Ny fo no mamela ary ny fo ihany koa no mandratra olona

1. niryna ( 29/02/2008 20:18)
Ahoana tokoa izany e sady mamela olona no mandratra olona ilay fo kanefa tsy miteny na manao fihetsika sa ahoana no mahatonga an'izany,ny saina sa ny eritreritra no mahatonga an'io ?
novalian'i mangidy ny 11/04/2008 11:40
2. niryna ( 01/03/2008 05:23)
Ny vava no miteny ka mety mitondra tso-drano ny olona izany teny izany,ny sofina no mihaino kanefa dia ny fo no faly fa nahazo fahasoavana sy fampaherezana ohatra.
Raha misy olona indray miteniteny manao vava mahery dia mihaino ihany koa ny sofina,ny maso no mibanjina mandinika ilay fihetsikin'ny olona ary ny saina no mamerimberina ilay teny nataony ka ny fo no malahelo na maratra.
Raha ohatra ka atao mitovy ireo dia afaka mifaly izany ny fo ary afaka malahelo na mitomany e.
Koa raha ataoko hoe tsy raharahiko ilay teny dia mbola malahelo na maratra ihany ve ilay fo?
3. tess ( 01/03/2008 07:56)
misy ny olona mora aminy ny mandratra olona dia mora aminy no mody mifona de izany fona! :xtssssssssss
4. todisoa2 ( 01/03/2008 13:35)
io alou d samy manana ny toetrany ny olona e. d ts azo ifanomezan-tsiny oe aôna na aôna. Fa raha mis dette morale t@ fihetsika natao d aleo mantan an'ilay olona niharany fôna. Izay le iz ra-nyry a:lol::lol:
5. niryna ( 01/03/2008 18:20)
tess:

misy ny olona mora aminy ny mandratra olona dia mora aminy no mody mifona de izany fona! :xtssssssssss

tsss....marina izy izany :D

6. niryna ( 01/03/2008 18:22)
todisoa2:

io alou d samy manana ny toetrany ny olona e. d ts azo ifanomezan-tsiny oe aôna na aôna. Fa raha mis dette morale t@ fihetsika natao d aleo mantan an'ilay olona niharany fôna. Izay le iz ra-nyry a:lol::lol:

misy olona kosa aloha tsy afaka miteny satria misy tsy mahay miteny na matahotra na tsy aiko fa ny ranomasony fotsiny no mirotsaka ary rehefa anontaniana dia mikifika fotsiny ny lohany :wink:
7. ikaretsaka ( 03/03/2008 00:53)
tess:

misy ny olona mora aminy ny mandratra olona dia mora aminy no mody mifona de izany fona! :xtssssssssss

ilay ilay atao heo olona clignogtant.. manao de mifona de manao de mifona de manao de mifona
8. tsiafoi1 ( 03/03/2008 06:33)
Tess :
misy ny olona mora aminy ny mandratra olona dia mora aminy no mody mifona de izany fona!

Ka tsy efa zava-dehibe aloa ve le mbô mahalala mifona, fa misy sady manao no tsy mahalala mifona mihitsy, iny no tena mandratra fo.

ny tenin'ATRA aza miteny we, "Raha manota aminao 7 X 77fois ny rahalahina anio, de tokony mamela azy 7 X 77fois koa enaoManeho ny toetrantsika olombelona izany.
9. ANARIM ( 03/03/2008 07:24)
nisy namana 1 zay, ouziz tamiko : avelako ny helokao taminy mba ahafahanao manao heloka hafa vaovao miaraka amiko... euhhhh

sarompantarina ny ao am-po ao e! fa misy hita maso sy azo tsapaintanana ihany ny fifaliany sy ny fijaliany, d asakasak'izay hanao fanahy iniana hanao tsinotsinona ireo sentiment ireo, na tsy hita maso mivantana aza... tsapa sy re eny ihany...
10. niryna ( 03/03/2008 17:50)
ikaretsaka:

tess:

misy ny olona mora aminy ny mandratra olona dia mora aminy no mody mifona de izany fona! :xtssssssssss

ilay ilay atao heo olona clignogtant.. manao de mifona de manao de mifona de manao de mifona

dia mody hoe tsy ny olona no miady fa ny soratra :D
11. niryna ( 03/03/2008 17:54)
tsiafoi1:

ny tenin'ATRA aza miteny we, "Raha manota aminao 7 X 77fois ny rahalahina anio, de tokony mamela azy 7 X 77fois koa enaoManeho ny toetrantsika olombelona izany.
hay ilay fifonana misy samy hafa ry tsiafoi1
Ny ahy izao dia toy ny eritreretako ny an'ny tenako hoe mifona aho dia miteny an'ilay olona,hay ao ny manao fihetsika, ao ny manome rose mena,ao ny manorokoroka raha zanaka ao an-trano na ny olona ao an-trano ohatra dia manao couvert sy sakafo eo ambony latabatra fa tsy miteny,iza no nahalala an'izany ? :D

