Sera : io fa tratra ilay namono azy ary tena confirmé

1. ravatorano ( 11/03/2008 09:50)
araky ny voalazan 'ity gazety nivoaka androany ity izany dia tratra ilay nahavanon doza namono an'i Sera

Assassinat à Ambohidratrimo

La bonne a avoué


mardi 11 mars 2008, par Nivo T. A.


Le « cerveau » de l’assassinat d’une femme de 30 ans à Ambohimahitsy-Est, district d’Ambohidratrimo a été arrêté, dimanche dernier, à Ambohimiadana-Andramasina. Plus d’une semaine après le crime, les éléments de la gendarmerie d’Ambohidratrimo ont fini par mettre la main sur les auteurs du crime.

Rappelons que le drame s’est passé dans la nuit du vendredi 29 février. La jeune femme connue sous le nom de Tatamo était avec son enfant de 6 ans quand des individus lui ont donné des coups de couteau et de hache entraînant sa mort suite à des blessures graves. Elle a trouvé la mort dans sa chambre même. Après cet acte criminel, la femme de chambre s’est enfuie et n’a été trouvée que dimanche dernier. Elle était donc la première suspecte dans cette affaire.

Les recherches ont abouti à l’arrestation de la femme de chambre en compagnie de son petit ami à Andramasina. Tous les deux, après avoir dérobé la somme d’Ar 180.000 et d’autres objets de valeur (bijoux, téléphone, etc), ont ouvert une épicerie à Ambohimiadana-Andramasina, selon nos sources.

Enquêtée par la gendarmerie, la suspecte a révélé qu’elle a eu souvent des disputes avec sa patronne Tatamo. « J’en avais assez des brouilles avec elle presque tous les jours donc je l’ai éliminée », avoue la jeune femme de chambre. En outre, son salaire lui semble insuffisant, ce qui l’a amené à voler l’argent de sa patronne. Sa fuite à Andramasina devrait lui permettre, selon son intention, de se mettre à l’abri de toute recherche éventuelle, mais sa stratégie n’a pas réussi.

Actuellement, elle et son petit ami sont en garde-à-vue à la brigade de gendarmerie d’Ambohidratrimo et seront déférés au parquet bientôt.


madagascar tribune
11/03/2008

Ialako tsiny fa teny frantsay ilay izy an :wink:
novalian'i mihanta ny 19/03/2008 10:38
2. ravatorano ( 11/03/2008 09:55)
http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m47d4c59f84e53
ny voalaza taloha
:wink:
3. ravatorano ( 11/03/2008 10:01)
ity indray koa ny voalazan'ny express momba an'io vonoan'olona io ihany

Ambohidratrimo
Un couple de tueurs violeurs arrêté
Deux assassins d'une employée de banque retrouvée morte dans sa maison d’Ambohidratrimo le 30 février ont été arrêtés. Deux complices courent encore.


Grosse prise de la gendarmerie. L'enquête sur le meurtre d'une employée de banque, retrouvée morte à son domicile le samedi 30 février à Ambohidratrimo suit son cours. Hier, deux personnes viennent d'être arrêtées par la gendarmerie à Andramasina. Il s'agit de la femme de ménage de la victime et d'un homme.
Les forces de l'ordre ont pu dénicher la cachette de ces présumés assassins après de longs travaux
d'investigation dont la détection de leurs communications téléphoniques. Les suspects ont été interceptés dans le fokontany d'Ambohimahitsy-Est. Ces deux jeunes de 18 et de 23 ans comptaient s'installer dans la localité en ouvrant une épicerie grâce à l'argent dérobé chez la victime.
Durant l'enquête, ils ont reconnu leur acte. Leurs aveux ont révélé qu'il s'agissait d'un assassinat pur et simple dont le cerveau serait la femme de ménage. Pour commettre son forfait, cette dernière était en complicité avec trois hommes.
Deux sont encore en cavale. Pendant ses interrogatoires, elle a révélé que ses complices avaient été avec elle depuis le matin, le jour du meurtre, soit le vendredi 29 février. Ils auraient été sur place pour la reconnaissance des lieux.
Par le truchement de la femme de ménage, les trois hommes ont pu s'introduire dans le domicile de la victime, vers 21 heures. L’employée de banque était dans sa chambre à coucher lorsqu’elle reçut un violent coup de marteau à la tête.
Après l’avoir assommée, l'un des bandits l'a immobilisée afin de permettre à la femme de ménage de lui asséner des coups de couteau. L'autopsie a montré que la défunte avait été violée avant d'être tuée.
Quand la dépouille de la victime a été découverte le matin du 30 février, la gendarmerie a aussitôt soupçonné la femme de ménage. Mais celle-ci était introuvable après avoir confié l'enfant de la victime, âgé de 4 ans, à un voisin.
A cela s'ajoute son comportement suspect la nuit de l'assassinat. Des témoins affirment l'avoir entendue appeler au secours dans la cour.
Quand ils sont allés voir ce qui se passait, elle s'est tue en disant avoir été en proie à un cauchemar. Rejoignant la
maison, elle a éteint la lumière avant de passer la nuit avec la morte.

