Tena misy ve andriamanitra???

21. ikaretsaka ( 22/02/2008 03:08)
fisiany sa tsy fisiany point de vue inona no tianao hitondrako ny resaka?:-D
22. LazaDaddy ( 22/02/2008 03:13)
ka misy ve izy? (Fisiana)
23. ikaretsaka ( 22/02/2008 03:15)
ka point de vue inona hoa ko... io tsy mamaritra io ihany manko .. io tsisy repere sy domaine io no mahavoa anareo..
24. LazaDaddy ( 22/02/2008 03:18)
angaha ny fisiana voafaritra point de vue? =))

raha miteny ve aho hoe tsy misy ikaretsaka dia manafoana ny fisian'ikaretsaka izay?

Andao kely indray ary aloha hisabaka =))
25. ikaretsaka ( 22/02/2008 03:22)
ie.. arakaraka ny fijery hitondrana azy io.. nen la ohatra fijery bornee fijery malalaka fijery evanjelikafreako sns....
26. LazaDaddy ( 22/02/2008 03:23)
alefaso raha sahy fa raha tsy sahy tohizo eo aloha ny sabaka e =))=))=))
27. rakapy ( 22/02/2008 03:25)
Ka ilay A/tra lazaina fa tsy hita maso nefa izaho koa aza mbola tsy naheno ny fofony nefa dia lazaina fa manitra=))=))=))=))
28. ikaretsaka ( 22/02/2008 03:29)
raha version mpino de misy Atra

Raha version mpino Silamo dia misy i Allah

Raha mpino evanjelika de misy Misy Atra araka ny tsimpona ary @ Bokin'i toko faha zao tapany zao raisina indray amin'ny zao dia tapahana eto dia tohizana indray ato (IHANY DE AMPY) !

Raha version gasy dia Misy Andrenanahary..HO'zy

Raha version tsy mpino de misy izy fa atao hoe ts'isy.

Raha version ikaretsaka.. Rehefa miteny ianao hoe misy Izy dia anao izay, raha miteny ianao hoe tsisy izy dia ianao izay zanak'Atra aby izany olona izany !
29. soanja ( 22/02/2008 03:34)
badboy:

Otran'ny tsy dia mino loatra ny fisian'andriamanitra ny scientifique!!
Ny "antichrist" koa tsy mino ny fisian'andriamanitra fa hoe devoly ihany no misy!
Ny mpino dia mino tanteraka, nefa toa tsisy manaraka na ny 1 monja @ ilay didy 10!!


Ny fahitako azy dia ilay hevitra hoe Andriamanitra mihitsy no betsaka no tsy mahazo.

Inona na Iza Andriamanitra eo anatrehanao? Ao ny mihevitra fa vola izy, ao ny mihevitra fa rano Izy ao ny mihevitra fa masoandro sns Izy ary ao ny mihevitra fa i Jesoa no Izy na i Allah na i Elohim sns. Zany hoe azo atao betsaka ny Andriamanitra raha amin'olona saingy azo atao koa hoe tokana ary azo atao hoe tsisy na dia misy ihany aza fa ilay hinoan'ny Xtianina no tsy hinoany.

Ny Andriamanitra ny christianina zany mety tsy misy eo anatrehan'ny siantista sasany saingy manana Andriamanitra izy fa mety hafa no handraisany azy. Zany hoe manana zavatra tompoiny izy, matetika dia ny saina/tenany no tompoina na ny fahaizany sy ny fahaizan'ny hafa. Izy anefa tsy hilaza fa manana Andriamanitra izy satria io hevitra milaza Andriamanitra io mihitsy no tsy eken'ny sainy.

Aza mihevitra foana fa ny Andriamanitra resahinao dia hitovizan'ny hafa avokoa.

Ny samy Xtianina aza izao mbola miady mafy hoe I Jesoa ve Andriamanitra sa hafa mihitsy saingy misy ifandraisany amin'Andriamanitra. Be ny azo resahina momba an'io.





30. ikaretsaka ( 22/02/2008 03:39)
voalazan'i soanja tanteraka ilay tiako lazaina @ le hoe farito aloha hoe version inona.. namaste zoky
31. LazaDaddy ( 22/02/2008 03:50)
ikaretsaka:
Raha version tsy mpino de misy izy fa atao hoe ts'isy.
Misy izany Andriamanitra :)
32. ikaretsaka ( 22/02/2008 04:01)
Aza mihevitra foana fa ny Andriamanitra resahinao dia hitovizan'ny hafa avokoa.

33. cutie ( 22/02/2008 04:10)
conclusion:
misy zany Atra :)
34. soanja ( 22/02/2008 04:10)
ikaretsaka:

voalazan'i soanja tanteraka ilay tiako lazaina @ le hoe farito aloha hoe version inona.. namaste zoky


Ny taratra mazava eny aminao tazako tokoa mitsilo ny lalan'ny rehetra. :):-*:-*:-*:-*


35. LazaDaddy ( 22/02/2008 04:14)
=D=D
cutie:

conclusion:
misy zany Atra :)
=D=D=D Aiza moa ilay link fanomezana bozoroka teo e! =))


36. cutie ( 22/02/2008 04:14)
=))=))=))=))=))
37. LazaDaddy ( 22/02/2008 04:17)
tapitra vetivety zany aloha ny sabaka =))
38. cutie ( 22/02/2008 04:18)
:-D:-D:-D:-D:-D
39. ikaretsaka ( 22/02/2008 05:07)
fa ny Atra inoako tsy voatery ho andriamanitra hinoan'i Levi no tsy Atra inoan'i LD no tsy andriamanitar inoan'i Abdallah an..
na samy mino ny fisian'Atra aza zahay
40. LazaDaddy ( 22/02/2008 05:11)
ikaretsaka:
ny fisiany sy ny tsy fisiany ny sujet
:)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0082