mba mangataka
1. tslem
(
12/03/2008 11:57)
Mba misy afaka manome ahy ny tonon'ity hira ity ve?
Nahoana ianao no tsy nety nilaza raha nanontaniako...
dia any @ farany misy hoe
tsy anjara ny antsika satria tsy taloha fa diso aoriana.
Dia iza kay no mihira azy io dia inona no lohateniny?
Misaotra.

novalian'i ni81 ny 13/03/2008 19:49
2. ni81
(
12/03/2008 19:22)
Nahoana ianao no tsy mety nilaza raha nanontaniako
Sao misy olon-kafa talohako teo @ fiainanao
Nefa ianao mbola sahy nanamafy fa ho to ny faniriako
Ka tsy hisy mihitsy hanembana izao hasambaran'izao
REFRAIN
Omeko tsiny ary ve ianao raha nahavita izany
Satria tsy laviko ny antony fa fitiavana ihany
Kanefa kosa amiko dia tsy mety ary koa tsy tsara
Ny mamiko ny atsy ary koa fy ny aroa ka hizarazara
Matetika no nahatsapako teny @ endrikao
Ny tsiambaratelom-pitiavana fa nafeninao
Tsikaritro izany kanefa niniako mihitsy ny nangina
Satria na ho ela na ho haingana ny marina tsy mba ho sina
REFRAIN
Tsy tsara anefa rahavako isika raha toa hifamitaka
Ka hanorina akany ...................... ....hafa
Ny mifampi-tsodrano no hitako mety veloma masina
Tsy anjara ny antsika satria tsy taloha fa diso aoriana.
(tsy tadidiko tsara ilay @ ireo nasiako.........ireo fa azafady e! dia ahitsio raha misy diso)

3. mangidy
(
12/03/2008 20:11)
Tsy tsara anefa isika rahavako raha toa ifamitaka
ka anorina akany orian'ny lasa, anilan'ny hafa.
Ny mifampitso-drano no mety ka dia veloma masina
Tsy anjara ny antsika satria tsy taloha
Fa diso aoriana...
mety misy diso koa angamba o lol

4. ni81
(
12/03/2008 21:13)
Hoy tslem:
Dia iza kay no mihira azy io dia inona no lohateniny?Abel RATSIMBA no mihira azy io fa tsy tadidiko ny lohateny.
5. diamondra27
(
13/03/2008 12:26)
ity misy rohy de jereo ao de lazao anay we iza @reo le izy
miala tsiny fa tsy manampotoana hifantenana azy za
http://www.dailymotion.com/relevance/search/abel%2Bratsimba

6. ni81
(
13/03/2008 17:45)
ity misy rohy de jereo ao de lazao anay we iza @reo le izy
miala tsiny fa tsy manampotoana hifantenana azy za
Tsy misy izy ireo diamondra27 a! Efa hitako ireo talohan'ny nanomezako io tonony io teto.
8. diamondra27
(
13/03/2008 18:01)
en fait ny titre de we: "nahoana ianao" d'abel ratsimba si we mety ahitanareo le recherche
bon reserse o
bon reserse o
9. tslem
(
13/03/2008 18:56)
mangidy, ni81 >>>Tena misaotra betsaka anareo.
diamondra >>> tena tsy ao ilay izy fa misaotra ihany koa aloha fa tena tsara daholo ilay izy!

10. ni81
(
13/03/2008 19:49)
diamondra27 a! Efa nojereko koa tany @ youtube fa tsy nisy, fa mba tadidiko fotsiny ireo tonony ireo dia nataoko!