sipa kalé!
9. milaibe
(
13/03/2008 12:15)
Haingana hoa enao tess!!!tratrako ato ambadika ato kay!!! Kefa vita ny douche kinona tsony!!! Tess lesy zao tadiavinay a !!!
14. rajoelina
(
13/03/2008 19:12)
kiadi: matahoatra an-elah izy, sao de voatsindriny elah ao kosa kle.
16. rajoelina
(
13/03/2008 21:39)
milaibe:
Tess lesy zao tadiavinay a !!!
:-D:-Dity sipakely pachinot ity no tena hiadivany elisany bandy sasany ato amin'ny serasera ato... tahakany oe i pachinot ireny ihany no sipa eto an-tany:-D:-D
Tokony i pachinot sy tess zany no tokony hanana tahiry bizorka be indrindra isam-bolana ra izany, non? :@
i ftma kosa alou milay angamba matoa izy 1era lista e:-*:-*
;-)
17. Rasiligaoma
(
14/03/2008 05:05)
dia resy an'ady tany izany ialahy io raha azoko tsara:wink:
dia ato no manala vonkony sy manao tati-bolana
dia ato no manala vonkony sy manao tati-bolana
18. ari.malala
(
14/03/2008 07:22)
:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-Dmaita atao mitns ty zaza ry ty!
19. penina
(
14/03/2008 15:20)
Midamamaha eo koa.
Ny ahy izay torohevitr'ilay akamako avy any inde izay foana no tadidiko raha vao resaka sipa izany.
Hozy ilery: "tsy hoe misy goal akory eo dia hoe tsy ho faty ny baolina". :°)
Ny ahy izay torohevitr'ilay akamako avy any inde izay foana no tadidiko raha vao resaka sipa izany.
Hozy ilery: "tsy hoe misy goal akory eo dia hoe tsy ho faty ny baolina". :°)
20. vale
(
21/03/2008 20:43)
:-D:-D:-D:-D:-D Rajoelina& Pachinot kosa klou beau couple raha tafiaraka an!:wink:
