Catholic tradition fading in U.S.
101. pissoa
(
29/02/2008 22:35)
:-D:-D:-D
Dia rehefa misy olona nanenjika nefa voaantso ve dia midika izany fa "nareo no tena Kristianina" ... fa izahay "variana mikorontana" ! Firy miles aza ny fitsambikinan'i zany conclusion an'i Fijo zany. :-D:-D:-D

103. niryna
(
05/04/2008 04:30)
Tsy ny fiangonana no ahazoana famonjena,natao hiarahana hiderana ny anaran'Atra ilay izy,noho izany tsy ny anarana hoe ....izao na izao no mahavonjy fa ny fanarahana ny didiny sy ny fanekena azy ho tompo sy mpamonjy anao.Mpanara-dia an'i kristy :arrow: kristiana,tsy mino sy tsy manaraka ny didiny dia tsy kristiana.HIanao ihany dia efa mahalala hoe mipetraka ato anatiko ve i kristy? nandray ny fanahy masina ve aho? inona ny toetra ratsiko amin'ny maha-kristiana ahy ka mba novaiko amin'izay? Raha milaza aho fa kristiana kanefa mbola feno fahatezerana lava ny fanahiko,feno fankahalana ny hafa,na fahavaloko daholo izay tsy mitovy hevitra amiko,moa ve mba nisy toetra izay fantatro ratsy talohany nandraisako an'i kristy ka novaiko,na niezaka aho ny tsy anao an'iny intsony?
Manontania tena ary jereo ny tenantsika fa raha mbola mitovy ny toetra nisy antsika fony tsy mbola nandray an'i kristy ihany isika no milaza fa kristiana kanefa iny ihany no atao dia anjarantsika no miezaka ny angataka aminy mba hanova an'izany.Izay ilay fampiharana ny finoana kristiana.
Ho antsika rehetra ,tsy ny olona no hiadivan-kevitra fa ny marina sy ny herin'ny satana izay mampiasa ny olona ka ahatonga azy tsy hino ny teny ao @ soratra masina.Anjarantsika no mivavaka azy ireny fa misy ny mangetaheta ary misy ny tsy te hihaino na te ahalala ny tenin'Atra mihitsy fa dia manohitra foana,mampalahelo anie izy ireny e.