MITADY AN I MAMAN I SUHAIL

1. HESHA ( 07/03/2008 10:09)
Salama daholo.
Misy olona anankiray, Suhail no anarany, avy any Yemmen izy io ary mitady ny mamany izay malagasy izy satria tsy naharay vaovao taminy intsony nanomboka ny taona 1997.
Io mamany io dia nianatra tany Ukraine tam taona 1977 tany ho any, sportive efa niaro anaramboninahitr i MAdagasikara tamina lalao iraisam pirenena, Lala ny prenom ny.
Izay mba mahalala olona toy izany dia mba iangaviana mba hanoratra aty amiko omeko ny mombamomba ilay fangatahana.
Asa raha ato izy ity no tokony hapetraka.
Misaotra indrindra
novalian'i HESHA ny 15/03/2008 08:05
2. ni81 ( 07/03/2008 17:30)
Raha ny eritreritro dia tokony mba ho lazainao ny sport nataon'io olona io fa malalaka be ilay hoe "sportive" fotsiny, ary tsara koa angamba raha mba fantatra ny "nom" mora ahafantaran'ny maro azy. Satria olona malaza izy izany dia raha fantatra io nom io sy izay sport nataony dia ho mora hita. Ny oul fantatro zao dia vehivavy mpanao karaté atao hoe LALA fa asa na izy na tsia.
3. HESHA ( 11/03/2008 11:21)
ka ny olana dia tsy hain ilay zanany akory hoe inona no sport nataony fa sariny miarak am namany manao fanamiana sy medaille no nomeny ahy.
Eo amin'ny 50-65 taona eo izao ilay mamany raha ny tokony ho izy. Sao mba misy mahalala olona toy izany dia afaka mba mampandre azy ity hafatra ity azafady e.
4. ni81 ( 13/03/2008 19:52)
Ny mety angamba dia manoratra @ gazety ianao dia manao io fangatahana io. Zà tsy afaka mifanena @ ilay olona io intsony satria tsy mipetraka any, dia tsy hitako izay anontaniana raha toa ka izy tokoa io voalaza io na tsia.
5. HESHA ( 15/03/2008 08:05)
misaotra e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1531