Tena misy ve andriamanitra???

41. ikaretsaka ( 22/02/2008 14:13)
ny fisiany araka ny fijerin'ny olona tsirairay aby azy no sujet:
Aza mihevitra foana fa ny Andriamanitra resahinao dia hitovizan'ny hafa avokoa.

42. fijo ( 22/02/2008 20:50)
ie misy izy aminareo mino azy.
43. kantokoely ( 22/02/2008 21:32)
za manokana alou miteny hoe misy izy na tsy hitako ary é satria miasa amin'ny fiainako ny heriny amnà misy izy, nenà no inoako an! andriamanitra rain'i Jesosy kristy misy fiadanam po no miaraka am zany an! ^:^^:^^:^^:^
44. fijo ( 22/02/2008 21:34)
izay izany no izy aminao,ka di atohizo fa mety aminao izay
45. ikaretsaka ( 22/02/2008 22:53)
izay!
fa aza imposena ny olona hino izay inoanao ...
46. LazaDaddy ( 23/02/2008 05:18)
Fijo> ilay Andriamanitra anie misy foana na mety amin'ny olona izany na tsia e :)

ikaretsaka:
Raha version tsy mpino de misy izy fa atao hoe ts'isy.
izany hoe misy Andriamanitra fa mitapi-maso fotsiny ny tsy mpino =))=))=))
47. Rasiligaoma ( 23/02/2008 06:44)
misy theoriam-pinoana izay (conficius) milaza hoe ny zavatra tsisy dia niala tamina concept nisy foana.

raha miteny ianao hoe tsy misy izany tany izany. ohatra. dia tsy maintsy hisy concept ao aminao misy ilay atao hoe "tany" aloha, izay vao angalanao ilay idee hotoherinao

Raha miteny aho hoe tsy misy i LD, ohatra, dia tsy maintsy nisy sy fantatro i LD aloha izay vao amboariko ny theories tsy mampisy azy...(tahaka ny fanakonana azy tsy ho fantatry ny olona, famonoana azy , sns)
48. badboy ( 23/02/2008 22:31)
s’insère dans la théorie générale de l’abus de droit qui, une fois adaptée au système de concurrence, rend délicate l’imputation du détournement de l’acte d’exploitation de position dominante


:arrow::arrow:théorie thèse/antithèse : thèse = misy, antithèse = tsisy.
:arrow::arrow:théorie néant/existence : ny filazana ny fisian'ny néant no mahatsisy ny existence; ary ny filazana hoe misy ny existence no tsy mampisy ny néant!
:idea::idea::idea:

Ka ahoana misy ve zany andriamanaitra sa tsisy????
49. badboy ( 23/02/2008 22:34)
azfd fa sady nibosy ny tenako de voaray teto!:-P:-P:-P:-P:-P:-P
50. piste ( 24/02/2008 14:07)
Tsy miankina @-ntsika aloha ny Fisian'Andriamanitra. Ary tsy isika no manome anarana Azy. Ny fisiantsika no miankina Aminy.
Ary Andriamanitra iray ihany fa tsy misy hoe an-dranona na an-dranona. Bon ny fanononana Azy no samihafa.

Raha lazaintsika fa miankina amintsika ny fisiany dia tsy Andriamanitra izay fa andriamanitra, izany hoe : ilay sampy kely izay tompointsika andavanandro : vola, fahefana, voninahitra.

51. soanja ( 24/02/2008 22:01)
Azo iadiana hevitra ara-pilozofika tsinona zany ilay izy raha izay hoe:

Inona Andriamanitra na Iza na toa iza? essence
Misy ve izy sa tsia? existence

Satria misy zavatra tokoa ananana hevitra ny endriny sy ny toetoetrany saingy fa ny fisian'ilay zavatra heverina mety tsy misy.

Fa raha ny Mpino Xtianina no iantefan'ny resaka dia hamaly izy fa misy Andriamanitra ary tokana Izy!

