mitady lehilahy vady
45. Veloo
(
13/03/2008 16:51)
bitrokel [ Valio ] 12-03-2008 19:18:01
Lohateny : Re : mitady lehilahy vady
tena efa betsaka ny mpitady vady ato.
zany kosa no andehanana ato ko mitady vady ny sasany , mitady namana ny sasany hihihihi
49. majakely
(
15/03/2008 18:05)
=)) mazolazola =malazolazo ve? de ahona mila mpamelombelona zany fa mazolazola an!! :-D:-D:-D
56. EF
(
25/03/2008 18:06)
Izaho indray mitady lehilahy gasy " amant virtuel " eo amin'ny 35 ka hatramin'ny 40 taona fa tsy vady.
57. Lantoer
(
03/04/2008 21:02)
Indrisy ry mazolazola,
Dia tsy mbola ianao ihany izany no mety ho tandrify ahy kanefa efa mba niady mafy aho vao nizaka ny zom-pirenena meksikanina. Nefa sao azoazonao aloha :roll: :roll: ?
Izaho tsy mihoatra izany 45 taona izany kah!