Sera : io fa tratra ilay namono azy ary tena confirmé
21. ikaretsaka
(
12/03/2008 04:56)
fa mba indro kely
ahoana tokoa moa ny momba ny fifanarahan'ny solafa sy ny patron any e?
leo de mifindra ve?
Fantatra ihany fa mpifindrafindra toeram-piasana ity tovovavy nahavanon-doza ity
ahoana tokoa moa ny momba ny fifanarahan'ny solafa sy ny patron any e?
leo de mifindra ve?
22. ravatorano
(
12/03/2008 06:02)
aty less ra ika tsiss fifanarahana izany ah !
mahalana elah vao mahita an'izay ! fa reefa tsy tamana izy dia maka ny kôtin'androny ary elah kou reefa te handroaka anazy d na eo no ho eo aza d mena ny vola dia lasa izy tsiss arakaraka !

23. ikaretsaka
(
12/03/2008 06:11)
dia ahoana indray ny momban'ny gidragidra! hoe tsy fifankazahoana.. dia gidragidra hatr@ ahoana no azo tolerena dia rehefa inona no atao heo manao abus na hoe tafahoatra?
dia rehefa inona dia zoan'ny solaka no marian dia rehefa inona dia ny zo an'ilay patron

24. endrika01
(
12/03/2008 07:24)
Tsara hoan\'ny mpanao ratsy ny fahatratrarana azy,hanonerany ny valin\'ny ratsy vitany manao lohan\'angidina Voalaza tary ambany hoe nisy niantso vonjeo!De we rehefa nanotany ny manodidinina dia hoy lay mpiasan-trano hoe:izy no nanonofy!Manao lohan\'angidina,asosan\'ny fiainana,noho ilay fitiavan-tena sy fialonana,fitiavam-bola raha nisy ny fifanolanana teo aminy sy lay mpampiasa nahoana raha nitady asa hafa,fa inona no mbola nifikirany tao?Tsy maintsy ireo compliceny no tena nanao ny famonoana mivantana fa razazavavy no namono ankolaka,izy no nanomé ny programme rehetra!Jereo zany izy mbola be vava ihany!Sahiny ny miantsoantso victoire,nandresy izy satria maty ilay tsy tiany,nandresy izy satria (mialatsiny @namana fa eritreritra iany ny aho satria tsy nahita dia tsy tokony hiditra lalina i endrika01)mety tsy ny tanany no namono fa ny an\'ny compliceny,de zay no mahadedaka azy,ka na tratra aza izy dia tsy hivaky loha,na higadra aza izy dia tsy hivaky loha,mba ahoana reh no fihetsiny?Na ny holazainy raha aseho azy face à face @zao fotoana zao lay zaza kamboty!!!Tsy mahalala n\'inon\'inona,nosarahiny t@lay reny malalany!!!Tsara hoazy ny gadraina mandrampahafatiny @zay koa tsy mana-taranaka,tsy mba manana fon\'olombelona!Ny biby aza mbola mahay mifankatia.Mankahery lalandava ny fianakavian\'itompokovavy ,tsy manadino am-bavaka an\'ilay kamboty kely!
25. endrika01
(
12/03/2008 07:25)

26. sakaizakely
(
12/03/2008 07:35)
indrisy :cry::cry::cry::cry:
de na inn na inn gidragidra ve de ahazoana manala ainolona iray ? maninn raha miala tsotra de vita de manala azy am taimbava raha tsy afaka ny fo fa aiza no de vono olona no niafarany ? :{:{:{:{:{
tena tsy misy vidiny am lay mpamono ny ainolona, tsy nisy fieritreretana ireo ho kamboty fa dia ny valifatiny no nataony tanteraka :{:{:{:{
misy antony ao. misy lesoka bedebe ny nitaizana ilay sipakely io. Mety nahazo mauvais traitements hatr@ fahazazany ohatra. Tsy manome excuses azy fa mitady fanazavana fotsiny. Ny olona fragile psychologiquement otran'io matetika niharanjavatra mafy koa manko.