Teholy Martin
Date : 11-03-2008
Express de madagascar

mbola amin'ny teny frantsay ihany fa azafady e !
4. tywa68 ( 11/03/2008 10:13)
misaotra anareo mizara vaovao.
Efa nampoizina ihany hoe ilay mpanampy, fa tena mba grave ilay habibiana e ! miandry ny fitsaràna sisa. Tena tsy avotra mihitsy ka !
5. kelly13 ( 11/03/2008 10:18)
sady tsy avotra no kely saina! nitsôka any Andramasina ds le but oe tsy ho tratra mihintsiny! pfff, atidoham-pody tsss (et encore, mbola généreuse b za miteny oe atidoham-pody)
6. antigone ( 11/03/2008 10:29)
feno alahelo hatezerana ny foko @reto tsy mahataho tody :evil::evil::evil::evil::evil: tsy haiko ze hilazako azy grrrrrrrrrrrrrrrrrrrrrr
7. sasa ( 11/03/2008 10:31)
misaotra an'i ravato nilaza le vaovao eto, za omaly tena nandé nijery an'io sipakely io teny am gendarme fa tena mampite-hamono an'ahy no mahita an'azy fa izany hoe tsy afaka nataoko le izy, sady mbola mafy vava ihany, tsy mety manoro mintsy ny misy ireo namany 2 lahy,tena tsy matahodody no tsy vanona, mieritreritra ny tsy ho tratra mintsy mantsy, ary raha ny fanadihadina natao aza d toa tsy vao voalohany izy no izao manao toy izao fa efa mangalatra sy mpisandoka ihany koa amzay toerana rehetra hiasany,manova anarana foana.
mitandrema ry reto fa tena tsy misy tandroka ny ratsy an!
8. kiadi ( 11/03/2008 11:19)
fa firy ry zareo no nanao ilay loza?
9. menalamba ( 11/03/2008 11:21)
Tena maha romotra ny mahta ity tantara ity ,sady izay indray toa hoe mbola novetavetaina vao novonoina ilay namana !!! Mba toy inona kay ry Sasa ny tarehin'izany olona izany fa tena maha lasa saina ny habibiany.Dia mbola natory niaraka t@ ilay novonoiny tao izy ny alina tontolo,sahala @ ilay novonoin'ny namany teny Ambohimanambola ihany koa.Ny tena aza raha miditra tranom-paty efa mitsangam-bolo ka dia ahoana ary no ahavitany mandry miaraka @ razana ao ???
10. rush ( 11/03/2008 12:23)
tena mampalahelo,namoy aina nohon'ny faharatsian'ny sasany,tokony vonoina koa zay mamono olona, eritreritro io,sady @ abibiana ve, dia aona zao ny zanany?ny tanora any dago hono zao mofoka rongony , mialona avy eo mamono,mivaro-lavo e!
11. Kwasi ( 11/03/2008 13:45)
Mamaky ilay vaovao aho dia lasa miteny ratsy tsy fidiny. Ny tena moa tsy hita izay atao @ ilay izy ka dia lasa hoatry ny manompanompa fotsiny igagan\'ny olona eto ambody ordi eto.
Fa dia ahoana loatra re no mahatonga izany. Dia noho ny fankahalana sy ny fitsiriritana ve sa ahoana, no mahatonga ny olona sasany @ izao stade izao. Izaho manko na dia ny mamono akoho aza dia efa tena manahirana ahy, nefa ny an\'ny sasany dia tahaky ny routine fotsiny ilay famonoana olona.
Asa fa dia mbola tsy fantatry ny malagasy sasany ihany ve fa io ra latsaka io anie ka mananjina ka na inona na inona ataony tsy maintsy mipoitra foana ny marina e. Ny an\'ny sasany aza be tetika @ hoe couler-na anaty beton\'ny panneau publicitaire, nefa tratra ihany.
Ity mpiasa mpiasa ity aloha dia tena manahirana mihitsy e. Tsy haiko alou fa raha izaho dia hoatry ny mieritreritra fa tena lo mihitsy ny fisainan\'izy ireny. Ary tena hoatry ny manana conscience collective ny hanao ratsy foana izy ireny matetika. tsy azo antoka mihitsy, tena mbo kozy e. Efa bebe ihany izay tranga hitako sy reko izay. Raha vitan\'ny tena ihany raharaha ao an-trano dia aleo mihitsy misacr sy mandamina ny fotoana fa raha ny hoe haka mpiasa (tsy mila antsoina intsony hoe mpanampy izany) aloha dia pardon.
Ka raha ny mahita izao zava-mitranga izao dia lasa tahaka ny tena indray no ho lasa olondratsy mpamono olona hoatra azy.
12. ravatorano ( 11/03/2008 13:58)
za zany tsy te ahita io sipâ kely namono an'i Sera io fa mety hitroatra tampoka eo ny tenako ka mety hahakasi tanana tsy fidiny azy eo za
tena tsy au poteau tsony io sy ny complice-ny fa avy d ajedaka tout de suite mihitsy
olo tsy vanona :evil::evil::evil::evil:
tena malaelo ny fo vaky ny saina ary te hanao zavatra betsaka mihitsy hoe andao atao an'izao nefa moa tena misy lalana izao ity tany ity ka dia sakana iray ho ahy izay
:cry::cry::cry:
13. ari.malala ( 11/03/2008 14:38)
enga anie ka tena hizaka ny sazy sahaza anazy ry zareo fa tsy hahazo grace hoe pour bonne conduite fa reny kou mants manimba zavatra anie e!
14. kallie ( 11/03/2008 14:46)
andrekako ô!!!!
tena biby fa tsy olona tsony, sady tsy manan-tsaina no tsy misy fo mitempo :evil:
Ny tena mampalaelo d izany izy mbola avo vava zany iàny fa tsy manenina ny zava-bitany akory.

