Catholic tradition fading in U.S.

81. cutie ( 27/02/2008 21:55)
in a
za aza manontany fa mba te hahalala de tsy misy mamaly =))=))=))=))=))=))=))
82. ikaretsaka ( 27/02/2008 21:56)
hay ve e... neveriko fa manana porofo be ndroky ko..
a vy nalala iyyyyyy! hoy ny Vakinakaratra
83. pissoa ( 27/02/2008 21:58)
fijo:

hoy pissoa:"satria ny katolika tena Kristianina ! "
de ahoan aireny pretra mampisy resabe ireny????tena ireny ve le kristianina?


Tsy ny fahotana, na ny resaky ny media sns mihitsy no mamaritra ny mahaKristianina na tsia ! I Paoly ohatra dia nanenjika ny mpianatry Jesoa mihitsy ... fa i Jesoa aza niantso azy ho Kristianina ! :-D:-D:-D
84. cutie ( 27/02/2008 22:04)
ika
io fa tratra fa mandray an-tendrony=))=))=))=))=))=))
85. ikaretsaka ( 27/02/2008 22:08)
tsy nandray an-tendrony za fa tsy nahalala
86. cutie ( 27/02/2008 22:09)
io fa tratra fa manodina resaka=))=))=))=))=))
87. ikaretsaka ( 27/02/2008 22:12)
nanodina taiza koa fa tsss honest indray ny bandy de8)
88. cutie ( 27/02/2008 22:16)
io fa tratra fa namaky vilana=))=))=))=))=))=))=))
89. ikaretsaka ( 27/02/2008 22:18)
taiza koa:-D
90. fijo ( 27/02/2008 22:18)
izany hoe izahay izany no tena kristianina ry pisoa.izahay tsy mpino,nefa mety hoantsoiny fa nereo variana mikorontana
91. cutie ( 27/02/2008 22:19)
io fa tratra fa tsy mahita hirika tsony =))=))=))=))
92. fijo ( 27/02/2008 22:32)
hi hi i nareo mitsam koa tsssss
93. ikaretsaka ( 27/02/2008 23:15)
ika hoa fa tsy hirika izany
94. LazaDaddy ( 28/02/2008 02:29)
cutie:
iza no manenjika anareo eo :-D

pissoa> izaho anie tsy niteny hoe indry e! "Ny sasany" hoy aho, ary tsy laviko koa ny nambaran-dry momba an'i Kiranil fa tsikaritro ireny :)
ikaretsaka:
ao amin'ny dowtown ao mody le tena hoe evanjelicals hono kay muslim be le izy...
ikaretsaka:
"porno evanjelika"
ikaretsaka:
raha mi klandy ka hoe hanao sekta evanjelika eto tonga de poinsa ny ttsy an..
ikaretsaka:
ny "evangelicals" gasy...manao parasita



krispijo:
de ahoana ireny pretra mampisy resabe ireny????tena ireny ve le kristianina?
fijo> izay "hono" izany raha ilay valiteny no jerena...
95. ikaretsaka ( 28/02/2008 03:04)
nga lasa lavina tampokany nambarandry kiranil:-P

milaza ny marina sy ny zava misy izahay sy i fijo fa tsy manenjika.. sa milaza ny marina koa aminareo =manenjika
96. pissoa ( 28/02/2008 09:25)
LazaDaddy:
pissoa> izaho anie tsy niteny hoe indry e! "Ny sasany" hoy aho, ary tsy laviko koa ny nambaran-dry momba an'i Kiranil fa tsikaritro ireny


Za anie tsy niteny hoe niteny i LazaDaddy hoe za e :-D:-D:-D

Fa neveriko fa isan'ny "evangelicals" ry Kiranil et. all dia nolazaiko hoe sao ny evangelicals kosa ary no tena favy amin'io taranja io :-D:-D:-D
97. pissoa ( 28/02/2008 09:28)
fijo:

izany hoe izahay izany no tena kristianina ry pisoa.izahay tsy mpino,nefa mety hoantsoiny fa nereo variana mikorontana


Aiza ho aiza amin'ny zavatra nosoratako no mety hisintomana an'io kle :roll::roll::roll:

98. Zina ( 28/02/2008 13:32)
Samy azo lazaina oe Kristiana daholo isika rehefa vonona sy mihezaka ny hanaradia an'i Jesosy na dia panota daholo ary
99. pissoa ( 28/02/2008 20:22)
Marina ! :-D:-D:-D

Ela be i Zina tsy niforum a :-*
100. fijo ( 29/02/2008 22:07)
I Paoly ohatra dia nanenjika ny mpianatry Jesoa mihitsy ... fa i Jesoa aza niantso azy ho Kristianina ! io ry pissoa an.
efa nanenjika nefa mbola voahantso.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0556