Ifonako - GLR
1. kilimity1
(
03/03/2008 19:05)
Soa mba misy manana io hira io. Misaotra mialoha.
novalian'i kantokoely ny 05/03/2008 18:37
2. kantokoely
(
03/03/2008 22:41)
tsara tokoa r'ise io hira io an! tena mampitomany indro ary dia ataovy amin'ny feo avo (l)^:^^:^=D=D
Ray ô! ifonako aminao anio
Ny hadalàna efa vitako Ray ô
Taminao dia taminao
Taminao no nanotako Ray ô ô
Ifonako
Ray ô! ifonako aminao anio
Mandohalika anatrehanao aho Raiko ô
Ray ô! Iza intsony moa
no hamela ny helok' efa vitako
Afa tsy ianao, k'ifonako
Ref:Mahery loatra anie ny adim-panahy
Ny adin-tsaina koa mandreraka ahy
Mitambatra avokoa
Mavesatra ao an-doha
Matetika no mampamoy fo
Kanefa feno fandrika avokoa
Ny làlana alehan'ny tena a a a a
Soa fa mbola tao Hianao
Eny hataramin'izao
Ka mbola ity aho Andriamanitra, Ray ô!
An-dranomaso no anehoko ny fifonako
Ka mamelà ny hadisoako ianao
Raha toa ety,tsy misy mila ahy intsony koa
Dia aiza indray moa no alehako Ray ô!
Raha miala izay mety mandao
Matoky aho Raiko tia, fa mbola manana anao
Hanampy ho ahy.
ooooooooooo
Ray ô! ifonako aminao anio
Ny hadalàna efa vitako Ray ô
Taminao dia taminao
Taminao no nanotako Ray ô ô
Ifonako
Ray ô! ifonako aminao anio
Mandohalika anatrehanao aho Raiko ô
Ray ô! Iza intsony moa
no hamela ny helok' efa vitako
Afa tsy ianao, k'ifonako
Ref:Mahery loatra anie ny adim-panahy
Ny adin-tsaina koa mandreraka ahy
Mitambatra avokoa
Mavesatra ao an-doha
Matetika no mampamoy fo
Kanefa feno fandrika avokoa
Ny làlana alehan'ny tena a a a a
Soa fa mbola tao Hianao
Eny hataramin'izao
Ka mbola ity aho Andriamanitra, Ray ô!
An-dranomaso no anehoko ny fifonako
Ka mamelà ny hadisoako ianao
Raha toa ety,tsy misy mila ahy intsony koa
Dia aiza indray moa no alehako Ray ô!
Raha miala izay mety mandao
Matoky aho Raiko tia, fa mbola manana anao
Hanampy ho ahy.
ooooooooooo
5. kantokoely
(
05/03/2008 18:37)
hummm taiza akia no nahitanjy anio ry kanto
efa elabe io no haiko kah fa hirahiraiko foana
efa nampidiriko ao io hery a fa tsy haiko na eken-jareo na tsia
