Catholic tradition fading in U.S.
41. LazaDaddy
(
27/02/2008 03:14)
cutie> andraso kely eo aza fa mety hiampy ireo vali-teny ireo raha tsy maha afa-po andry =))
43. pissoa
(
27/02/2008 12:03)
LazaDaddy:
http://www.washingtontimes.com/apps/pbcs.dll/article?AID=/20080226/NATION/902727579/1001
sao dia io aza no mahatonga ny namana sasany manenjika sy mankahala ny "evangelicals"?
Tsy mahagaga ! Tsy mitady kil mantsy no atao ao amin'ny Fiangonana Katolika, na "mihazona" kil, fa manaraka an'i Kristy ... ary mora ny manaraka an'i Kristy ! Toy ny tsy mahagaga ahy hoe mihavitsy ny kristianina indrindra amin'ny tany mandroso no tsy mahagaga ahy amin'ny hoe mihavitsy ny katolika : satria ny katolika tena Kristianina ! :lol:
Ny hoe ny "sasany" manenjika ny "evangelicals" indray dia heveriko fa maso be tsy mahita kosa e ! Jereo ny dinika eto amin'ny serasera, jereo ny takelaka aterineto mandendeha etsy sy eroa. Jereo anie ny takelaka katolika e, toa miompana amin'ny finoana katolika ny betsaka fa tsy dia amin'ny finoana tsy katolika loatra. Jereo nefa ny takelaka tsy katolika maro be ... Anontanio an'i Kiranil ny links fa heveriko fa feno an'ireny ny bookmarks-ny :-D:-D:-D
44. pissoa
(
27/02/2008 12:05)
Fanitsiana :
Ary tsy mora ny manaraka an'i Kristy !
Tsy mahagaga ! Tsy mitady kil mantsy no atao ao amin'ny Fiangonana Katolika, na "mihazona" kil, fa manaraka an'i Kristy ... ary mora ny manaraka an'i Kristy !
Ary tsy mora ny manaraka an'i Kristy !
45. ikaretsaka
(
27/02/2008 13:26)
ary maninona tokao ny "evangelicals" gasy tsy manana takelaka fa manao parasita mindrana pilopitrana takelaka hafa foana hanaovany ny asa fitoriany e? ny eto izany moa dia lasa "pilipitra" mihitsy rehefa tratran'ilay ramatoa izay.
maninona raha mivondrona dia manao na blog aza?
maninona raha mivondrona dia manao na blog aza?
46. Veloo
(
27/02/2008 17:41)
cutie [ Valio ] 27-02-2008 03:37:36
Lohateny : Re : Catholic tradition fading in U.S.
aty tokoa alou feno fiangonana tsihaitsihay reny e.
Za tsy sahy miditra @ reny
misy 30.000 aky raha te hifidy indry a hihihih
oy i pissoa
satria ny katolika tena Kristianina !
ny institution ve sa ny olona individuel?
47. ikaretsaka
(
27/02/2008 18:06)
Voalaza teo :
satria ny katolika tena Kristianina !
ny institution ve sa ny olona individuel?
izy 2 mitambatra:-D:-D:-D
satria ny katolika tena Kristianina !
ny institution ve sa ny olona individuel?
izy 2 mitambatra:-D:-D:-D
49. Veloo
(
27/02/2008 18:35)
ikaretsaka [ Valio ] 27-02-2008 19:06:55
Lohateny : Re : Catholic tradition fading in U.S.
Voalaza teo :
satria ny katolika tena Kristianina !
ny institution ve sa ny olona individuel?
izy 2 mitambatra
za tsy nanontany an'i Ikaretsaka o
50. cutie
(
27/02/2008 18:37)
Mpandefa : Veloo [ Valio ] 27-02-2008 18:41:05
Lohateny : Re : Catholic tradition fading in U.S.
Voalaza teo :
cutie [ Valio ] 27-02-2008 03:37:36
Lohateny : Re : Catholic tradition fading in U.S.
aty tokoa alou feno fiangonana tsihaitsihay reny e.
Za tsy sahy miditra @ reny
misy 30.000 aky raha te hifidy indry a hihihih
:-D:-D:-D:-D
tombanako avy ety ivelany fotsiny akia a :-D:-D:-D:-D
54. ikaretsaka
(
27/02/2008 19:10)
tsy nisy fiangonana nataon'i Jesoa hoe na ny varavaran'ny afobe aza tsy hahafaty azy afa tsy io aloha e. sady io no naorin'i Xty fa ny sisa nanorin-tena
55. pissoa
(
27/02/2008 19:17)
Veloo:
oy i pissoa
Voalaza teo :
satria ny katolika tena Kristianina !
ny institution ve sa ny olona individuel?
Izy 2 mitambatra !
Oops, sao tsy za le nanontaniana ?
:-D:-D:-D
57. pissoa
(
27/02/2008 19:24)
cutie:
fa nahoana moa no lazaina we ny katolika no tena xtiana:-D:-D:-D:-D
Aza itarina na adika vilana kosa ilay zavatra nosoratan'i Pissoa e ! :-D:-D:-D
Toa tsy nanoratra aho hoe "Ny Katolika no tena xtiana" ... ny nolazaina tery ambony dia hoe ny "satria ny Katolika tena Kristianina" !
(Efa io teny fohy kely io ve nama no tena hitan'ny sasany amin'ny teniko mbola disoina ihany kle :oops:)
58. ikaretsaka
(
27/02/2008 19:31)
misy zavatra atao hoe tendrony izay...
grave be rehefa raisina @ io le raha
grave be rehefa raisina @ io le raha
60. cutie
(
27/02/2008 19:47)
mitovy ihany zany
katolika tena kristiana hoy njy mitovy ny we katolika no tena xtiana
refa tsy mahita porofo lazaina de aza avadika koa ny nolazaiko:-D:-D:-D:-D
katolika tena kristiana hoy njy mitovy ny we katolika no tena xtiana
refa tsy mahita porofo lazaina de aza avadika koa ny nolazaiko:-D:-D:-D:-D
