Asa na mifandray ny ati-dohany sy n tranon'ny malotony

21. ravatorano ( 06/03/2008 06:05)
sao d tokony hamonjy psy ary lery :-w:-w
22. xxx ( 06/03/2008 09:19)
:-D Mila mitsabo tena mihintsy ny olona ohatra izany , efa tsy avotra intsony :°):°) marina mafy.

peugeot > teneno ny famille-ny tsy iraharaha sy tsy ivaky loha amizay ataony sy zany ozona zany , fa nga izy Andriamanitra no anozona ?:-D . Ozona tsy valina miverina am tompony iany koa anie e. De nareo akamany koa mba mitandrema iany fa so de ifindran'ny aretiny eo :-D;-)
23. xxx ( 06/03/2008 09:53)
xxx, sy peugeot, fa hono ho aho, fa angaha dia mivazavaza be henon'ny vahoaka ny fanozonany, sa ireo famille no mamoaka ny lamba malotony ao antranony ao dia mitantara izany isaky ny voditrano?
sa ilay namanareo ve no niteny hoe nompaiko lesy ny fianakaviako?raha io farany io, dia mba nanontanianareo ve ny antony nanompany?,aza mitsaratsara ny toetrany aloha fa fantaro ny antony nanopany?ianareo koa angaha efa voaompany?de ny antony ve satria tsy atao ny sitrapony?raha izay indray dia tsy mety ny ataony ka tokony ho faizina izy.
Fa raha nisy antony mazava ny hanopany, hoy kosa aho hoe mila jerena ny source.

Hoy ravatorano
sao d tokony hamonjy psy ary lery


marina koa io hevitr'ise io ravatorano,

xxx aza ampidirina amin'ilay resaka aloha Andriamanitra eee.
fa nga izy Andriamanitra no anozona ? . Ozona tsy valina miverina am tompony iany koa anie e.

Dia hoy koa ny teny hoe " Lozan'izay nahatonga ny fanafintohinana"

Ny ahy izany ny hevitro dia ny hoe aza tonga dia mitsaratsara be fahatany aloha. Mety misy tsy mety ny ataon'ilay namana.Saingy raha tena heverina ho namana izy,tsy ny fanambaniana sy fitsarana azy akory no hanavotanao azy hiala amin'ny tsy mety ataony.

Mbola averiko ihany fa ny titre nitondran'i peugeot ilay dinika no tsy dia azoazoko loatra raha lazaina hoe naman'i peugeot tiany havotana ilay izy.Tsy toetran'ny namana hatokisana afaka hanavotra ny an'i peugeot raha amiko manokana.

Amen ^:^
24. yonikafopl ( 06/03/2008 10:08)
Ozona tsy valina miverina am tompony iany koa anie e


fa angaha ry xxx fantatrao hoe tsy namaly ilay ozona ny fianakams ny??? ka nahatonga anao niteny io???

Dia mifindra koa angaha ilay izy raha lazaina ho aretina ??

Aiza koa ary nareo izany ry xxx, samy manana ny fitaizana azy ny tsirairay,samy manana ny toetrany.Ny toetra ratsy hananan'ilay zalahy io tsy hifindra mihintsy raha tsara ny fitaizana azon'ireo namany.Fa raha toy ny an'i peugeot,toa efa nifindrany sahady,satria fanompana anie no nitondrany ny dinika eto ee, izany hoe efa nanompa ilay namany sahady izy na dia nanao zary toy ny hoe te hanampy azy aza.

