Fahazarana sa toetra ny mangalatra?

1. niryna ( 29/02/2008 20:16)
Tsy ny olona mahantra ihany no mangalatra fa na dia olona manankarena aza dia mahita alaina eny amin'ny mpivarotra.Fahazarana ve ilay izy sa toetra sa inona no antony?
novalian'i niryna ny 09/03/2008 00:55
2. ainaheri ( 29/02/2008 20:42)
Samy miasa aby io toetra io refa manao anzany ny oul,ary matetika ny manankatao no mangalatra zvtr tsisy dikany,donc sady toetra no fahazarana; tiatiakely,ao ndray mo entin(ny tsy fananana
3. tafita ( 29/02/2008 20:48)
TOETRA RATSY
4. menalamba ( 29/02/2008 20:57)
Misy aretina mihintsy koa toy ireo cléptoman izany..
5. tess ( 29/02/2008 21:14)
fahazarandratsy- aretina- ny voan'ny hoe tsy maintsy-
6. ravaomariakely ( 29/02/2008 21:30)
Misy tokoa ny hatao hoe : cleptoman.
Izy io d aretina te hangalatra foana, tsy d zvt goavana kanefa no alain'izy ireo matetika fa lay mandinindinika ireny ihany.
Misy sipa zay zanaka mpanana tany dago d izy voan'io aretina io, mangalatra kavina sy lokomena izy d zarainy @ namany avy eo fa izy tsy mitazona ny halatra ho azy zany mitsy fa fafinaretana ho azy fotsiny lay mangalatra.
Misy madama zay njay tratra nangalatra lokomena sy slip tao @ champion tany dago, ny tena mampiomehy d vadina ministra anefa i madama kely, hihihi! Mbola tsy ampy angamba ny karaman'ny dada! hahaha!
7. menalamba ( 29/02/2008 22:33)
Ie tadidiko iny fa toa navoakan'ny gazety mbamkan'ny anarany .Tena misy manala-baraka bé ,ny olona an,misy rangahy mipetraka eto ankaikinay izay ,tsy nampoiziko fa tena nipararetra aho ,sendra niaraka taminy tany @ roi merlin,mangalatra lé montana!!! Feno ny kibony sy ny paosiny ,navoakany rehefa tonga tany anaty fiara.Tsy hitako akory ny nanaovany izany,fa natahotra aho nieritreritra avy eohoe raha tratra teo izy izany dia izaho koa no sahala @ namany voaroiroy teo.Nialako alavitra nanomboka teo:evil:
8. booboo ( 29/02/2008 22:43)
Menalamba > hihihihihi saika tsy haiko namaky ilay " montana " nosoratanao fa noheveriko fa ilay resto any @ ile-de-france hihihihihihihihi.
9. Rasiligaoma ( 01/03/2008 05:49)
niryna:

Tsy ny olona mahantra ihany no mangalatra fa na dia olona manankarena aza dia mahita alaina eny amin'ny mpivarotra.Fahazarana ve ilay izy sa toetra sa inona no antony?



aretina..
10. niryna ( 01/03/2008 05:54)
ainaheri:

Samy miasa aby io toetra io refa manao anzany ny oul,ary matetika ny manankatao no mangalatra zvtr tsisy dikany,donc sady toetra no fahazarana; tiatiakely,ao ndray mo entin(ny tsy fananana


Mijery ireny tovovavy mirijarija be ao amin'ny holywood ireny ny mpijery TV.Iza no manampo hoe olona manana trano ngezabe ,fiara,harena kanefa mangalatra soutient?

11. niryna ( 01/03/2008 05:57)
tafita:

TOETRA RATSY

Mangatsia indray ny andro,naneno ny" metal detector" tao amin'ilay mpivarotra,nosavain'ity mpiambina ilay zaza eo amin'ny 12 taona angamba ilay izy ,variana izahay fa feno ba kiraro tany anatin'ny pantalohany,ary sous-vetement sy short fanao anatiny.Nalain'ilay rangahy fotsiny ny entana dia nalefany ilay zaza :oops:

12. niryna ( 01/03/2008 06:00)
menalamba:

Misy aretina mihintsy koa toy ireo cléptoman izany..

Vokatra ny voankazo ,noentin'ity ramatoa niantsena ireto zanany telo mianadahy,nihodikodina izy ary tapitra ny antsasan'ilay packet nomeny ny zanany,tsy nisasa akory ilay voankazo. :cry: Tsy vitan'izay fa voankazo tena lafobe ilay izy.
Ny voaloboka izany moa dia mitsaingoka sy mandroaka amin'ny tanana daholo izay mandalo :lol:

13. niryna ( 01/03/2008 06:03)
ravaomariakely:

Misy tokoa ny hatao hoe : cleptoman.
Izy io d aretina te hangalatra foana, tsy d zvt goavana kanefa no alain'izy ireo matetika fa lay mandinindinika ireny ihany.
Misy sipa zay zanaka mpanana tany dago d izy voan'io aretina io, mangalatra kavina sy lokomena izy d zarainy @ namany avy eo fa izy tsy mitazona ny halatra ho azy zany mitsy fa fafinaretana ho azy fotsiny lay mangalatra.
Misy madama zay njay tratra nangalatra lokomena sy slip tao @ champion tany dago, ny tena mampiomehy d vadina ministra anefa i madama kely, hihihi! Mbola tsy ampy angamba ny karaman'ny dada! hahaha!

aretina izany ilay izy e,fa indraindray tsy fahampiana dia lasa mitarika aretina?
Nisy ankizy vavy kely izay koa tratra nangalatra chocolat tao amin'ny toeram-barotra iray ary dia feno dian-kapoka ny tongony ary izy anefa toa tsy mba manao pantaloha fa jupe foana no nanaovany,toa tsy mino ny tena hoe nangalatra ilay zaza,tsy sahy nanontany koa fa dia ny resaka no nandeha.

