Catholic tradition fading in U.S.

1. LazaDaddy ( 27/02/2008 02:23)
http://www.washingtontimes.com/apps/pbcs.dll/article?AID=/20080226/NATION/902727579/1001

sao dia io aza no mahatonga ny namana sasany manenjika sy mankahala ny "evangelicals"?
novalian'i niryna ny 05/04/2008 04:30
2. cutie ( 27/02/2008 02:29)
iza no manenjika anareo eo:-D
3. LazaDaddy ( 27/02/2008 02:30)
cutie> ny namana sasany =))=))
4. LazaDaddy ( 27/02/2008 02:30)
cutie> tsy manenjika "anay" fa manenjika ny "evangelicals"
5. cutie ( 27/02/2008 02:31)
ka iza le namana sasany e :-D
6. LazaDaddy ( 27/02/2008 02:33)
cutie> andraso eo fa tsy hisy hilaza ny tsy anontaniana ve eo e =))=))
7. cutie ( 27/02/2008 02:34)
ka za te hahalala e :-D
8. ikaretsaka ( 27/02/2008 02:35)
fa iza no nankahala ny evangelicals?
manazava izahay fa tsy manenjika..
zahay hoe eo foana fa ny "evangelicals" eo dia rava ho azy.
MIverina foana ihany ireny rehefa avy mirenireny any ry laza a:wink: rehefa tsapany ny tsy ampy any ....
http://www.catholicdigest.com/article/what-my-spiritual-director-taught-me

firifiry moa ny mpiasan'i dada hoy ilay zaza mpandany
9. LazaDaddy ( 27/02/2008 02:35)
hipoitra ho azy eo izy retsay a =))
10. LazaDaddy ( 27/02/2008 02:37)
ikaretsaka> angaha nisy niteny hoe ianareo? =))

cutie> izay ary ny and-dry fa misy mipoitra ho azy eo foana hoy aho =))
11. cutie ( 27/02/2008 02:37)
aty tokoa alou feno fiangonana tsihaitsihay reny e.
Za tsy sahy miditra @ reny :-D:-D:-D:-D
12. ikaretsaka ( 27/02/2008 02:38)
lazadaddy> zaho kato=zahay
13. LazaDaddy ( 27/02/2008 02:38)
LazaDaddy:
cutie> izay ary ny and-dry fa misy mipoitra ho azy eo foana hoy aho =))
14. cutie ( 27/02/2008 02:40)
:-D:-D:-D:-D:-D
15. cutie ( 27/02/2008 02:41)
ka refa misy resaka catho de efa tsy maintsy mipoitra any i IKa koa
katolika hiringiriny :-D
16. LazaDaddy ( 27/02/2008 02:41)
cutie> voavaly ny fanontaniana tompoko =))=))
17. ikaretsaka ( 27/02/2008 02:42)
cutie:

aty tokoa alou feno fiangonana tsihaitsihay reny e.
Za tsy sahy miditra @ reny :-D:-D:-D:-D


fika fahazoana taratasy aby ireny ry cutie an.. ao amin'ny dowtown ao mody le tena hoe evanjelicals hono kay muslim be le izy... misy an zany muslim for jesus izany koa
http://www.muslimsforjesus.org/
fa mba nijery koa aho mba niditra fa e e e
18. cutie ( 27/02/2008 02:43)
Ika
ny tiako lazaina vaza fa tsy mitady ttsy e
ka na ny mompera sy ny tariny koa nge misy resaka ttsy koa e :-D:-D:-D:-D:-D
19. LazaDaddy ( 27/02/2008 02:43)
ikaretsaka> toa tafiditra resaka Kobama indray? =))=))

cutie> fanontaniana manaraka? =))=))
20. ikaretsaka ( 27/02/2008 02:43)
cutie:

ka refa misy resaka catho de efa tsy maintsy mipoitra any i IKa koa
katolika hiringiriny :-D


misy maharatsy ny katolika hiringiriny angaha? :-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.117