Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i rohy, milahatra araka ny daty
rohy ( 05/06/2009 12:21)
manala avast
sali daolo! Mba mitady fika hanalana avast aho fa midongy tsy mety miala nedala.Avast 4.8 home edition no telechargena ilehiry de tapitra ny delai ny.Efa naka key register ihany aho fa manao error fo... tohiny
novalian'i Picsou ny 13/06/2009 15:19
rohy ( 02/03/2009 12:20)
ilay sarin-dRavalo
ahoana marina moa ity fisandohana anarana sy fampiasana ny sarin-dravalo ato ity e? Sao de mba tokony hisy fepetra ihany fa filoham-pirenena anie izy eee?... tohiny
novalian'i yuka ny 02/03/2009 15:19
rohy ( 11/03/2008 12:09)
nanahoana ihany ny niafaran'ilay Yannick Noah botrabotra???
Sendra mba nanokatra an'io mantsy aho fa mba be mpitsidika ilay izy.Mba liana te-hahalala hoe inona no mahazo an'iYannick Noah kanjo zavatra hafa no tao dia resin-tory teo ampamakiana ireo hafatra be ... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0072