sao dia mba misy manana...Dillie?

1. madekely ( 11/03/2008 10:44)
manao ahoana daholo e!
sao dia mba misy mananailay tononkira "tsy mitana (zay tsy tamana)" an'i Dillie ianareo?
misaotra mialoha e!:D:D:D
novalian'i madekely ny 16/03/2008 10:56
2. radoherve ( 12/03/2008 09:03)
le hira no misy aty fa tsy le paroles! hihihi
3. cutie ( 13/03/2008 12:38)
. Mpandefa : radoherve [ Valio ] 12-03-2008 10:03:13
Lohateny : Re : sao dia mba misy manana...Dillie?
le hira no misy aty fa tsy le paroles! hihihi

za omeo :)
4. madekely ( 16/03/2008 10:56)
misaotra anareo e
na ilay hira aza anie tsy hananako fa mba mahafinaritra ahy dia nohenoiko tany @ namako dia mba tiako ho hay e! fa na ny hira aza ve moa raha misy manome hihihi?:D:D:D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.09