Fahazarana sa toetra ny mangalatra?
21. xxxx1
(
01/03/2008 15:39)
ia taminareo ro mbola tsa nangalatra a ?
aho t@ mbola kely noraofiko iray tanana be zao baonbao paperimanitra teny analagam ary dia nozarazaraiko t@ ndry zalahy. Samy nihinana aby ry lelikalah isany fa sehateo nanaovandrilay kary lahy torovohana tany @ dadabe, nahazoako tehamaina mandrivorivo. Taty aoriana aho dia tsa nizara koa fa notazomiko ho ahy aby ze azoko
Aho moa zao lehe vao mahita raha miveraberaka adala tompo dia raisiko any iny ! Vao afakomaly aho zao ro nibata saribao iray gony; rehefa tsa misy vola zay manko tsa fidiny dia voateriiiiy

22. niryna
(
02/03/2008 05:55)
xxxx1:

=))=)) mangala-pihinana ve izy koa =)) misy olona izay isaky ny tonga izy dia misava vilan'ny havany foana ary dia mangala-pihinana kely aloha mandoatra ny ao anaty vilany.
Nisy vehivavy iray izay koa hoy izy hoe nangalatra lokomena hono izy,mahafinaritra azy fotsiny hono no manao an'ilay izy kanefa isaky ny raisiny hoe anaovany ilay lokomena dia marikoriko azy ary farany dia nariany ;-)
Aho moa zao lehe vao mahita raha miveraberaka adala tompo dia raisiko any iny ! Vao afakomaly aho zao ro nibata saribao iray gony; rehefa tsa misy vola zay manko tsa fidiny dia voateriiiiy
Ka ilay izy anie tsy hoe adala tompo e,misy tompony avokoa izy ireny.Ny anay indray nitondra bisikileta izaho sy ny zanako tany amin'ny bibliotheque ,nifatotra tsara ilay izy fa saingy azo hetezana na tapahina.Vao nivoaka ny varavarana andeha hody izahay ,nanjavona ilay izy ,toa tsy nampino,ny zanako no nitomany .Izaho nalahelo saingy hoy aho hoe raha iny no eritreretiny mahatonga azy lavitra avelao alainy any,izy aza tsy enjehin'ny eritreriny hitaingina an'iny bisikileta iny foana.Izay ny ahy no fampiononako ny saiko ho an'ireny olona mangalatra amiko ireny.Ny tody tsy misy fa ny atao no miverina.
Tsy azo atao ny mitsiriritra ny zavatry ny olona.Ny ntaolo aza taloha tain'omby mivadika tsy misy maka :roll: fa miandry izay namadika azy iny.Ny any anindrana ihany koa tsy mihidy ny varavarana na alina aza kanefa tsy misy mpangalatra miditra
23. niryna
(
02/03/2008 05:56)
Hianareo ve efa nahita mpangalatra tratra? Tonga dia lakamoan'ny olona ka ny ainy sisa no tsy niala.
Ny iray indray dia nahantony tamin'ny hazo.
Ny henoko koa asa na marina izany fa nisy fotoana izany doran'ny olona ao anaty fiara nangalariny mihitsy ilay mpangalatra ka maty.

24. Rasiligaoma
(
02/03/2008 06:20)
aza tratra eo analakely eo amin'ny mpivaro-kena eo fa tetehiny ohatran'ny hena mihitsy!
nahita anankiray izay tratra aho fa nandrovitany kely ny sofiny, boriany ny ratsan-tanany, esoriny maina tsirairay amin'ny tandramokotra ny nifiny.
fa ny nangalatra aloha, mandainga izay tsy mbola nangalatra mihitsy teo amin'ny fiainany na izany aza e, na paiso io na paoma na zavatry ny namana kely , sy ny sisa

27. melody
(
03/03/2008 14:23)
Mpandefa : niryna [ Valio ] 29-02-2008 21:16:59
Lohateny : Fahazarana sa toetra ny mangalatra?
Tsy ny olona mahantra ihany no mangalatra fa na dia olona manankarena aza dia mahita alaina eny amin'ny mpivarotra.Fahazarana ve ilay izy sa toetra sa inona no antony?
toetra (ratsy) nahazatra:wink:
28. yonikafopl
(
03/03/2008 14:28)
Tam mbola kely ny halatralatra madinika natao doly
tsy mbola nisy marina zaza tsy faingatanana zany an, fa avy eo miova rehefa miha lehibe , ny sasany ndray tamana be de manohy

29. niryna
(
09/03/2008 00:41)
Rasiligaoma::roll:
aza tratra eo analakely eo amin'ny mpivaro-kena eo fa tetehiny ohatran'ny hena mihitsy!
nahita anankiray izay tratra aho fa nandrovitany kely ny sofiny, boriany ny ratsan-tanany, esoriny maina tsirairay amin'ny tandramokotra ny nifiny.
30. niryna
(
09/03/2008 00:44)
Kwasi:tsy ratsy . Misaotra betsaka
Mangalangalatra, faingampaingatanana @ zavatra tsy ilainy akory = aretina, cleptomanie
Mangalatra zavatra tsiriritina = toetra
Tsy mifidy toerana hangalarana = fahazarana
Mangalatra noho ny hanoanana = voaterin'ny fiainana
Mangalatra ho an'ny hafa = mikarama
Maniraka mangalatra = Business
31. niryna
(
09/03/2008 00:45)
antigone::D
tafita:
TOETRA RATSY
Misy ko aretina ny fangalarana de misy ko ny atao hoe fashion victim:{
32. niryna
(
09/03/2008 00:46)
todisoa2:dia sarotra hialana sa mora
niryna:
Tsy ny olona mahantra ihany no mangalatra fa na dia olona manankarena aza dia mahita alaina eny amin'ny mpivarotra.Fahazarana ve ilay izy sa toetra sa inona no antony?
Natiora mints le fahazaran nyrina.:lol::lol:
33. niryna
(
09/03/2008 00:51)
ikaretsaka:
niryna:
Ny ahy indray dia rehefa miantsena aho ka any amin'ny sinoa no tena manao an'izany ry zareo a,ampitombony ny isan'ilay zavatra vidiko na misy zavatra tsy novidiana kanefa tafiditra.:evil:
Na koa ilay poids tonga dia asiana marika mihoatra
Ny sasany moa mivarotra vary amin'ny kapoaka pepoana ny vodiny sitrany ahay.
Ny karana eo Tsaralalana indray dia anasorany ny entana izay tokona ao anatin'ilay baoritra dia amidiny manokana. :evil:
aretina sy toetra ilay izy ary fitiavantena e
=======================
ka azo tsaboina izany ilay izy,azo hovaiana ary azo atao ny manala ilay fitiavantena? Toa sarotra ihany angamba ho an'ireo efa zatra e.Nisy olona mpangaro-paosy no raharahany ary efa misy faritra hono ry zareo>misy lehibeny ary nisy very rojo ka sendra niresaka ilay vavy dia nanontanian'ilay olona hono ilay toerana nahaverezany ka ny ampitson'iny dia nomeny an'ilay ankizy vavy ilay rojo.
35. niryna
(
09/03/2008 00:55)
yonikafopl::D