Asa na mifandray ny ati-dohany sy n tranon'ny malotony

1. peugeot ( 04/03/2008 06:05)
Misy bandy akama zay mahavarina mitsy. Tena mankahala tanteraka ny fianakamsany lery, ze resaka avokan'ny vava'lery de fankahalana sy fanaratsina daolo. vitany maintsy aza ny mivazavaza sy manopa ary manozona ireo fianakamsa. Ny mahagaga anay akamany nefa araka ny tantara mande eo @ fiaramonina sy ny fitantarany de izy mitsy no tsy mazaka fiainana satria tsy nanaraka ny teniny sy ny sitrapony intsony ireo havany ka nanjary voadona ny lohany ngamba satria efa zatra notompoina . Fomban'lery mitsy io mantsy na aminay samy mpiakama aza. Rfe tsy manaraka ny lohan'lery de minanaka ngama , ny akama retra mo efa maharaka de maka mora fotsiny e. Fa ny anaovany an'ireto nahitany masoandro sy ny bavin'lery ary ny ralahiny no tena mahatsikaiky . Ny kozinay azy sisa de oe manina ary refa zany iany ,manina ela mbola mitndra ny anarana napetak'izy ireo iany , tsy aleon'lah manova anarana ? Tsita ze kozin'lery momba io fa ny fanaratsina sy ny fanozonana iany no asesiny . Ka tsy hay mits oe misy aretina mikiky ve ty bandy akama ty sa nasin'oul @ tsy tia mainty ny finakaviany.Tianay akamany mba avotana lery fa tsita mitsy ze evitra e.
novalian'i peugeot ny 15/03/2008 08:46
2. Papoose ( 04/03/2008 06:11)
fa fanompoana toy inona no nahazatra azy ka nijanona @zao?
3. peugeot ( 04/03/2008 06:35)
ka le fanopoana tiako ho lazaina de refa miteny lery de tokony ho arahina fona ,na mety io na tsy mety ,sady aminizay lery ra anao didy jadona ,ny anay akama aloa tsy mampaninona loatra ,fa ireo fianakaviany tena tsy laitra ,mampalahelo mits
4. xxx ( 04/03/2008 06:54)
aretina tedavina kosa angamba ny azy e?na tsy dia ampy fitiavana lotra izy (iza no mahalala na misy problèm any antranony any na un truc du genre .........)
5. xxx ( 04/03/2008 07:15)
aza miditra amin'ny fiainan'ny hafa ry Peugeot a , fianakaviany io, ze resakareo mpiakama any hafa, izay tena mitranga ao anatin'ilay fianakam tsy misy mahalala afa tsy ry zareo ao ihany.

Aza mitsabatsabaka amin'ny raharahantokatranon'ny hafa sy tonga de mitsaratsara we mifandray ny ann sy ny ann eee.

Mahaiza manaja tena, mijanona amin'ny monde misy anao fa aza mitsabatsabaka amin'ny an'ny hafa
6. HESHA ( 04/03/2008 07:38)
ka iz kosa az zan mba te hanampy ny naman kou az mitsabatsabak aona e.
sad le oul zan miten an zan eo imason ka tokon hijer arina antava kosa v iz hoy nareo, na nareo haheno hoatranzan isak ny mihaona az ve ts ho kizitin ny faran ?
Teneno le namanao e, ref ts azonareo tenenina iz d asaivo ampangininy ny vavany manaratsy ny AZY eo imasonareo, zay no haingana. Ref tsis mihaino v iz ts hieritreritra. Mahereza
7. ainaheri ( 04/03/2008 07:42)
peugeot,citroen,simca,tata,tsy haiko tsony lol...>> Jereo ny fotony we in ny antony nahatonga azy anao an'zany,@ zay ianao vo afaka manampy azy fa ra mieno ny fimenomenomany aty ivelany fotsiny enao tsy ho itanao ny vahaolana
8. peugeot ( 04/03/2008 07:49)
xxx> tsy oe miditra @ fiainany araka ny lazainao za fa mampalahelo ny ataony , lery manaratsy sy manozona nefa lery ary mbola mitondra ny anarana mitovy @ le fianakamsany e , izany no ilazanay azy fona , refa tratran'iny nefa lery tsy mahita kozina , hitany iany nge fa marina ny lazainay e , fa izy mitsy no efa voadona ngamba .

HESHA > efa ampangininay fona lery fa to tsy miditra @ sainy akory zany . Tena tsy hay mitsy oe ina no tena mahavoa azy. tsita oe ina ndray no kozy atsipy mba ahatonga saina an'lery fa mampalahelo
9. xxx ( 04/03/2008 07:59)
7. Mpandefa : peugeot [ Valio ] 04-03-2008 08:49:19
Lohateny : Re : Asa na mifandray ny ati-dohany sy n tranon'ny malotony
xxx> tsy oe miditra @ fiainany araka ny lazainao za fa mampalahelo ny ataony , lery manaratsy sy manozona nefa lery ary mbola mitondra ny anarana mitovy @ le fianakamsany e , izany no ilazanay azy fona , refa tratran'iny nefa lery tsy mahita kozina , hitany iany nge fa marina ny lazainay e , fa izy mitsy no efa voadona ngamba

io no mahatonga ahy hiteny hoe aza miditra amin'ny aferan'ny hafa, inona ny olana raha mitondra ny anarana mitovy @ fianakamsany izy? ny anarana anie tanimboanjo eee.
Io lazain'i ainaheri io no tokony ataonao, aza tonga dia tsaraina fa jereo aloha ny source mahatonga azy hanopa sy hanozona,aza tonga dia disoina izy fa sao koa mantsy ireo fianakams ny no tena folaitra, dia manao tambabe.
10. xxx ( 04/03/2008 08:33)
5. Mpandefa : HESHA [ Valio ] 04-03-2008 08:38:12
Lohateny : Re : Asa na mifandray ny ati-dohany sy n tranon'ny malotony
ka iz kosa az zan mba te hanampy ny naman kou az mitsabatsabak aona e.

