mitady lehilahy vady

21. badboy ( 11/03/2008 18:13)
mazolazola no hiantsoko ny tenako izaho dia mitady vady eo amin, ny 40 ans na 45 ans maximum frantsay ary monina ao frantsa fa tsy mifidy toerana ary manana anton' asa tsara.merci
:-D:-D:-D:-D:-D

Iza njay zany mamelatsa tota zany??? De jereo fa tsatsa daolo ny totozy!!
:-D:-D:-D:-D:-D:-D
22. kiadi ( 11/03/2008 18:47)
ainaheri:

Tsy azoko anie ny iafenana @ zany e,araka le kozin'i kiadi we nareo iany le mpampiditra hvtr ngamba klé!!





marina nelah le!! tsssss
23. kiadi ( 11/03/2008 18:49)
Ralay:

Mety ho gasy manana taratasy vazaha koa aloha ny fahazahoako an'izao e sady bandy misy sôsy sao tsy mahavelona ilay demandeuse sa ahoana hoy ianareo?
Izany ahay ka olona mahalala ny tiany :-D :-P


le mpanao tdm in omana azy lesy an! :-D:-D:-D
24. tess ( 11/03/2008 18:57)
tandremo fa eo am 40ans na 45 ans hono an!

badboy: de tratra dool marina ny totozy:-D
25. xl ( 11/03/2008 19:58)
dia enfants à charges firy hono no zakanao?
26. penina ( 11/03/2008 20:29)
mazolazola> za za alaina fa izaho frantsay 42 ans. Dia monina eto Frantsa. Manana anton'asa tsara. Fa izany hoe efa nanambady in-9 aho izay. :°)
27. kiadi ( 11/03/2008 20:45)
miantona ve ny asan'i penina?:-D:-D:-D
28. ari.malala ( 12/03/2008 05:49)
p6=))=))=))=))=))=))=))=))=))
29. spy ( 12/03/2008 08:01)
manaono !!
ra tianao de za ba mitady vady gasy eto andafy.
za français , métis
mandrapiona !
30. diamondra27 ( 12/03/2008 08:51)
kiadi , ainahery: ita wa

ralay: ay ve zany le tedaviny e,





31. tsiafoi1 ( 12/03/2008 09:55)
Malazolazo ve tsy mampiresaka fotsiny!
Aza atao xxx fa asio sary ny fiche, de be ny kandida e!
32. nikah ( 12/03/2008 11:49)
Tratra aza spy metis fa efa manao bague d'alliance ko!:-D:-D:-D
33. rohy ( 12/03/2008 12:44)
ze souis franchais 43zan serse demozel com toi pour fam , ze soui pre.moi bôkou darzan : voature zoli e gran mezon :^):^)zabit Frans
34. peugeot ( 12/03/2008 13:39)
rohy::-D:-D
35. ANARIM ( 12/03/2008 13:46)
peugeot : itako eto pozin'toi ao!!!
mahità mitady e! d mahazakà havam-bady!!!
36. Ralay ( 12/03/2008 14:48)
kiadi> toa TDM iny marina no miady aminy lesy :lol:
Diams> Zany hono e :-D
37. diamondra27 ( 12/03/2008 15:29)
ralay: hiiii
de ahoana tsy hihetsika ve nareo fa zahay tsy mety am zany fa vevavy hiiii, ra tsy zany de mba eto mirozirozy eny cannes any izy manao defilé sao de hahita star any

38. mpamonjy ( 12/03/2008 18:10)
Gasy, vazaha sa Japonais
O doy e!
39. bitrokel ( 12/03/2008 18:18)
tena efa betsaka ny mpitady vady ato.
40. ari.malala ( 13/03/2008 08:08)
rohy; =))=))=))=))=))=))=))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.3254