Ravalomanana

21. ikaretsaka ( 27/02/2008 23:17)
dia ampianaro aloha le olona tsy ho tetu ko
22. LazaDaddy ( 27/02/2008 23:22)
ikaretsaka> asan'ny Fanahy Masina izany...izay no ivavahana ho azy :)
23. mmmhh ( 28/02/2008 08:32)
Hivavaka ho an'ny prezidà zany ny mpisera!!:wink:
24. Fody ( 28/02/2008 14:50)
Mila vavaka io Filoham-pirenen-tsika io fa be ireo fakam-panahy mandavo azy. Koa manentana anao amin'izany aho, eny fa na dia tsy ankasitrahako aza ny 99.99% an'ny zavatra ataony.

inona hono ilay 0,01% ankasitrahan'i laza, sa lazaina hoe 99,99 mba tsy hilazana fa tena lavinao 100% ny zavatra ataony?

Dia tsy ankasitrahan-dralaza izany ny fanaovan-dalana?
Tsy ankasitrahan-dralaza koa ny fampianarana ny kilonga?
Tsy ankasitrahan-dralaza ny fampandrosona ny tambanivohitra sns...?

Mazava e, Jesosy dia ampy tsy mila ampina!
25. fijo ( 29/02/2008 22:03)
raha nivavahana izy nefa tsy nahitana vokany dia porofo izany fa fandaniana andro le mivavaka
26. yonikafopl ( 01/03/2008 10:05)
fijo , za kou saika hanontany we firy zay no nivavaka, dia inona le fiovana hita??????:-w:-w:-w
27. moi ( 10/03/2008 11:09)
Tena fahatsapana adidy ny an'i LazaDaddy, fa isika tokoa tokony hivavaka ho an'ny mpitondra antsika !
Tsy misy fepetra hoe raha nifidy azy ianao na tsia, na raha misy zava-bitany na tsia... NA TSAPA AVY HATRANY NY VALIM-BAVAKA NA TSIA

Izay mitondra am-bavaka kosa tsy ho faty antoka velively.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0823