mitady lehilahy vady

1. mazolazola ( 11/03/2008 10:29)
mazolazola no hiantsoko ny tenako izaho dia mitady vady eo amin, ny 40 ans na 45 ans maximum frantsay ary monina ao frantsa fa tsy mifidy toerana ary manana anton' asa tsara.merci
novalian'i maryse13 ny 31/05/2008 00:55
2. diamondra27 ( 11/03/2008 10:56)
gasy nge ny eto fa tena tsy azoko koa le film fa asio :idea::idea::idea: kely klou
3. diamondra27 ( 11/03/2008 10:58)
tanjemo sao de le mi pozy no hita zany
4. xxx ( 11/03/2008 11:16)
Mazava be kosa ny zavatra teneniny e !
5. kiadi ( 11/03/2008 11:29)
ka na mazava aza frantsay no tadiaviny nefa eto aza gasy doly sy teny gasy no misy eto. sa mitady vazah mahay teny gasy izy?
6. ari.malala ( 11/03/2008 11:52)
:-D:-D:-D:-D:-D:-Dsod mis mazoto kosa ianareo hanao traduction ko:-P
7. diamondra27 ( 11/03/2008 12:06)
tsy mazava amiko le izuy koa , max frantsay aona ?

AZAVAO aza e
8. xxx ( 11/03/2008 12:13)
kiadi:

ka na mazava aza frantsay no tadiaviny nefa eto aza gasy doly sy teny gasy no misy eto. sa mitady vazah mahay teny gasy izy?

Dia inona kanefa no olana amin'izany e ? Mety misy izay tadiaviny ihany eto, tsy impossible. Kanefa na tsy misy aza, dia tsy mba afaka ny hanantena ve izy fa hisy gasy mipetraka Frantsa mety ho afaka hanoro azy ?

diamondra27:

tsy mazava amiko le izuy koa , max frantsay aona ?
:-D:-D:-D:-D ivereno vakiana tsara, raha mbola tsy azo dia mbola ivereno vakiana ihany
9. xxx ( 11/03/2008 12:34)
ekena fa dia hitady izahay ka raha mahita izahay de entinay eto @ serasera hiresaka aminao de aza hadino ny valisoa satria lasa mpanera daholo izany izahay gasy rehetra eto amin'ny serasera noho ny zavatra tadiavinao tsy misy eto kanefa noha ny fiarahamiasa dia hiezaka izahay hitady ny comendinao:oops::oops::oops:
10. steph65no ( 11/03/2008 13:01)
sarotra ihany ny zavatra tadiavinao izany e! asa aloha e!
11. kiadi ( 11/03/2008 13:09)
in ko aza ty manao xxx ty fa tsy miseho tava!manakihana nefa matahotra miseho vahoka! sa enao ihany io mitady vazah ho vady io?
12. xxx ( 11/03/2008 13:53)
kiadi:

in ko aza ty manao xxx ty fa tsy miseho tava!manakihana nefa matahotra miseho vahoka! sa enao ihany io mitady vazah ho vady io?

:roll::roll: fa taiza moa aho no nanakiana an'iza?

13. ainaheri ( 11/03/2008 15:50)
Tsy azoko anie ny iafenana @ zany e,araka le kozin'i kiadi we nareo iany le mpampiditra hvtr ngamba klé!!

14. Ralay ( 11/03/2008 16:14)
Mety ho gasy manana taratasy vazaha koa aloha ny fahazahoako an'izao e sady bandy misy sôsy sao tsy mahavelona ilay demandeuse sa ahoana hoy ianareo?
Izany ahay ka olona mahalala ny tiany :-D :-P
15. ikaretsaka ( 11/03/2008 17:01)
hihihihi ralay...

be famaritra be sy be fepetra be ilay izy ka dewe
16. Ralay ( 11/03/2008 17:14)
ika> Ka hitetika ihany ve lesy tsy hitetika ny avo kosa :-P
17. ikaretsaka ( 11/03/2008 17:18)
hahahaha
ka manena denominateur le famaritana ko:°)
18. Ralay ( 11/03/2008 17:21)
ika>: Tsapatsapao ihany aloha fa mety hiova famaritana ihany izy raha ny fahitako azy sao de mba zamerika kosa no mety aminy :-D
19. ikaretsaka ( 11/03/2008 18:01)
aleo letsy hilamina an... hi hi hi
20. milaibe ( 11/03/2008 18:03)
Mandehana meetic fa any ngé vazà dôly hono, toro-hevitra ngamba no tokony nangatahinao
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.2057