manala avast

1. rohy ( 05/06/2009 12:21)
sali daolo!
Mba mitady fika hanalana avast aho fa midongy tsy mety miala nedala.Avast 4.8 home edition no telechargena ilehiry de tapitra ny delai ny.Efa naka key register ihany aho fa manao error foana refa ampidirina .Efa nanandrana naka avast remover tool koa aho fa tsy tafa.
Misy biby koa angamba le matos.Mba vonjeo fa ny tena koa tsy de favy loatra @ le raharaha manga.
novalian'i Picsou ny 13/06/2009 15:19
2. lemenakely ( 05/06/2009 13:16)
rohy:

sali daolo!
Mba mitady fika hanalana avast aho fa midongy tsy mety miala nedala.Avast 4.8 home edition no telechargena ilehiry de tapitra ny delai ny.Efa naka key register ihany aho fa manao error foana refa ampidirina .Efa nanandrana naka avast remover tool koa aho fa tsy tafa.
Misy biby koa angamba le matos.Mba vonjeo fa ny tena koa tsy de favy loatra @ le raharaha manga.


Inona no système d exploitation ?Xp sa vista sa Mac ?
Jereo ilay hoe panneau de configuration, dia ao daholo ny programme rehetra dia desinstalleo ilay avast fa tokony ho OK e , a moins que misy blem ny ordi.Ary tsy afaka mametraka antivirus hafa raha tsy desinstalle io !
3. RATOVOARY ( 05/06/2009 13:42)
Io lazain'i lemenakely io no fomba analàna azy. Midira @ le ajout/suppr. de programmes de ataovy ny disinstal fa mety io.
4. fahamarinana ( 05/06/2009 14:02)
:arrow: na koa rahatoa misy cccleaner dia ao amin'io koa misy fanaovana desinstallation ,efa sendra izay koa aho manko dia afako !
Na manao mode sans echec dia manala azy sa tsy mampiova inona eto ? ,sa tsa mety koa zay ve ry zalahy ? sady mamaly no manontany za eto an ! (l)
5. rdmy ( 05/06/2009 14:56)
tandremo anefa tsy mahay manala fa bloké tanteraka ny système d zay vao tsisy fika tsouny, alao ze efa zatra no mikitika azy lou fa sao hanaonao foana
6. rolland1000 ( 09/06/2009 11:19)
ilay ccleaner aloha no tena mety raha midongy tsy mety miala ao @ ajout et supression ao @ panneau de config izy e, tsy maintsy afaka io rehefa tratran'ny ccleaner !
7. Picsou ( 13/06/2009 15:19)
midira any @ avast.com fa misy désinstallation natokana ho an'ny avast ao
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.8789