12. niryna ( 03/03/2008 17:58)
ANARIM:

nisy namana 1 zay, ouziz tamiko : avelako ny helokao taminy mba ahafahanao manao heloka hafa vaovao miaraka amiko... euhhhh

sarompantarina ny ao am-po ao e! fa misy hita maso sy azo tsapaintanana ihany ny fifaliany sy ny fijaliany, d asakasak'izay hanao fanahy iniana hanao tsinotsinona ireo sentiment ireo, na tsy hita maso mivantana aza... tsapa sy re eny ihany...

:D marina izany.
Dia ahoana no fanehoanareo izany fifonana izany ?Misy manao toy ny ireo voalazako eo ambony ireo ve?
Ny zanaka no miteny hoe mifona aho neny fa tsy hanao intsony ,,,,ary raha mbola manao dia atao ahoana ? dia kapohana :cry:

13. ikaretsaka ( 04/03/2008 02:52)
ny anay aloha rehefa hoe tsy hanao intsony dia miezaka ny tsy hanao intsony tokoa e.. fa tsy heo rehefa mifona fa tsy hanao dia mbola manao
14. niryna ( 04/03/2008 06:03)
ikaretsaka:

ny anay aloha rehefa hoe tsy hanao intsony dia miezaka ny tsy hanao intsony tokoa e.. fa tsy heo rehefa mifona fa tsy hanao dia mbola manao

filamatra kosa ika izany .izay no maha olombelona ,manao ny tsy mety dia miezaka ny hanarina an'iny dia misy indray ny hafa :D

15. ANARIM ( 04/03/2008 12:36)
sarotra e! fa ny manao fanahy iniana handratra no meloka indrindra...
on peut faire du mal aux gens qu'on aime sans le vouloir
d an'ny tsi-1-1 ny mandanjalanja oe hatreto azoko avela heloka, hatreto efa tsy mety intsony...
zà manokana be fitiavana , d hatramizay zà mora mamela heloka... mbola mety hidona am pôtô ihany fa zakaiko ny ahy... raha sanatria... noho ny fitiavako azy.. na d noratrainy aza aho...
16. niryna ( 05/03/2008 05:53)

:cry: mampitoma kely hianao izany.
:D tsy misy toy ny manana fitiavana mizara e,sy mamela indrindra moa izany hoe fahavalo izany.Toy ny hoe ny havana manankarena nanao tsinotsinona ohatra,rehefa miodina ny fiainana lasa ireny indray no miova satria ilay havana mahantra tsy nitazona am-po fa vao maika nanaja azy ireny dia izay vao tonga saina hoe hay ve tsy nisy dikany akory no nanaovako an'ireny toetra ratsy ireny.
Santionany io ary izay no ilaina hamelana hatrany satria raha mahita an'iny olona iny hianao ka tsy namela azy dia mitombo ny hatezerana,sa tsy izany?

17. ANARIM ( 10/03/2008 07:24)
niryna : ka zay ny ahy ny safidiko, zà aloha rehefa mahatsapa fa diso dia "mifona", arakaraky le zavatra miseho no anehoako le fifonako, mety ho teny, mety ho fihetsika sns sns
18. ari.malala ( 10/03/2008 08:26)
niryna:

:D tsy misy toy ny manana fitiavana mizara e,sy mamela indrindra moa izany hoe fahavalo izany.

tena otran'ny mbola sarotra b amko alou zany e!:oops: indrindra ka hoe nahadona mafy ahy nihatra t@ aiko ilay olona...
19. ANARIM ( 10/03/2008 12:29)
ari.malala:

tena otran'ny mbola sarotra b amko alou zany e!:oops: indrindra ka hoe nahadona mafy ahy nihatra t@ aiko ilay olona...

rehefa tena tratrany ndriko tsy mahateny an'zany... aza mba voany fotsiny ngamba...
asa re...
20. niryna ( 11/03/2008 04:12)
ANARIM:

niryna : ka zay ny ahy ny safidiko, zà aloha rehefa mahatsapa fa diso dia "mifona", arakaraky le zavatra miseho no anehoako le fifonako, mety ho teny, mety ho fihetsika sns sns

marina izany ka toy ny mibaby ny heloka ihany io raha tsy misy olona hifonana an'izany ohatra,ka raha tsy mahalala ny mifona isika dia manaraka ilay izy. :D

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0413