Catholic tradition fading in U.S.
61. pissoa
(
27/02/2008 19:50)
Hi hi hi ! Tsy haiko raha izaho no tsy mahita porofo na i cutie no tsy mahay miteny gasy !!!
62. cutie
(
27/02/2008 19:55)
fanontaniana tsotra raha lazain'i pissoa fa navilako ny nosoratany :-D
manin i pissoa milaza fa ny katolika tena xtiana???
jereo tsara fa tsy novaiko le izy =))=))=))=))=))=))
manin i pissoa milaza fa ny katolika tena xtiana???
jereo tsara fa tsy novaiko le izy =))=))=))=))=))=))
63. ikaretsaka
(
27/02/2008 20:02)
ato aty daholo aloha tazomiko ny cartables sy ny tabliers sao rovitra!
dia iny solomaso iny kao sao vaky...
tairo amin'izay!
dia iny solomaso iny kao sao vaky...
tairo amin'izay!
64. pissoa
(
27/02/2008 20:05)
Raha izay no fanontaniana dia tsotra koa ny valiny ! Satria mino an'i Kristy Andriamanitra maty sy nitsangan-ko velona ary (miezaka) manaraka ny fiainana sy ny fampianarany :lol:
Tena tsy mitovy amin'io fanontaniana novaliako io mihitsy ny fanontanian-dry tery ambony. Angamba raha teninako teny anglisy hoe "Determinative Emphatic Particle" io no kely nasisikin-dry io dia ho azon-dry ny maha-samihafa ny nolazaintsika sy indry.
cutie:
jereo tsara fa tsy novaiko le izy =))=))=))=))=))=))
Tena tsy mitovy amin'io fanontaniana novaliako io mihitsy ny fanontanian-dry tery ambony. Angamba raha teninako teny anglisy hoe "Determinative Emphatic Particle" io no kely nasisikin-dry io dia ho azon-dry ny maha-samihafa ny nolazaintsika sy indry.
65. pissoa
(
27/02/2008 20:11)
ikaretsaka:
ato aty daholo aloha tazomiko ny cartables sy ny tabliers sao rovitra!
dia iny solomaso iny kao sao vaky...
tairo amin'izay!
Ika hoa aza mampime :-D:-D:-D:-D:-D
Avilako eo anie io teninao io fa alaivo eo ny solomasoko e :-D
66. Veloo
(
27/02/2008 20:27)
pissoa [ Valio ] 27-02-2008 20:17:17
Lohateny : Re : Catholic tradition fading in U.S.
Hoy i Veloo:
oy i pissoa
Voalaza teo :
satria ny katolika tena Kristianina !
ny institution ve sa ny olona individuel?
Izy 2 mitambatra !
indry no tiko hamaly ka, nefa moa i ika may vava lotra ka tsy misy azon-ndry lazaina intsony hahahahah
ka ita amin'izany zany ilay izy ko samy izy roa mitambatra... asa lahy hihiih
cutie [ Valio ] 27-02-2008 20:55:27
Lohateny : Re : Catholic tradition fading in U.S.
fanontaniana tsotra raha lazain'i pissoa fa navilako ny nosoratany
manin i pissoa milaza fa ny katolika tena xtiana???
jereo tsara fa tsy novaiko le izy
you nailed it !
68. pissoa
(
27/02/2008 20:40)
Veloo:
indry no tiko hamaly ka, nefa moa i ika may vava lotra ka tsy misy azon-ndry lazaina intsony hahahahah
ka ita amin'izany zany ilay izy ko samy izy roa mitambatra... asa lahy hihiih
Hi hi ! Aoka kosa e. Izahay sy Ika toa tsy manao akamakama (otran'ny sasany :wink::-P ) rehefa miady hevitra fa samy milaza ny heviny ka. Jereo any ambadika any fa afaka mifanohitra hevitra tsara izahay mianadahy ! Rehefa mitovy hevitra moa dia mitovy izany ka heveriko fa tsy dia misy hidiran'ny hoe Ika may vava ny hevitro eto ... ! (Ny olona tsy mba afaka miady hevitra raha tsy manana ilay firehana subjective moa tsy azo sakanana amin'ny fanamarihana diso toera) :-D:-D:-D
69. ikaretsaka
(
27/02/2008 20:40)
misy "tendrony" sy "sisiny" izay misy mahay mandray sy manisika tsara kosa a
72. pissoa
(
27/02/2008 20:59)
:-D:-D:-D:-D:-D
nope, fa raha tsy diso aho dia toa rehefa mihena ny hevitra dia mitombo ny etikety omena ny mpiady hevitra ... :-P ohatra hoe iringiriny e, rwfc e, sns e :-D:-D:-D
nope, fa raha tsy diso aho dia toa rehefa mihena ny hevitra dia mitombo ny etikety omena ny mpiady hevitra ... :-P ohatra hoe iringiriny e, rwfc e, sns e :-D:-D:-D
73. ikaretsaka
(
27/02/2008 21:02)
ny ahy rehefa misy arguments le izy tsy raharahako aby ze etikety mandeha eo na stickers na banner:wink:
75. fijo
(
27/02/2008 21:46)
hoy pissoa:"satria ny katolika tena Kristianina ! "
de ahoan aireny pretra mampisy resabe ireny????tena ireny ve le kristianina?
de ahoan aireny pretra mampisy resabe ireny????tena ireny ve le kristianina?
77. ikaretsaka
(
27/02/2008 21:48)
aleeeeefako ary aloha beeeeeeeee ary ary ny pejy.... page 1 ao amin'ny bokin' fijo :wink:
ahoana i piera nanda an'i jesoa in 3?
ireny ve le kristianina:-D:-D:-D
ahoana i piera nanda an'i jesoa in 3?
ireny ve le kristianina:-D:-D:-D
79. fijo
(
27/02/2008 21:50)
izay koa olan abe,satria manao mizana tsy mitovy le izy.
samy namadika i jodasy sy piera.nahoan any iray no naratsiana,ny iray natao filoha?
samy namadika i jodasy sy piera.nahoan any iray no naratsiana,ny iray natao filoha?
80. ikaretsaka
(
27/02/2008 21:51)
izay koa izao fanontaniana tsara valian'i cutie miaraka @ porofony
