Ravalomanana

1. LazaDaddy ( 27/02/2008 05:19)
Mila vavaka io Filoham-pirenen-tsika io fa be ireo fakam-panahy mandavo azy. Koa manentana anao amin'izany aho, eny fa na dia tsy ankasitrahako aza ny 99.99% an'ny zavatra ataony.
novalian'i moi ny 10/03/2008 11:09
2. papala ( 27/02/2008 09:27)
de inona zany no vavaka ataonao raha 99,99% ny tsy fankasitrahanao ny zavatra ataony? VAVAKA VANOZONANA?8O8O8O8O8O8O
3. rakaroka ( 27/02/2008 11:25)
"Hiara-hivavaka isika tompoko...". Heu....:-w:-w:-w:-$ Dia ahoana tsara ilay vavaka atao ry Papala:roll::?::roll::?::roll::-w:-w:-w:-w
4. ainaheri ( 27/02/2008 11:46)
papala ,lol na izany aza "aza mamaly ratsy ny ratsy" ento ambavaka izy refa itanao tsy mety ny ataony fa hitodidoha iany ndray andro any
5. pissoa ( 27/02/2008 11:48)
:-D:-D:-D:-D:-D
6. prime ( 27/02/2008 12:45)
LD> Tena mila entina amim-bavaka tokoa...
7. ari.malala ( 27/02/2008 13:26)
rakaroka;:-D:-D:-D:-D
8. tsiafoi1 ( 27/02/2008 14:09)
"aza mamaly ratsy ny ratsy" ento ambavaka izy refa itanao tsy mety ny ataony fa hitodidoha iany ndray andro any


ankasitrahana feno
9. fahamarinana ( 27/02/2008 17:05)
:arrow: ainaheri :mitovy hevitra tanteraka tsika dahy eto,(l)
10. Veloo ( 27/02/2008 17:33)
ainaheri [ Valio ] 27-02-2008 12:46:00
Lohateny : Re : Ravalomanana
papala ,lol na izany aza "aza mamaly ratsy ny ratsy" ento ambavaka izy refa itanao tsy mety ny ataony fa hitodidoha iany ndray andro any


na dia sarotra ary ndray2 mihezaka e...
11. fijo ( 27/02/2008 21:34)
tsy vavaka no ilainy ,fa fampianarana azy hiaino ny sasany;demokratia
12. ikaretsaka ( 27/02/2008 21:46)
namaste fijo
13. fijo ( 27/02/2008 21:48)
izay no tena tsy ampy ao,ary tsy izy irery fa ny mpanao polifika rehetra ao.
14. ikaretsaka ( 27/02/2008 21:49)
re namaste fijo:wink:
15. rakaroka ( 27/02/2008 22:29)
Da tsa hita loatra nama 'ze atao anareo marina e!:-w:-w:-w
Lasa mehezan-jareo fotsiny ny olona dia menatra indray::oops::(:oops::?, 'ndrefa mbô miezaka mi-comprendre sy manoina ny antson'i Laza aho, dia nefa toa tsy diso koa ny tenin'ny hafa dé sanganehana tsy hita izay atao knou :roll::?::{:{:{
16. fijo ( 27/02/2008 22:57)
sady mivavaha no mampianara ny demokratia e
17. LazaDaddy ( 27/02/2008 22:58)
papala:
de inona zany no vavaka ataonao raha 99,99% ny tsy fankasitrahanao ny zavatra ataony? VAVAKA VANOZONANA?8O8O8O8O8O8O
izay no maha samihafa tanteraka ny finoana Kristianina amin'ny finoana hafa rehetra...

ainaheri>misaotra fa marina tokoa izany :) ...misy vavaka nataon'i Kristy izay koa ho an'ireo namono azy teo amin'ny hazo fijaliana

18. fijo ( 27/02/2008 22:59)
malemy lery izany
19. LazaDaddy ( 27/02/2008 23:01)
fijo> malemy ahoana ry fijo? Maro ireo fakam-panahy mandavo azy hoy aho
20. rakaroka ( 27/02/2008 23:12)
fijo:

sady mivavaha no mampianara ny demokratia e


Oviana moa no tsy nivavahana na ny firenena na ny mpitondra fa toa vao miha mivaralila ko . Donc lasa ihany ny saina hoe toa tsy nandaitra ireo vavaka 8O:?::?: sao tsy nety ilay izy , koungefa raha "tétu" tsy mihaino koa lé olona. Dia Atra tsy andrin'ny hafa no andrasana izany!:?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0432