Ny hoe hazavazavao ny endriny sy ny toetoetrany ary ny fisehony , dia eo no ahitana fiovaovana be dia be tokoa satria ny fototra iaingana tsy mazava na miovaova hanome valin-teny tokana iombonana.
52. cutie ( 24/02/2008 22:35)
http://www.youtube.com/watch?v=YwgfAVnsgHw
53. badboy ( 24/02/2008 22:35)
Azo iadiana hevitra ara-pilozofika tsinona zany ilay izy raha izay hoe:

Inona Andriamanitra na Iza na toa iza? essence
Misy ve izy sa tsia? existence

Satria misy zavatra tokoa ananana hevitra ny endriny sy ny toetoetrany saingy fa ny fisian'ilay zavatra heverina mety tsy misy.

Fa raha ny Mpino Xtianina no iantefan'ny resaka dia hamaly izy fa misy Andriamanitra ary tokana Izy!

Ny hoe hazavazavao ny endriny sy ny toetoetrany ary ny fisehony , dia eo no ahitana fiovaovana be dia be tokoa satria ny fototra iaingana tsy mazava na miovaova hanome valin-teny tokana iombonana.
Fa tsy mamaly io théorie philo io hoe ty ny porofo mahamisy azy!

Raha nametrak'io olana io za de tsy hoe tsy mino, fa le mino be fahatany tsy mandalina hoe "maninona no nifidy ho krisitanina sy ny hino an'A/tra" fa tsy nifidy fivavahana hafa no tiko tena hivoatra eto!

Atr@ zao dia tsisy valiny tena mitombona fa sombitsombiny avokoa (ny valiteniko ao anatin'izany)!

Ka aleo angamba borkena ty resak'ty de lazaina fotsiny hoe "la voie de Dieu est impénetrable"! Misaotra antsika nandray anjara!

:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*
54. cutie ( 24/02/2008 22:37)
ty ny conclusion e :-D
http://www.youtube.com/watch?v=YwgfAVnsgHw
55. soanja ( 25/02/2008 05:56)
Cutie> hihi:):):)
56. papala ( 27/02/2008 10:08)
Ho an'i olona misy saina de misy Andriamanitra satria izy no namorona an'izao tontolo izao, nisy namorona izao tontolo izao! ho an'ireo scientifique milaza fa tsy misy Andriamanitra de zao no lazaiko azy, na tapipahalalana aza izy dia rehefa ozy Andriamanitra hoe androany no hovonoiko ianao dia maty ary tsy hiverina intsony, satria an'Andriamanitra ny aina! na fahafatesan @ fomba ahoana io na @ fomba ahoana, (aretina, vonoan'olona, accident.....). Tsy misy siantifika na iray aza afaka mitazona an'io AINA ÁN'ANDRIAMANITRA IO. Mitenena hianareo zay tsy mino an'Andriamanitra ka milaza anaran'olona tapipahaizana ka afaka mitazona AINA?
57. tsiafoi1 ( 27/02/2008 14:32)
Bold textFijo :
ny valiny letsy dia hoe misy izy raha asianao ao an tsainao


Ny zava-dht de nanam-piandohana, toa anao zay misy io, eny fa na dia ny cellule faran'izay bitika idd aza. Koa raha tsy te hino ny fisian'ATRA MPAHARY enao, de ekeo ihany fa nisy, ary misy io FIANDOHANA LEHIBE io. Io no ANDRIAMANITRA MPAHARY.
58. fijo ( 27/02/2008 22:50)
5. Mpandefa : LazaDaddy [ Valio ] 23-02-2008 06:18:04
Lohateny : Re : Tena misy ve andriamanitra???
Fijo> ilay Andriamanitra anie misy foana na mety amin'ny olona izany na tsia e

Hoy i ikaretsaka:
Raha version tsy mpino de misy izy fa atao hoe ts'isy.

izany hoe misy Andriamanitra fa mitapi-maso fotsiny ny tsy mpino

ary sao dia hoe tsy misy izy fa terena hisy ao an tsaina?
59. badboy ( 01/03/2008 10:40)
zany hoe misy Andriamanitra fa mitapi-maso fotsiny ny tsy mpino

ary sao dia hoe tsy misy izy fa terena hisy ao an tsaina?


Noforonina ve zany? inona no antony????:-/:-/
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1264