papoose, iza ilay jean lazainao? forum ny eto, samy maneho ny heviny,ka io ny hevitro ary hijoroako hatramin'ny farany . Raha namana tiana havotana,tsy ny fanaovana fanoharana ratsy azy no hanavotanao azy akory.
25. yonikafopl ( 06/03/2008 10:11)
naleoko niseho amin'ny maha izaho ahy fa manjary lazain'i peugeot fa miafina ao ambadiky ny xxx
26. peugeot ( 06/03/2008 14:21)
yonikafopl: ay toi le niafina tao ambadika tao , faly mahafantatra ary alou e. ka ny nahatonga ah nanao io lohateny io de ny fahitako sy fahenoko lotra le ataon'lery ka gaga iany ah oe misy tsy milam ao zany e.hoy kou toi oe peugeot, fa hono ho aho, fa angaha dia mivazavaza be henon'ny vahoaka ny fanozonany,de hoy ah tany alou tany oe ze resaka avokan'ny vava'lery de fankahalana sy fanaratsina daolo. vitany maintsy aza ny mivazavaza sy manopa ary manozona ireo fianakamsa. de mbola nisy kou oe Ny kozinay azy sisa de oe manina ary refa zany iany ,manina ela mbola mitndra ny anarana napetak'izy ireo iany , tsy aleon'lah manova anarana ? Tsita ze kozin'lery momba io fa ny fanaratsina sy ny fanozonana iany no asesiny fa tsy de araka ny nolazain'toi oe sa ireo famille no mamoaka ny lamba malotony ao antranony ao dia mitantara izany isaky ny voditrano?

xxx: inona moa no tokon hitandremanay akamany ,aretina ts mifindra ane io ra tena aretina tokoa e. Raha oe iteny ny fianakamsa-ny indray alo de tsy ho ataoko. Lery no akamanay de izy no atoro sy tenenina @ tsy mety ataony e.
27. Veloo ( 06/03/2008 18:44)
xxx, sy peugeot, fa hono ho aho, fa angaha dia mivazavaza be henon'ny vahoaka ny fanozonany, sa ireo famille no mamoaka ny lamba malotony ao antranony ao dia mitantara izany isaky ny voditrano?
sa ilay namanareo ve no niteny hoe nompaiko lesy ny fianakaviako?raha io farany io, dia mba nanontanianareo ve ny antony nanompany?,aza mitsaratsara ny toetrany aloha fa fantaro ny antony nanopany?ianareo koa angaha efa voaompany?de ny antony ve satria tsy atao ny sitrapony?raha izay indray dia tsy mety ny ataony ka tokony ho faizina izy.
Fa raha nisy antony mazava ny hanopany, hoy kosa aho hoe mila jerena ny source.


vakio hatramin'ny volohany dia ho itanao eo e.
28. yonikafopl ( 07/03/2008 06:10)
veloo, ny ahy wa le fomba nitondrany ny resaka no tsy de nankasitrahako, raha tena namana te hanampy tsy toy izany mihintsy no fomba atao. Izay ny hevitro:wink:
29. peugeot ( 07/03/2008 11:18)
ka tsy maintsy ny ratsy ataony alou ry yonikafoplno holazaiko eto de ahafahanareo manampy ahy a ,matoa za mitantara izany efa tena tsy itako tsony ze hevitra ,nefa lery akama ve de avela anao izany .tsy mety zany .ra ny nahatonga ahy hanao ilay lohahevitra ndray de satria efa tsna mihoatra ny loha ny anlery ny zvt ataony ,
za aloa refa miresaka tonga de vavany fa tsy miolakolaka zany
ra mbola te ahafatatra ny zvt hafa ataony ndray yonikafpl , ty koa misy iray anao ny mieritreritra oe mety sa tsy :mindrana vola any aminy akamany hafa any lery de lazaina oe ny ray amandreniny na ny mpiray tampo azy no mila ilay vola nefa ireto farany tsy mahafatatra ininona akory ,de anao no mitsara oe mety ve sa tsy zany ataony lery zany
30. diamondra27 ( 07/03/2008 14:41)
tsotra ny valiny: mila delivrance lery

tena marary lery , misy fery matoa il en veut à tout le monde

nisy zavatra nanjo azy tao , ary mafy taminy zay

tsika tsy mahalala fa izy ihany
de asaivo mi consulte izy na manao remise en kestion fa tsy lasa zany a!


izy mijaly, ny manodidina azy koa mijaly


31. yonikafopl ( 07/03/2008 18:21)
nisy zavatra nanjo azy tao , ary mafy taminy zay


diams ka io indrindra no ilazako fa ny vy tsy mikitrana irery, nisy raha tao nahatonga azy manao izany.

peugeot,miditra be amin\'ny aferan\'ilay namana nge i peugeot zany e.

mindrana vola any aminy akamany hafa any lery de lazaina oe ny ray amandreniny na ny mpiray tampo azy no mila ilay vola nefa ireto farany tsy mahafatatra ininona akory ,de anao no mitsara oe mety ve sa tsy zany ataony lery zany


Tsy hitsara azy amzany za na mety na tsy mety,adalan\'ilay akamany no manome azy raha izany no fomba hindramany vola nefa efa fantatrareo akamany rehetra ny toetrany hoy ianao.Ary ilaozanareo bandy namany miresaka ny fiainany ange zany raha izany eee??Mba bandy ihany ve de hitsikilo foana ny fiainan\'ilay akama no atao raharaha??

