Ampidiro aloha ny tenimiafina
Ny fo no mamela ary ny fo ihany koa no mandratra olona
21. niryna
(
11/03/2008 04:20)
ari.malala:
[quote=niryna]
:D tsy misy toy ny manana fitiavana mizara e,sy mamela indrindra moa izany hoe fahavalo izany.
tena otran'ny mbola sarotra b amko alou zany e!:oops: indrindra ka hoe nahadona mafy ahy nihatra t@ aiko ilay olona...
Marina tanteraka izany ry ari-malala a.
Hoy ilay olona izay hoe ahoana no ataoko hamelako ilay olona izay tena noratraiko kanefa tsy hitako intsony na tsy sahy ho any aminy aho hibebaka fa tsy nety ny nataoko?
Dia hoy ilay olona iray izay hoe :alaivo ny seza dia mipetraha manoloana an'io seza io ka mivavaha,mangataha famelan-keloka amin'Atra dia averino ho henon'Atra eo ny zavatra rehetra nataonao taminy.Hianao izany hoy izy nibebaka tamin'ATra fa tena tsy nety ilay izy.Toa tsy ratsy aky izany an.
Dia mieritreritra indray aho hoe raha tsy hitan'ilay olona intsony ilay nandratra azy na noratrainy ka raha mivavaka na hifona amin'Atra ilay olona,na isika mihitsy no mamela ilay olona,toa maivana ilay izy ka.Tsy mora hoy aho an,fa miankina amindry ihany io ,ataovy toy ny havana maty ohatra izay tsy hiverina intsony na inona ataontsika na inona no nataony antsika,na inona fitiavantsika azy hijanona ety an-tany dia tsy maintsy mandeha izy.
Sa ahoana voafafa ve ilay ratra?
22. lilbon
(
11/03/2008 07:52)
mifona ?? mifona refa resy ,na naharatra olona fanahy iniana na tsy fanahy iniana
mifona ?? mandefitra io foana no mety raha mbola mitady fihavanana .
mifona ?? mandefitra io foana no mety raha mbola mitady fihavanana .
23. ari.malala
(
11/03/2008 12:00)
ANARIM, ts haiko alou fa za tena rancunière b mints e! fantatro tsara mints fa defaut ilay izy, mety ho efa anaty rà mitsn kou aza izay no nilazako hoe sarotra b amko ny hamela fahavalo izany indraindra ka hoe nahadona ana nihatra t@ aiko ilay olona. Aza mba voany hoy indry, fa efa tratra aky za a! fa mandrak'ity ny androany mbola mitambitamby amiko ilay olona fa za efa ts te hierika anazy tsony mints!
24. niryna
(
12/03/2008 02:20)
lilbon:
mifona ?? mifona refa resy ,na naharatra olona fanahy iniana na tsy fanahy iniana
mifona ?? mandefitra io foana no mety raha mbola mitady fihavanana .
marina tanteraka izany,fa ny vavy hono dia mora aminy ny miteny ny alahelony sy milaza izay tsy mety ataon'ilay olona manao ratsy aminy fa ny lahy toa tsy dia misy mifona :D firy ,marina ve izany.Ny vavy mantsy emotional be ary ny lahy actif indray hihi
25. niryna
(
12/03/2008 02:26)
ari.malala:
ANARIM, ts haiko alou fa za tena rancunière b mints e! fantatro tsara mints fa defaut ilay izy, mety ho efa anaty rà mitsn kou aza izay no nilazako hoe sarotra b amko ny hamela fahavalo izany indraindra ka hoe nahadona ana nihatra t@ aiko ilay olona. Aza mba voany hoy indry, fa efa tratra aky za a! fa mandrak'ity ny androany mbola mitambitamby amiko ilay olona fa za efa ts te hierika anazy tsony mints!
ari-malala a,marina tanteraka ny tenindry,mety manana rancune marina indry,kanefa ataovy ny fanontaniana hoe inona no tombotsoa ho ahy hitazona an'iny alahelo iny? Ilay izy ao anaty,ary ny tenantsika dia afaka manova izay toetra tsy tiantsika isika,tsy vitantsika irery anefa ilay izy fa mila mivavaka mafy ,mila mamaky baiboly mafy ary mila mampihatra izany mafy.Raha tian-dry dia afaka omeko andry daholo ny lisitry ny teny ao amin'ny baiboly raha ohatra ka misy olona mandra,raha ohatra ka misy alahelo tsy mety afaka,raha ohatra ka miezaka ny mitia ny fahavalo kanefa tsy mety mitia azy.Tsy mora hoy aho an,fa mila ezaka sy finoana mafy an'i kristy ilay izy.Tsy dia hitariko loatra ilay izy fa mety misy tsy mpino fa fantatro indry fa mino an'Atra dia izany no hitenenako azy eto.Eritrereto foana ilay fahoriana nahazo an'i kristy teny an-dalana hofatsihana,nibaby ilay hazofijaliana,ary ilay nofatsiana velona ka nomena vinaingotra ,eritrereto ireny dia halefako moramora ny fondry.Mafy tsy misy toy ireny kanefa izy mbola afaka nivavaka tamin'ny rainy hoe Ray o mamela ny fahotany fa tsy fantany izay ataony.
mahereza
26. Papi1967
(
12/03/2008 10:50)
Amiko dia izao no ohatra azoko omena mba hampazava azy tsara:Raha mandratra olona iray ianao, dia mitovy amin'ny mametraka diam-patsika eo amin'ny hazo iray ;ka ny fantsika no niala fa ny diany mijanona eo foa dia toy izay rehefa mandratra olona iray na mifoan aza dia aza hadino fa ny ratra navelanao mbola mamela takaitra ho an'ilay voaratra;
koa samia miezaka mba samy hanao ny tasara hatrany e!
koa samia miezaka mba samy hanao ny tasara hatrany e!
27. ari.malala
(
13/03/2008 08:21)
ka io voalazan'i papi1967 io mitns ny marina e! ny holatr'ilay ratra tsy miala fa mitoetra eo mandrakizay...
28. fahamarinana
(
13/03/2008 08:30)
niryna:
Raha tian-dry dia afaka omeko andry daholo ny lisitry ny teny ao amin'ny baiboly
:arrow:niryna stp mba andefaso an'io aho azafady akia fa tena ilaiko,alefaso am hafatra raha mety ho lava be an.Misaotra mialoha.:-*(l)
30. niryna
(
16/03/2008 18:24)
fahamarinana:misy karazany maro ka inona avy ny lisitra tianao?
niryna:
Raha tian-dry dia afaka omeko andry daholo ny lisitry ny teny ao amin'ny baiboly
:arrow:niryna stp mba andefaso an'io aho azafady akia fa tena ilaiko,alefaso am hafatra raha mety ho lava be an.Misaotra mialoha.:-*(l)
ohatra hoe famonjena,Fanahy masina,finoana,famelan-keloka,fitiavana,fahatezerana,fahasitranana,sns,, na hafa,izay tianao fa omeko daholo
31. comptezo
(
23/03/2008 13:42)
Faly de faly ny fo ry zareo mahitanareo maro là tak'izao....8O: lol::lol:
Mila fandeferana fotsiny le izy de mande oazy...
Mila fandeferana fotsiny le izy de mande oazy...
32. mangidy
(
11/04/2008 11:40)
Ny (l) rano mafana dia mety andoro ka mety ahamay.... rehefa mandinika ilay hadalany manenina indray :-D :-D kanefa ANDEHA RE MBA HIFAMELA ........ MBA TSY ARAHINTSETO......
