manivana

1. xxx ( 01/03/2008 05:28)
inona no tsara sivana paoman'ambohimanarina sa tsipy kitain'ny gara ?=))=))=))=))
novalian'i xl ny 21/03/2008 17:04
2. ainaheri ( 01/03/2008 06:26)
ngah misy tseanana poma any ambomanarina?:roll: Ny ahy le tiko ny amidy etsy @ ptt vitesse ,ao enao misivana zay tinao:-D:-D:-D ny golden ny tsara=))=)) D miodina ao ambadiky gara enao refa manipitsipy azy otran'ny kitay:-D:-D:-D
3. penina ( 01/03/2008 20:03)
ny tsipy kitain'Amboma.
4. Kwasi ( 01/03/2008 20:44)
Ahoana koa zany hoe paoma sivanina izany le?:-D:-D
5. Veloo ( 02/03/2008 01:33)
za ry reto tsy mi-compra a:(:°):°)
6. ainaheri ( 02/03/2008 07:44)
Kwasi:

Ahoana koa zany hoe paoma sivanina izany le?:-D:-D


Nalaiko arak'heviny ary ko naodiko ny ahy hihi ilay paoma no tsy arako(sivanina):-D:-D,te hiteny giligili ngamba xxxxx d ataon'lery tsy ampy metatra ny resany:-D:-D:-D


Veloo,azon'là fona io refa ka :-D:-D

7. Papoose ( 02/03/2008 10:27)
misy te hanao seleky ndray ato zany8):-D
8. Kwasi ( 03/03/2008 11:33)
Mahery enao ra-xxx a.=))=))=))

Ny sivana poara n'i Bira koa lesy toa tsara ko.:-D:-D
9. Veloo ( 03/03/2008 15:58)
Veloo,azon'là fona io refa ka

tsssssss mbola tsy mazava mihitsy lesy a:(
10. Jeankely ( 04/03/2008 05:12)
Vao manao xxx dia hita fa matahotra sy menatra fa hoe afaka velarina ny resaka dia tairina. Maninona raha tsorina hoe tia hanao resaka firaisana dia vita. Dia rehefa mahay koa ka bevohoka dia lazaina koa hoe tokony azo atao tsara ny manala zaza. Ny "specialiste" anie ka tsy maninona fa ny mpanarak'efa no mahamay amin'io resaka firaisana io. Amin'ny firenena misy SIDA sy aretana fitaivampananahana rehetra dia any ambanivohitra no misy betsaka satria ny sivana hay nefa ny fiarovana tsy hay. Hisy halaza sahalan'ireo voajanahary mamatotra lambahoany ve raha sivana saingy any no betsaka ny karazan'aretina. Ny gazety no nahitako ny tarehimarika ary mbola nohamafisin'ny Ministry ny Fahasalamana Malagasy.
11. xxx ( 04/03/2008 08:22)
toa tsy nahazo valiny aho izany kale fa ny efa nandramako aloha de le tsipy kitain'i gara fa tena tsara raha matanjaka le sipa e
12. Jeankely ( 04/03/2008 09:26)
Efa xxx ianao koa reveo ny resaka x ary. Malemilemy ngaha ny sipanareo? Toa nareo hono no tsy maharaka rehefa tena manivana izy no rehako.=))=))=))
13. Veloo ( 04/03/2008 19:22)
14. ikaretsaka ( 05/03/2008 00:11)
[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Reflexion/I_13SL%7E1.GIF[/IMG]
15. Papoose ( 05/03/2008 12:43)
dodo zazah oh!! dodo zazah ohhh!:-P
16. naughtyboy ( 05/03/2008 17:57)
=))=))=)):-$:-$zafady hay tko mo Papoose mbola matory sao taitra eo=))=))
17. ari.malala ( 06/03/2008 14:02)
=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))
18. Papoose ( 06/03/2008 20:20)
naotyboy, za tsy matory fa mampatory an'Ika fa jereo izy io efa manoaka be fotsiny io no ataony.:-D:-$
19. Kwasi ( 08/03/2008 12:47)
xxx:
toa tsy nahazo valiny aho izany kale fa ny efa nandramako aloha de le tsipy kitain'i gara fa tena tsara raha matanjaka le sipa e


Zany hoe mila matanjaka tsara zany le vavahadin'ny gara? Ka tsy mety ho tapaka tampoka ve ny kitay raha ohata ka?
=))=))
20. Papoose ( 08/03/2008 18:50)
vavahady efa migorobaka koa zany sa efa arefesina ny hidiny?=))=))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5112