Tsy te aniry loza azy za fa aleo ny Nahary no ahalala zay tandrify azy
15. rush ( 11/03/2008 18:32)
dia mievitra ny ahazo soa t@ ratsy tokoa !dia enga anie ka hanenjika an'ireo joilahy tsy vanona reo @ andro hiainany ny alahelon'ny zanaky SERA ny reniny!enga koa anie ka ho vonoina ho faty reo,
16. ainaheri ( 11/03/2008 22:18)
Tena misy oul tsy matahotra an'Atra mitsiny an!!
Na fieritreretena fotsiny an'lay zazakely aza tsy tokony ahavanondoza otr'zany,fa tena maty eritreritra sy tsy mataho-tody!!
17. nandrianina1 ( 11/03/2008 22:41)
misaotra nizara vao² fa hay v tena t@ fomba feno habibina no nahatafy lay vhv e!ten mis oul de efa ts fantatr tson n ilazana azy
18. Veloo ( 12/03/2008 01:06)
tena mamparikoditra ny mamaky an;ilay izy,
misaotra nizara:-*
19. niryna ( 12/03/2008 02:00)
Mampalahelo tokoa ilay vaovao.Misaotra ravatorano a
20. naritsimba ( 12/03/2008 04:47)
zava-misy
Vonoan’olona teny Ambohidratrimo

Ny mpiasany ihany no namono ilay ramatoa
Tovovavy vao 19 taona monja no nahavita namono ny mpampiasa azy tamin’ny fomba feno habibiana teny Ambohidratrimo. Notsatotsatohany tamin’ny antsy moa no nahafaty ity ramatoa mpampiasa azy ity. Lelavola 6alina ariary sy firavaka volamena ary telefaona kosa no nalain’izy ireo tamin’izany. Voalaza mantsy fa ity tovovavy ity sy ny sipany no nanatanteraka ny famonoana ka taorian’izany dia niara-nitsoaka tany Ambohimiadana-Andramasina ry zareo, izay toerana nahatratrarana azy ny Alahady teo. Niaiky ny heloka vitany moa ilay tovovavy tamin’ny famotorana natao azy. Tamin’izany ihany koa no nilazany fa fifamaliana teo aminy sy ilay mpampiasa azy no antony namonoany ity farany tamin’ny fotoana tsy nampoiziny. Fantatra ihany fa mpifindrafindra toeram-piasana ity tovovavy nahavanon-doza ity. Efa eo am-pelatanan’ny manampahefana moa ny raharaha.
R.C

Io ny vaovao izay navoakan'ny gazety omaly!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1648