mba mangataka ny tonon'ity hira ity azfd
1. rafangotsohana
(
27/02/2008 08:21)
Tsy fantatro na ny lohateny na ny tonony fa misy fotsiny hoe:
Refrain
Koa soavadia any ianao
Mahereza ary koa
Mba tsarovy fa ny aty
Tsy manadino anao
Injany toa reko sahady ilay feo
..............................
Hiaraka isika ho mandrakizay
Dia misaotra antsika rehetra e!
novalian'i rafangotsohana ny 29/02/2008 07:02
3. ni81
(
27/02/2008 17:09)
Injany toa reko sahady ilay feo
Miantso hanohy ny dia samirery
Tsapako indrisy fa mafy tokoa
Ny handao ity tananako, nefa voatery
Refrain....
Hatreo aloha no tadidy fa miala tsiny fa omeko ihany ny tohiny raha mitamberina ny fitadidiana e!
Miantso hanohy ny dia samirery
Tsapako indrisy fa mafy tokoa
Ny handao ity tananako, nefa voatery
Refrain....
Hatreo aloha no tadidy fa miala tsiny fa omeko ihany ny tohiny raha mitamberina ny fitadidiana e!
4. rafangotsohana
(
29/02/2008 07:02)
ni81:
Injany toa reko sahady ilay feo
Miantso hanohy ny dia samirery
Tsapako indrisy fa mafy tokoa
Ny handao ity tananako, nefa voatery
Refrain....
Hatreo aloha no tadidy fa miala tsiny fa omeko ihany ny tohiny raha mitamberina ny fitadidiana e!
:( Misaotra be d be fa nahavonjy e! Tena hahatsiarovako @ lay anabaviko maty izay mantsy izy io t@ izy affectée tany @ province, ka tena malahelo be aho. Fantatrao v oe iza no mihira azy io azfd? Tena faly be aho ra toa ka hitanao ny tonony hatr@ farany! D misaotra @ fifankatiavana ary manantena valiny tsy ho ela!!