Te hanampy ny namany ve izy ry HESHA dia tonga dia fanaratsiana be no ataony aaaa, tonga dia hoe asa na mifandray ny ati-dohany sy ny tranon'ny malotony. Izany ve no hoe hanampy namana????

Za mahita hoe tsy esprit hanampy no ao aminy fa esprit hitsara.
11. tsiafoi1 ( 04/03/2008 08:42)
Raha tsy fantatra ny fototr'aretina sarotra ny manasitrana azy, koa marina indrindra ny hevitry ainaheri
Manaraka izany mila mivavaka ho azy satria ny fankahalana avy amin'ny devoly
12. peugeot ( 04/03/2008 08:44)
averiko indray :tsy nanaraka ny teniny sy ny sitrapony intsony ireo havany ka nanjary voadona ny lohany ngamba satria efa zatra notompoina . Fomban'lery mitsy io mantsy na aminay samy mpiakama aza. Rfe tsy manaraka ny lohan'lery de minanaka ngama , ny akama retra mo efa maharaka de maka mora fotsiny e ka le fanopoana tiako ho lazaina de refa miteny lery de tokony ho arahina fona ,na mety io na tsy mety ,sady aminizay lery ra anao didy jadona

xxx> efa voalazako teny aloha ireo fa toi zany ko to tonga de le sasany no raisin'toi de miaka-pofona be ery ,calmos fotsiny
13. peugeot ( 04/03/2008 08:50)
tsiafoi1> marina io , fa ny tena itanay akamny misongadina zany de izy tiana araina fona , ary mino izahay fa mitovy amizay ko ny olana mitranga ao am fianakamsany. Marina oe mila mivavaka ho azy.
14. xxx ( 04/03/2008 09:03)
peugeot, hay moa, ka inona no mbola hinamanana aminy ra izany no ataony? ialao fotsiny izy fa aza atao an'izany hoe mifandray ny atidohany sy ny tranon'ny malotony zany.

Ka mety ilay fiainany ao amin'ny fianakaviany no mahatonga azy hanana izany toetra izany kouu, le Ray amandreny no tsy nahay nitaiza angamba, na koa misy toetran'ny rainy na ny reniny mpanao didy jadona toy izany, de iny no tahafiny.

Ny Vy ry peugeot tsy mikotrana irery a, nahay anie ny ntaolo nanao io ohabolana io e.
15. peugeot ( 04/03/2008 15:16)
xxx:marina ny voalazanao fa ny vy tsy mikitranirery ,fa ataoko kous oe namana zany mila mifampiteny refa misy zvt ataony iray tsy mety de tenenina fa tsy avela sy ialana aminizao ,izay no maha namana ny namana .ka lany aiky izahay akamany ka izany no angalako hevitra ato oe ina ndray ny kozy atsipy aminy lery mba ahatonga saina azy .
fa maninona toi no miafina ao ambadiky ny xxxe
16. Veloo ( 04/03/2008 18:56)
fa ny tena itanay akamny misongadina zany de izy tiana araina fona , ary mino izahay fa mitovy amizay ko ny olana mitranga ao am fianakamsany


mila blessena kely ilay fisainan'ilay bandy. Ny tiko lazaina dia tonga dia miteny mafy (avec fermete no tiko lazaina an) nareo namany oe 'zay lety tsy hanaraka an'izay lazain'ela a' ovay ny fisainan'ela. Satria nareo ko manaraka ambokony dia ararotiny. mi s'opposer an'izay lazainy foana itany fa raha lasa nareo namany mety hieritreritra ihany izy
17. xxx ( 05/03/2008 09:55)
Peugeot,matoa ry se ny xxx napetraka de azo ampiasaina izy izay,tsy voatery tsy maintsy ho lazaina daholo akory ny antony,rehefa tsy manompa an'ise aho dia tsy maninona ny fampiasako xxx.
Valin'ny fanontanian'ise iny.

Io torohevitr'i veloo io koa izao azo atao tsara mihintsy.

Ny nahatonga ahy namaly teto dia ise tonga de nitsara be ilay namana,nisy hatramin'ilay hoe maninona izy no mbola mitondra ny anarana sy ny sisa.
Raha te hanampy azy marina i peugeot tsy izay no tokony holazaina.

Fa hono ho aho, mba ilazao santionany amin'ilay zavatra anereny tsy maintsy ataonareo hoe ka mahatonga anao hilaza fa mety ho izay koa no ataony amin'ny fianakaviany?
18. peugeot ( 05/03/2008 16:22)
xxx:ity ary ny santionany lazaiko anao refa any ampiasana zay 2lahy ka tenenina lery oe tsy mety io zvt ataonla io de tezitra lery de arahina ihany zvt tiany nefa hita zao fa tsy mety fa manao be loha fotsiny ,de refa atao anefa le izy de tsy mety de tonga saina ihany .tsy oe in1mande fa efa maromaro mitsy ,na eny ampanaovana zvt hafa ary zany ,
eo aminy fianakaviany ndray de refa miteny le zao atao ka tsy manaraka aniny de ozona no mahazo azy ireo ,zany ve ozy xxxde mety ?
19. Veloo ( 06/03/2008 01:11)
la jereo zany izy, mila pehina kely ny lohan'ilay bandy kle:-D:-D:-D
20. Papoose ( 06/03/2008 04:12)
:-D tsy mety lefy laza ohatran'ny jean mihitsy ny xxx marina:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3451