Sera : io fa tratra ilay namono azy ary tena confirmé
41. tess
(
14/03/2008 12:55)
fa angaha io fombafomba io izao tsy hataon'ny mpanao ratsy fanao indray izao.....mody mandeha manao mpiasa trano de hamono hangalatra......:evil:
tsy manana enao tsy milamina fa mitaintaina hoe inona no hanina anion, manana enao mitaintaina hoe sao hisy hamono anio, tsy lasa mihitsy...
tsy manana enao tsy milamina fa mitaintaina hoe inona no hanina anion, manana enao mitaintaina hoe sao hisy hamono anio, tsy lasa mihitsy...
42. yonikafopl
(
14/03/2008 13:07)
ka zay le teneniko we mba mailo ihany rehefa mi engager mpiasa antrano:wink:
Ny mitahiry vola antrano tsy azo atao mihintsy fa mahatonga fakampanahy ho an'ny sasany.
Ny mitahiry vola antrano tsy azo atao mihintsy fa mahatonga fakampanahy ho an'ny sasany.
43. sasa
(
17/03/2008 11:26)
azert:
Ny tena mampalahelo d ilay zazakely nahita ny acte rehetra nataondry zareof'aga mo ilay zaza tsy naterina tany am voisin d naterina ny maraina ? ry sasa
ny alina namonoiny an'azy tena mbola tao le zaza kan! ny sabotsy vao maraina be vao nateriny tao am voisin, izany hoe niaraka natory tam razana tao izany ry zareo ny zoma alina tontolo
45. kallie
(
18/03/2008 13:17)
Sasa> ka io no teneniko oe sady tsisy fo mitempo no tsisy saina intsony nge lé ola nahavita anzany e
46. mihanta
(
18/03/2008 18:55)
tena mbola malahelo foana hatramzao,tena mahavanon doza ilay olombelona.
nanao ahoana re izay ismaêl kely?mba nahazo vaovao ve nareo?
mandria am piadanana akia ry sera fa dia nahafinaritra ny fifandraisana nisy teto.mivavaka mangina ho anao,enga anie ka hotsaraina amzay nataony ny mpanao ratsy.

48. mihanta
(
19/03/2008 10:38)
46. Mpandefa : yonikafopl [ Valio ] 18-03-2008 22:17:35
Lohateny : Re : Sera : io fa tratra ilay namono azy ary tena confirmé
HS kely, bizz njy mihanta ela beuuhhhh
biz gike njy(mbola tsy adinoko ilay morse).