Tanisao ny anaran'ny Sociétés Multinationales-nareo(Badboy)

1. Jeankely ( 07/03/2008 14:49)
Milaza favy "Badboy et consort" ka mba omeo ny anaran'ny Sociétés Multinationales-nareo any Frantsa any fa mba tianay ho fantatra reherehan'ny any @ Tananana=))=))=)).Sa mahaibe fotsiny?=))=))=))
novalian'i Jeankely ny 24/03/2008 16:10
2. rabingogilabanga ( 07/03/2008 16:22)
inona ary ity miteniteny foana ity?

ny any @ tany mandroso, dia samy manan ny asany, ny mpanao politika manao projet socio-economique, na manohitra sy micritiqer
ny businessman manao business, dia manana société multinationale
ny chercheur, mandinika ny tontolo ekonomika, social,mieritreritra ny evolution atsy ho atsy, dia mamoaka théorie economique,social,juridique, mizara izany @ businessman, sy ny homme politique mba hampiasin'ireto farany

dia ny si-1 1 @ asany, fa tsy hoe: ny manampahaizana, no hanao ny asan'ny businessman, amorona societé multinationale, raha tsy zany dia:
ny prix nobel de l'economie, no lasa homme le plus riche du monde

sa?
3. Jeankely ( 07/03/2008 16:31)
Edrey drey drey. Sady "Nobel Prize" no "Mpanakarena" ireo. Sady Mpikaroka no mpanao=))=))=)). Badboy, Tezitra et Consort
4. badboy ( 07/03/2008 18:28)
Tsy omeko tsiny ilay fahalalinantsaina asehon'i jean. Tsy haiko hoe inona ilay alahelo mafy ananana an'ireo zay tonga frantsa fa de tena maizinkitroka mihintsy ny fankahalany azireo. Sa kosa tsy takatra ny fahalalana ananany dia izay no tena olana??? Satria ny olona mahatsapa hoe tena afangaron'i jean daholo ny akoho sy ny vorona!! Sa kosa tsy dia ao loatra ilay fahaizamifehy ny dikateny tsirairay??? Mbola mila ampianarina ve??? Tsy mbola tara ra izay!!:-P:-P:-P

Inona no azoko hanampiana anao jean fa za tia mpiray tanindrazana ka tsy hanary anao ao anatin'ny maizina!:idea::idea::idea::idea:
5. Jeankely ( 08/03/2008 02:36)
Ny Malagasy lazainao taraiky ampianarina fa mbola nisy lelo ianao dia efa nahavita University ny aty=))=))=)). Ny asaiko valianao dia hoe asehoy izay vitanareo fa betsaka anie ny nianatra ary saika nandalo ambaratonga ambony andafy daholo ny Ministra rehetra nefa laizanareo tsy mafoaka noho ianareo. Ny nolazaiko teto dia hoe na nianatra avy aiza aza ianao na tsara sitrapo tsy tafavoaka raha vahoaka tsy mahafantatra ny lalana halehanao. Ny anareo nefa dia ny mampisaraka ny fitiavan'ny vahoaka ny tanindrazany no tena havoitranareo eto. Izay no fototry ny olana amiko ary enjehiko hatraiza hatraiza. Izaho tsy mpitondra fanjakana ary tsy misy ilainy ahy saingy raha androany ianao manaratsy Malagasy rahampitso milaza tia. Tsy lasa dadakoto
6. bazylou ( 24/03/2008 12:00)
o ra jeankely be!! ny anau teo alohaihany anie no nasianreo goudron de mizity ve tenisany e::: !!!tsss:wink:
7. bazylou ( 24/03/2008 12:29)
ilay 6000 000 pierrot fotsiny de efa narary kibo rajeankely!!:-D:-D
8. Jeankely ( 24/03/2008 16:10)
Inona no mahagaga raha tsy mahavita satria izay tena izay hoe tenisany no tompon'ny vola koa mba nisy fiantrakany ho an'ny Malagasy koa ve ny azo-tena?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0592