Raha zaza notezaindray amandreniny sy ampy fitiavana tsara tsy manaonao foana zany. Ny mahavoa manko ndrai² entin'ny fahantrana ny RaD de avela manjenjeny eny ny ankizy, ampidirina ho mpiasa etsy sy eroa na de mbola tsy ampy taona aza. Tsy ampy fitiavandRaD, voakitakita lava dia feno fahankahalana ny fo ary ela ny ela mitroatra dia mahavita zavatra mahatsiravina.
tokotokony asiana fandinihina ny fiainana. Mandray andraikitra ny fahefana, omena fahalalana ny vahoaka mikasika ny isanjaza, ny fitaizana, obligatoire ny sekoly -> baka
Eritreritra sendra nandalo nentanin'ny alahelo iny fa aza manome tsiny raha toa ka HS
Miombonalahelo @ fianakaviany :cry:

27. rush
(
12/03/2008 09:05)
ny olana any tanà dia afaka declare-na ny mpiasa antrano fatsy afaka miteny mahery azy ianao na manao ny tsy mety aza izy,mety zay zao no giragidra fa tsy inona akory,reny koa manao be loha nefa kely saina,ra matoky azy ianao dia manararaotra izy satria ilainao,mandreraka be ny mpiasa antrano,misy zany haniny ny sakafon-jaza,kitakitainy ny zanakao, mangalatra ny entana manginy fotsiny,iri-maha ory ,sady tia kely refa irahina mividy zay ilaina ao antokatrano,
28. ravatorano
(
12/03/2008 09:56)
vaovao manaraka :
AMBOHIDRATRIMO
Deux des quatre meurtriers sous les verrous
Déférés au parquet hier, deux des présumés meurtriers d’une mère de famille habitant Ambohidratrimo, tuée d’une manière la plus atroce, ont été placés en détention provisoire. Les deux autres étant encore introuvables.
Liés par l’amour. Liés par une affaire de meurtre. Solofo, 21 ans et sa petite amie Heritiana 19 ans, l’étaient encore hier, lors de leur présentation devant le substitut du procureur. Très tôt dans la matinée, ils étaient arrivés au tribunal les mains liées par des menottes, sous escorte de gendarmes.
Ces deux tourtereaux sont soupçonnés d’être à l’origine du meurtre de Tatamo, employée d’une banque, dont le corps sans vie avait été découvert à son domicile le 2 mars dernier. Le mobile du meurtre demeure encore flou. Heritiana travaille chez la victime en tant que personnel de maison.
Le matin du 1er mars, Heritiana dépose l’enfant chez un couple voisin. Jusqu’à la fin de la journée, ce dernier attend vainement qu’elle vienne le récupérer. Ainsi décide-t-il de garder l’enfant.
Très tôt le lendemain, le couple décide de ramener l’enfant. Il frappe à la porte mais personne ne répond. Devant ce fait, il informe les autorités locales. Il a fallu alors défoncer la porte. A la grande surprise de tous, le corps de Tatamo, présentant plusieurs blessures apparentes, se trouve dans la pièce avec la tête fracassée par un objet contondant.
Trahie par son téléphone
Pendant près d’une semaine après la découverte du corps, Heritiana n’a donné aucun signe de vie. Toutes tentatives de la joindre n’ont rien donné. Contre toute attente, c’était elle qui avait appelé un membre de la famille de la défunte, avec un autre numéro. Elle a déclaré être la sœur de l’employée. Pour endormir sa défiance, son interlocuteur a joué son jeu. A la fin de la communication, plus que jamais convaincue que la personne au téléphone n’était autre que Heritiana, la famille a avisé la gendarmerie. Depuis le numéro d’appel, les enquêteurs ont filé la jeune fille. Il n’était pas difficile pour eux de la localiser. Elle a été interpellée dimanche à Andramasina avec son petit ami.
Enquêtes
Lors de leur interrogatoire, il s’avère que Solofo et Heritiana ont été assistés par deux autres jeunes dans leur forfait. Ils ont attendu l’arrivée de la patronne à la maison pour mettre un terme à sa vie. Ils ont fracassé sa tête avec un marteau et donné le coup de grâce en la poignardant.
Hier, à l’issue de leur audition, Solofo a été placé en détention provisoire à Tsiafahy, tandis que Heritiana à Antanimora.
Mparany
les nouvelles
12/03/2008

29. sasa
(
12/03/2008 10:36)
kiadi:le sipa mpanampy miaraka am sipany d mbola niampy bandy 2 lahy
fa firy ry zareo no nanao ilay loza?