14. niryna ( 01/03/2008 06:07)
menalamba:

Ie tadidiko iny fa toa navoakan'ny gazety mbamkan'ny anarany .Tena misy manala-baraka bé ,ny olona an,misy rangahy mipetraka eto ankaikinay izay ,tsy nampoiziko fa tena nipararetra aho ,sendra niaraka taminy tany @ roi merlin,mangalatra lé montana!!! Feno ny kibony sy ny paosiny ,navoakany rehefa tonga tany anaty fiara.Tsy hitako akory ny nanaovany izany,fa natahotra aho nieritreritra avy eohoe raha tratra teo izy izany dia izaho koa no sahala @ namany voaroiroy teo.Nialako alavitra nanomboka teo:evil:

=))
Aza mahavoa ny goavy manta a.Nisy olona iray izay indray tena faingafainga tanana izy ary dia notenenin'ny olona izany ka sendra nampidirin'ilay olona tao an-trano tany anaty akanjony ny famataranandrony ary raha vao lasa ilay olona dia nipenopenona nitady ilay famantaranandro izy.Tonga dia ilay olona faingafainga tanana no noeritreretiny ary tsy vitan'izany ihany fa natsoina mihitsy ilay ramatoa.=)) "Angaha izaho hoy izy raha mahantra dia angalatra ny famataranandronareo" Hay ilay izy tany anaty paosy =))
15. niryna ( 01/03/2008 06:09)
booboo:

Menalamba > hihihihihi saika tsy haiko namaky ilay " montana " nosoratanao fa noheveriko fa ilay resto any @ ile-de-france hihihihihihihihi.

:D izaho koa sadaikatra kely namaky an'io.
Efa nahita olona ve hianareo nanakina tamboha niakatra ny lavarangana ary hitanao izao ilay izy fa ny tena mbola kely dia tsy sahy niantso,lasany teo daholo ny akanjonay niahy nandritra ny alina.Maraina ny andro tsy nisy na inona na inona? :cry:

16. niryna ( 01/03/2008 06:13)
Rasiligaoma:

niryna:

Tsy ny olona mahantra ihany no mangalatra fa na dia olona manankarena aza dia mahita alaina eny amin'ny mpivarotra.Fahazarana ve ilay izy sa toetra sa inona no antony?



aretina..


Ny ahy indray dia rehefa miantsena aho ka any amin'ny sinoa no tena manao an'izany ry zareo a,ampitombony ny isan'ilay zavatra vidiko na misy zavatra tsy novidiana kanefa tafiditra.:evil:
Na koa ilay poids tonga dia asiana marika mihoatra
Ny sasany moa mivarotra vary amin'ny kapoaka pepoana ny vodiny sitrany ahay.
Ny karana eo Tsaralalana indray dia anasorany ny entana izay tokona ao anatin'ilay baoritra dia amidiny manokana. :evil:

17. antigone ( 01/03/2008 08:53)
tafita:

TOETRA RATSY



Misy ko aretina ny fangalarana de misy ko ny atao hoe fashion victim:{
18. Kwasi ( 01/03/2008 11:38)
Mangalangalatra, faingampaingatanana @ zavatra tsy ilainy akory = aretina, cleptomanie

Mangalatra zavatra tsiriritina = toetra

Tsy mifidy toerana hangalarana = fahazarana

Mangalatra noho ny hanoanana = voaterin'ny fiainana

Mangalatra ho an'ny hafa = mikarama

Maniraka mangalatra = Business
19. todisoa2 ( 01/03/2008 13:10)
niryna:

Tsy ny olona mahantra ihany no mangalatra fa na dia olona manankarena aza dia mahita alaina eny amin'ny mpivarotra.Fahazarana ve ilay izy sa toetra sa inona no antony?




Natiora mints le fahazaran nyrina.:lol::lol:
20. ikaretsaka ( 01/03/2008 15:30)
niryna:
Ny ahy indray dia rehefa miantsena aho ka any amin'ny sinoa no tena manao an'izany ry zareo a,ampitombony ny isan'ilay zavatra vidiko na misy zavatra tsy novidiana kanefa tafiditra.:evil:
Na koa ilay poids tonga dia asiana marika mihoatra
Ny sasany moa mivarotra vary amin'ny kapoaka pepoana ny vodiny sitrany ahay.
Ny karana eo Tsaralalana indray dia anasorany ny entana izay tokona ao anatin'ilay baoritra dia amidiny manokana. :evil:




aretina sy toetra ilay izy ary fitiavantena e


© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.3584