Mbola averiko ny torohevitro tany aloha hoe, rehefa hita fa tsy milay toy izany ny ataon\'ilay akama dia ialao kely izy ho tonga saina raha mety ho tonga saina fa aza tonga de atao hoe mifandray ny ann sy ann.Sady efa hoe mihoatra ny loha ny zavatra ataony ka inona no mbola hitavozavozana eo akaikiny?so kou izy manko de mangalatra any de tratra de lazainy fa ianareo namany no iray complisy aminy, ka hoy aho hoe ialao.Fa raha mbola miaraka aminy ianareo dia azoko lazaina fa mankasitraka ny ataony koa.

Hoy manko ilay fiteny izay hoe lazao ahy ny namanao dia ho fantatro ny toetranao.

Raha ireo retraretra lazainao ireo manko ataony daholo,ary mino aho fa raha asaina manao liste i peugeot dia mahita bedebe mihintsy zavatra tsy mety ataon\'ilay namana.Rehefa tsy te hahafantatra sy hijery ny mahatonga azy hanao ireo toetra ratsiny ireo i peugeot,araka io lazain\'i diams io,dia asaivo manantona psy izy hoy ravatorano zay.Rehefa tsy azonareo atoro izy afaka ny adidinareo.
Raha tena namana tokoa ianareo,tsy ny hitsikera ny ataony foana koa no hampiala azy amin\'izay ataony na hampiova azy fa anjaranareo ny miresaka ampilaminana aminy.Sa koa ve milaza i peugeot fa tsy azo ifampiresahana mihintsy ilay akama? inona no hinamanana amin\'izay olona toy izany raha amiko.

Jereo ny source ,raha malazao sy mihintsana ny voninkazo,any amin\'ny fotony no mila tsaboina,:wink:
32. yonikafopl ( 07/03/2008 18:33)
oopss lasa lava be:-D:-D:-D

otran za kou no miditra lalina am le resaky ny mpiakama kleee,

le peugeot ve kalou 205 sa 404 eeeee=))=))=))=))
so manko de mila mitaingina peugeot kely izy entina mankany am psy =))=))=))
aleo memezana kely fa so de miakatra eo ny tosidran i peugeot sady efa asain'ilay akamany manompo foana ,no mbola analako eto ihany koa.
33. yonikafopl ( 07/03/2008 18:44)
Fanontaniana iray apetrako amin'i peugeot hoe

peugeot ve kristiana??

ho anareo any dago any manko misy lanjany ny maha kristiana,sy misy role tokony hataon'ny kristiana manoloana ny olana miseho otranzany eo amin'ny fiarahamonina

ka hoy ny fanontaniako we kristiana ve i peugeot 205 :wink::wink: ialako tsiny fa tiako be manko reny peugeot 205 reny indrindra fa le somary matromatroka ny lokony, ka aza atao mahatezitra raha ampiako 205 le ps ann:-D:-D
34. yonikafopl ( 07/03/2008 19:12)
hitantarako tantara kely nareo,

io resaka 205 sy 404 io manko de tonga tato antsaiko le tantara de aleo tantaraiko kely

nifanena hono izany ny 205 sy ny 404, dia somary nifampikasoka kely ny lohan'ndry zareo,tonga de nivazavaza be ilay 205 we aza miseho milay ranga fa nga nareo ra efa nivoaka talohanay de miseho mandondona be anay eo, de le 404 somary nalemy fiteny no nilaza tsotra hoe fa misy inona? azo ifampiresahana tsotra raha izay fifampikasohana kely toy io, namaly njay 205 we nareo ranga aza miseho milay fa alalana avy aiza no handonanareo ny lohanay aaa, de ozy i 404 we tsy fanahiniako ranga ny nandona ny lohanareo teo a, za nge tia anareo satria samy peugeot tsika e,aza de mivazavaza ranga fa aleo alamina le izy a, fa loza wa fa tonga de ozy le 205 we " Je ne t'aime pas, qui tu es" :-D:-D:-D:-D

