fichier .dll tsy ao hono...

1. ari.malala ( 29/02/2008 12:30)
Miarahaba e,

Misy izany fichier .dll izany hono tsy ampy amin'ity machine iasako ity ka inona no tokony atao? ilay izy aloha izany de machine efa ntaolo be:-D pentium75 de tsy haiko izay azo atao aminy... ay, d nanandrana ni telecharge msn messenger le version taloha b ireny za, de tonga de mamoaka message d'erreur hoe manin manin bootstrap moa! de ts haiko hoe inona koa no azo atao! misaotra mialoha! (ny tenako dia mitsotra fa tsy mahay izay lohany sy vodiny amresaka informatika fa mba mahay mikitika sourus sy clavier de zay ftsn:P)
2. Kwasi ( 29/02/2008 19:37)
Raha ohatra ka teneniny eo ny anarany dia alaivo any @ machine hafa.
3. todisoa2 ( 01/03/2008 14:17)
d vaut mieux formater tn ordi. D mampiditra système d'exploitation vaovao. Na manaova mis a jr na récuperassion automatique des données. Andramo ka izahao fa mlay b reo
4. Rasiligaoma ( 02/03/2008 07:15)
pentium 75 ve hahazaka os vaovao?
5. ari.malala ( 03/03/2008 08:24)
todisoa2, efa impiry no formatterna izay ity machine ity!! ts mahazaka afa ts win98 re e:P:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1236