30. sasa
(
12/03/2008 10:45)
menalamba:
Tena maha romotra ny mahta ity tantara ity ,sady izay indray toa hoe mbola novetavetaina vao novonoina ilay namana !!! Mba toy inona kay ry Sasa ny tarehin'izany olona izany fa tena maha lasa saina ny habibiany.Dia mbola natory niaraka t@ ilay novonoiny tao izy ny alina tontolo,sahala @ ilay novonoin'ny namany teny Ambohimanambola ihany koa.Ny tena aza raha miditra tranom-paty efa mitsangam-bolo ka dia ahoana ary no ahavitany mandry miaraka @ razana ao ???
le izy aloha raha ny fahitanao an'azy d otrany hoe tambanivohitra sy mody otrany hoe vendrambendrana izany fa tena efa gang's mintsy e! sipa somary botabota fohifohy ilay izy, d le bandy otrany somary fohifohy kelikely mintsy. Fa ry zareo aloha d tena mafy vava mintsy satria hatramzao tsy mbola mety manondro izay tena marina ny momba ny namany roalahy, ny fianakavian'ny maty aloha d nilaza fa tsy avelany hivoaka izany fa gadra mandrapahafatiny.
Ny tena mampalahelo d ilay zazakely nahita ny acte rehetra nataondry zareo satria teny ampandevenana ilay zaza d'efa nanonona io anarana Solofo io foana fa niniana tsy navoaka mintsy satria sao d mitsoaka lavitra ry zareo, hay kay moa izao tratra izao ihany, zao koa vao fantatra daholo fa isaky ny mandé miasa i Ratompokovavy d ampidiriny ao antrano io Solofo izay voalaza fa sipany io, ny anarany moa refa nojerena ny copie-ny d i Berthine fa tsy Herintiana izany.
Za anie ry zoky ravatorano efa tena hamango an'azy mintsy tam alatsinainy izay fa tsy navelan'ny gendarme e! raha niriako aza d hoe any Tsiafahy koa io kala tsivanona io fa saingy indrisy fa tsy misy fonja ho an 'ny vehivavy any d lasa eny antanimora ihany.
31. endrika01
(
12/03/2008 11:14)
Sao koa ary de mbola mitetika ny hamaky lay BANK niasan-dratompokovavy iretsy complice 2 tsy voalaza!Raha gidragidra mantsy tsy tokony hiafara @habibiana fa samy mifanao taim-bava hamoahana ny alahelo,fa tsy manao torofo mpamosavy!Mety nitady plan ,na code,na renseignement de refa tsy nanomé i tompokovavy de novitain-dreo,raha alahelo avy @gidragidra mety nopozininy de vita,fa nety nisy akamoaka tao matoa maro be ry zareo!Eritreritra fotsiny ihany ny ahy iny!
32. ANARIM
(
12/03/2008 13:35)
aoka samy hitandrina isika e! minosy manantena aho fa tsy ho afa-maina ireo nahavanondoza ireo.
33. azert
(
12/03/2008 14:41)
Ny tena mampalahelo d ilay zazakely nahita ny acte rehetra nataondry zareof'aga mo ilay zaza tsy naterina tany am voisin d naterina ny maraina ? ry sasa
35. rakaroka
(
12/03/2008 17:47)
ikaretsaka:
azert> nahita le bofiny nitsitra kosa hono le zaza
:cry::cry::cry:mba henjana ry 'reto izany, d'autant plus miampy ireo ratra amin'ny habibiana:oops::oops::cry::cry:
37. debezd
(
13/03/2008 12:43)
tena mapalahelo mihitsy le tantaran'ilay namana, efa kamboty reny, dia avy nampijaliam-bady, de farany novonoin'ny mpanampy, ....nefa izy mba olona mpihantra olona ihany,
kamo manao raharaha mantsy ono io mpiasany io, de rehefa avy miasa ny hariva izy de sasatry ny miteny azy foana, saingy vali boraingina foana no nataon'ilay mpanampiny, de farany nifamaly be ry zareo, de lasa ilay mpanampy,
Iray volana taty aoriana, tonga niverina ono ilay mpanampy, sady lasa mainty kely no mahia mapalahelo be, de nitaraina sy nifona fa oe tsy hanao intsony,
de efa saiky tsy handray ilay mpanampy hiasa ao aminy ono izy satria efa niezaka havita irery ny fiainany izy mianaka, saingy oe noho ny fiantrany ny fahorian'ilay mpanampiny de noraisiny hiasa tao aminy,
Kinanjo , hay efa tetika ratsy no nomanin'ity mpanampy ity,
Tena mampalahelo le tantarany , tena mila tsy ahavita miasa mihitsy za eto anoloan'ny ordi rehefa mieritreritra an'i Sera sy ny fahatsorampony,
le zanany koa dia tena mapalahelo, sady efa tsy tian'ny rainy, no mbola nilaozan'ny reniny tsy fidiny, lehilahy za fa tena mila ho latsaka ny ranomasoko eto ampiasana,
Tena marina ny an'ny namana sasany oe, aleo hivoaka ry zareo nahavanodoza, de ampiharina aminy ny nataony, asa mba ahoana hoy ry zareo raha izy no natao ireny, surtout raha le sipa mpanampy iny no maty, mety mba nalajelo ve le bandy?
mandria ampiandanana ry SERA !