HS be le tantara fa na izany aza resaka fiaraha-monin'ny fiara le izy.

tantara ka tantara, resaka daba io fa tsy resaka ps fa so de mahatezitra an peugeot eo ann:wink:
35. peugeot ( 08/03/2008 04:05)
yonikafoplmahafinaritra alou le tatara fa misy imehezana kely e ,ary efa mpanoratra tatara sa mpilalao tatara ?.
36. peugeot ( 08/03/2008 04:21)
diamondra27: ie marina mitsy reo voalazanao reo.

yonikafopl: valin'ny fanontanianao , ie kristianina za , vita batemy , kominio voalohany ,konfirmasio , de mariazy efa atsy ho atsy :wink::wink:

efa talou be kou zany 205 sy 404 revenao zany fa mba ataovy 407 e:D:D:D io zao no malaza , de kolera gris gris e .:wink:

hoy toi oe Mbola averiko ny torohevitro tany aloha hoe, rehefa hita fa tsy milay toy izany ny ataon'ilay akama dia ialao kely izy ho tonga saina raha mety ho tonga saina fa aza tonga de atao hoe mifandray ny ann sy ann.Sady efa hoe mihoatra ny loha ny zavatra ataony ka inona no mbola hitavozavozana eo akaikiny?so kou izy manko de mangalatra any de tratra de lazainy fa ianareo namany no iray complisy aminy, ka hoy aho hoe ialao.Fa raha mbola miaraka aminy ianareo dia azoko lazaina fa mankasitraka ny ataony koa. de vakio tsara any alo any fa efa voalazako any ny momba zany. ary izy azo kozina tsara fa le kozy atsipy aminy no nangatahako ato ane e, fa efa lany bala rora mantsy za ka tena mila hevitra e . Fa tsy araka ny lazainao sy eritreretinao akory yonikafopl.

37. yonikafopl ( 08/03/2008 10:10)
peugeot , ka efa ireo ilay hevitra eee

asaivo manatona psy lery eeeee

na koa rehefa tsy manaiky lery, dia misy hevitra iray koa ity, ny fianakams ny no anontanio tsara, raha mahafantatra ny antony mahatonga izany toetrany izany, anontanio tsirairay so de nisy zavatra nataon'izy ireo nahatonga azy toy izany. De raha tsy mahita lalana any amin'i lery nareo de ovao indray ny paika ee, ny fianakams no asaina miova.

oooooohhhhhhh, c'est dommage raha kristiana i peugeot, raha toy io fanombohan'ny resaka nataonao io no ataon'nizany atao hoe kristiana. tonga de mitsara be we wa wa wa . Tokony halemempanahy amin'ny maha kristiana no entinao hananarana ny namana, fa tsy fanoharana azy amin'ny zavatra ratsy akory.:(
38. peugeot ( 10/03/2008 08:15)
yonikafopl:misaotra betsaka aminy le hevitra ,fa saingy sarotra amiko alo ny hanotany anizany amin fianakams e ,lery no akama .
izany oe rahakristianina zany de tokony ho entina aminy halemempanahy doly zvt retra aminy yonikafopldiso be zany eritreritrao zany ,tadidio fa ny fahalemempanahy natao taminy no nahatonga azy nanao io toetrany hafahafa io
39. yonikafopl ( 10/03/2008 08:36)
Asa na mifandray ny ati-dohany sy n tranon'ny malotony


,
manina ela mbola mitndra ny anarana napetak'izy ireo iany


Ireo ve no tokony ho fisainan'izany atao hoe kristiana?????
40. peugeot ( 10/03/2008 12:48)
ary yonikafopl:ve alou kristianina ? fa toa za foana no anotanianao io fanotaniana io e mba valio alou oe za azafady?.
na kristianina ary za nge olombelona ihany e fa ialako tsiny ra tsy mety aminao le lohaevitra .
aleo ajanona atreto ary io lohaevitra io rs io no manafitohina any yonikafopl,sady efa notenenina ko lery ho any aminy psy ka asa ra ande na tsia fa de misaotra betsaka aminy torohevitra nomenareo retra reny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2686