Vakansy;Zone A,B,C

1. ainaheri ( 02/03/2008 12:56)
Mba lasa ny saiko we manin no zarazaraina ny vokansy aty frantsa,zany we tsy miaraka vakansy fa ny sasany 2 semaines avant ny sasany une?? Mba misy mahala ve ny antony klé
novalian'i diamondra ny 22/03/2008 21:48
2. pitoussy ( 02/03/2008 13:51)
eritreritro manokana mety oe resaka circulation , hialana @ embouteillage..., satria raha miaraka vacances doly oh ka samy mankany @ station ski d ho vita ihany ny vacs fa tsy ho tonga any :-D:-D, izao ary zarazaraina mbola misy fona ny bouchon @ le 1er jour sy dernier jr ny vacs
3. tsiambaratelo ( 02/03/2008 14:14)
ainaheri:

Mba lasa ny saiko we manin no zarazaraina ny vokansy aty frantsa,zany we tsy miaraka vakansy fa ny sasany 2 semaines avant ny sasany une?? Mba misy mahala ve ny antony klé




4. ikalamako ( 02/03/2008 15:18)
toa io resaka circulation io mihitsy kah. Izay koa ny fanazavana efa reko, fa asa raha tena misy antony hafa aloha e !
5. ainaheri ( 02/03/2008 17:58)
ah ok,za manko somary gaga iany we ra misy famille-nao any @ province ,enao vokansy mba te ho any ry zareo mbola mianatra lol
6. fahamarinana ( 03/03/2008 07:27)
:arrow: ié ka iny mihintsy no olana kely fa dia mifanitsaka herinandro ihany aloha raha ny aty aminay sy paris oh no raisina.(l)
7. Veloo ( 03/03/2008 16:07)
ainaheri [ Valio ] 02-03-2008 18:58:16
Lohateny : Re : Vakansy;Zone A,B,C
ah ok,za manko somary gaga iany we ra misy famille-nao any @ province ,enao vokansy mba te ho any ry zareo mbola mianatra lol


ie wa lesy tena mandreraka be mihitsy fa izay e,
ilay embouteillage aloha tena tsy mety e. angamba lany eo daholo ny essence rehetra o hihihihi
8. diamondra ( 22/03/2008 21:48)
Manahoana daholo, ny tena marina manampy ny voalazanareo dia resaka voa foana: amin'izay tsy tapaka olona mihitsy eny amin'ny station de ski, mandritry ny mois de février sy Mars.
Mazotoa daholo e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1332