38. Alaina
(
14/03/2008 10:12)
ravatorano:
Les recherches ont abouti à l’arrestation de la femme de chambre en compagnie de son petit ami à Andramasina. Tous les deux, après avoir dérobé la somme d’Ar 180.000 et d’autres objets de valeur (bijoux, téléphone, etc), ont ouvert une épicerie à Ambohimiadana-Andramasina, selon nos sources.
Enquêtée par la gendarmerie, la suspecte a révélé qu’elle a eu souvent des disputes avec sa patronne Tatamo. « J’en avais assez des brouilles avec elle presque tous les jours donc je l’ai éliminée », avoue la jeune femme de chambre. En outre, son salaire lui semble insuffisant, ce qui l’a amené à voler l’argent de sa patronne. Sa fuite à Andramasina devrait lui permettre, selon son intention, de se mettre à l’abri de toute recherche éventuelle, mais sa stratégie n’a pas réussi.
De tena resaka vola 180.000 sy fitaovana vitsivitsy tokoa ve no niteraka habibiana toy izao? Sa de zany le we ny tsy fananana mahazaka maniraka?
39. rakaroka
(
14/03/2008 11:03)
debezd:
tena mapalahelo mihitsy le tantaran'ilay namana, efa kamboty reny, dia avy nampijaliam-bady, de farany novonoin'ny mpanampy, ....nefa izy mba olona mpihantra olona ihany,
kamo manao raharaha mantsy ono io mpiasany io, de rehefa avy miasa ny hariva izy de sasatry ny miteny azy foana, saingy vali boraingina foana no nataon'ilay mpanampiny, de farany nifamaly be ry zareo, de lasa ilay mpanampy,
Iray volana taty aoriana, tonga niverina ono ilay mpanampy, sady lasa mainty kely no mahia mapalahelo be, de nitaraina sy nifona fa oe tsy hanao intsony,
de efa saiky tsy handray ilay mpanampy hiasa ao aminy ono izy satria efa niezaka havita irery ny fiainany izy mianaka, saingy oe noho ny fiantrany ny fahorian'ilay mpanampiny de noraisiny hiasa tao aminy,
Kinanjo , hay efa tetika ratsy no nomanin'ity mpanampy ity,
Tena mampalahelo le tantarany , tena mila tsy ahavita miasa mihitsy za eto anoloan'ny ordi rehefa mieritreritra an'i Sera sy ny fahatsorampony,
le zanany koa dia tena mapalahelo, sady efa tsy tian'ny rainy, no mbola nilaozan'ny reniny tsy fidiny, lehilahy za fa tena mila ho latsaka ny ranomasoko eto ampiasana,
Tena marina ny an'ny namana sasany oe, aleo hivoaka ry zareo nahavanodoza, de ampiharina aminy ny nataony, asa mba ahoana hoy ry zareo raha izy no natao ireny, surtout raha le sipa mpanampy iny no maty, mety mba nalajelo ve le bandy?
mandria ampiandanana ry SERA !
Hay va re izany ny tantaran'ity namana:cry::cry::cry:
Dia tena misy mizaka ny tsy eran'ny aina intsony ny vhv! Ndriiiiiyyyyy mba handry am-piadanana kosa amin'izay!
40. yonikafopl
(
14/03/2008 11:56)
Ra za mihintsy de aleo hivoaka marina de tonga de fantsihana fa tena biby.
Tena indraindra tsy mampi te hihantra olona mihintsy, fa ilay hiantranao iny indrindra no manindrona anao ivoho rehefa hitany ny hatsaramponao.
Tena mitandrema fa efa miha ratsy mihintsy ny fiainana ao Dago ao,
Mila mitandrina mihintsy amin'ireny mpiasa antrano ireny,tsy hita mihintsy manko izay hatao, tsara fanahy ianao araraotiny, manao masiakaianao hanaovany saindratsy indray.:(