Tena misy ve andriamanitra???
1. badboy
(
21/02/2008 12:30)
Otran'ny tsy dia mino loatra ny fisian'andriamanitra ny scientifique!!
Ny "antichrist" koa tsy mino ny fisian'andriamanitra fa hoe devoly ihany no misy!
Ny mpino dia mino tanteraka, nefa toa tsisy manaraka na ny 1 monja @ ilay didy 10!!
Ny "antichrist" koa tsy mino ny fisian'andriamanitra fa hoe devoly ihany no misy!
Ny mpino dia mino tanteraka, nefa toa tsisy manaraka na ny 1 monja @ ilay didy 10!!
novalian'i badboy ny 01/03/2008 10:40
2. ni81
(
21/02/2008 14:01)
Ny scientifique dia tsy mino ny fisian'Andriamanitra.
Amin'ny maha-olombelona mpanota dia tsy mahatateraka ny fitandremana ny didy na dia miezaka mafy aza.
Amin'ny maha-olombelona mpanota dia tsy mahatateraka ny fitandremana ny didy na dia miezaka mafy aza.
3. Veloo
(
21/02/2008 14:47)
Ny scientifique dia tsy mino ny fisian'Andriamanitra
Tsy ny rehetra kosa ka. Za mahafantatra betsaka ny mino
4. todisoa2
(
21/02/2008 14:49)
kzan hoe antichrist zan n anaran kou....... kle iz nge lty n lalana ts natao hotanterahina fa harahina e(balise zan e). Hahitan izay diso.=)). Samy mpanota d ts mis maharaka n lalana.
5. Veloo
(
21/02/2008 15:49)
todi a an3 ka misy anakiroa no lazainy ato ka:
Otran'ny tsy dia mino loatra ny fisian'andriamanitra ny scientifique!!
Ny "antichrist" koa tsy mino ny fisian'andriamanitra
6. rabingogilabanga
(
21/02/2008 19:59)
la diffenrence
dieu n'exite pas , dieu est
raha manana coeur pur ianao, dia ho tsapanao andriamanitra
8. kantokoely
(
21/02/2008 21:04)
oui misy tokoa Andriamanitra , izy no nanome aina anao ka mbola afaka nifoha ianao nandehandehananao androany, rahampitso koa dia mbola izy no manome fofon'aina anao dia mbola velon'aina sao aman- tsara, io masoandro io koa na ny hazavana miposaka maraina izy no nanome an'ireny tsy lefy mandrakizay ny heriny ary tena misy izy
12. rajoelina
(
22/02/2008 00:12)
badboy:rehefa miha betsaka ny zavatra haiko, vao maika aho mino an'Andriamanitra kokoa.
Tena misy ve andriamanitra???
Samy hafa maintsy ny karoka sy ny finoam-pivavahana.
Marina fa mety hisy fehezanteny tsy hekeko voalaza ao anaty Baiboly, na tsy haiko ny mandinika azy... fa Andriamanitra kosa tsy ho hadinoiko zany maintsy.
;-)
13. ikaretsaka
(
22/02/2008 01:38)
ny fisiany sy ny tsy fisiany ny sujet fa tsy ny fanadinoana na tsy ny fanadinoana azy sy ny fanompoana azy ry rajoelina an:wink:
14. LazaDaddy
(
22/02/2008 01:46)
fijo:
ny valiny letsy dia hoe misy izy raha asianao ao an tsainao.
ikaretsaka:=)) Tantara efa nandeha io misababaka io fa Satana no "acteur" tamin'izany...=))
marina!
15. LazaDaddy
(
22/02/2008 01:50)
ni81:diso kosa izany ka...
Ny scientifique dia tsy mino ny fisian'Andriamanitra.
- Ny scientifique mihevitra ny tenany ho tapi-pahaizana no tsy mahita ny fisian'Andriamanitra
- Ny scientifique tena mahay kosa mahita an'Andriamanitra
16. Veloo
(
22/02/2008 01:58)
Tantara efa nandeha io misababaka io fa Satana no "acteur" tamin'izany...
:-D:-D:-D
Ny scientifique tena mahay kosa mahita an'Andriamanitra
There we go!
17. ikaretsaka
(
22/02/2008 02:31)
LazaDaddy:diso kosa izany ka...
[quoteNy scientifique dia tsy mino ny fisian'Andriamanitra.
- Ny scientifique mihevitra ny tenany ho tapi-pahaizana no tsy mahita ny fisian'Andriamanitra
- Ny scientifique tena mahay kosa mahita an'Andriamanitra
[/quote]
betsaka ny nihevitra ny tenany ho tampi pahaizana fa nino ny fisian'Atra ka
Tsy milalao Kodiakely eo amin'ny Univers Atra hono ho'zt ilay rangahy be volo izay
Tsy niteny izy anefa heo iza io A/tra io an fa Ilay nahary fotsiny ho'zy ny ankamaroany
"Everyone who is seriously involved in the pursuit of science becomes convinced that a spirit is manifest in the laws of the Universe - a spirit vastly superior to that of man...In this way the pursuit of science leads to a religious feeling of a special sort, which is indeed quite different from the religiosity of someone more naive." [Einstein, Letter to a child who asked if scientist pray, January 24, 1936; pg. 152 Calaprice]
18. LazaDaddy
(
22/02/2008 02:41)
ikaretsaka> andao isika sy ise hilalao...inona anefa?...sabaka =))
