Asa na mifandray ny ati-dohany sy n tranon'ny malotony

41. yonikafopl ( 10/03/2008 14:25)
peugeot tsara rehefa niteny azy hanatona psy ianareo ka,

hovaliako ihany ny fanontanianao hoe kristiana ve aho sa tsia, fa koa ambarao amiko hoe inona no hatao hoe kristiana amin'i Peugeot?:wink:

Raha ny toetran'ireo olom-pantatro,ao anatiny koa i peugeot amin'io lohahevitra io :-P no atao hoe Kristiana dia sahy aho milaza aminao fa TSY KRISTIANA. Tsy tiako akory ny hiantsoan'ny olona ahy hoe Kristiana.
42. peugeot ( 10/03/2008 15:42)
tsy azoko ny tianao tenenina aminy oe [/b].
ny fahafatarako ny atao oe kristianina alo de catholique romanina sy protestanta ireo ihany no kristianina fa ireo no manaraka any kristy ny fahafatarako azy io fa ahitsio aho ra diso an fa akoatra ireo de tsy kristianina amiko na de catholique orthodox aza de tsy kristianina amiko fa raha diso aho de ahitsio
43. Veloo ( 12/03/2008 01:10)
peugeot mba nisy fiovana ve ilay bandy? Efa nande any @ dokotera?
44. peugeot ( 12/03/2008 08:57)
veloo: efa notenen izy ka anjarany sisa ny mieritreritra , fa efa nokozinay izy mba anakombona ny vavany fa tsy itatatata sy manala-baraka tena sy manozona ny fianakamsany aty aminay akamany fa mamenatra sisa. Misaotra anzay namal e :D
45. Veloo ( 13/03/2008 16:45)
peugeot [ Valio ] 12-03-2008 09:57:25
Lohateny : Re : Asa na mifandray ny ati-dohany sy n tranon'ny malotony
veloo: efa notenen izy ka anjarany sisa ny mieritreritra , fa efa nokozinay izy mba anakombona ny vavany fa tsy itatatata sy manala-baraka tena sy manozona ny fianakamsany aty aminay akamany fa mamenatra sisa. Misaotra anzay namal e


oh ok, tsara izany , mila mivavaka ho azy ny rehetra ka isika inclus ao ko :-*
46. mmmhh ( 15/03/2008 06:33)
Ny olona ohatr'reny matetika le mampihantana be lôtra; efa nahita cas ohatr'zay zà; fa reefa tsy afaka manantanteraka ny sitrapony intsony le fianakams de hataony mahamay;
le fomba nitaizana azy mintsy no tsy mety; tsy ratsy ny mammpihanta zaza fa reefa diso ampihantana lôtra de tsy maintsy miafara @ zany;
47. peugeot ( 15/03/2008 08:46)
mmmhh:de tsy aiko alo ze tena fomba fitaizany fianakams ao ,fa ra ny zvt hitanay aty ivelany de tsy mihanta zany lery fa tsy fantatra marina e ,ka na ny fivavahana ary tsy tian'ny lery koa inn no aminy
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1714