Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
tslem ( 19/02/2008 07:44)
ftma
Bon anniversaire :-*:-*:-*:-*:-*... tohiny
novalian'i ANARIM ny 28/02/2008 12:10
ronaldo09 ( 19/02/2008 07:35)
Ligue des Champions 8e de Final
Hanomboka anio ny lalao 1/8 amin'ny fiadiana ny tompondakan'i Eoropa eo amin'ny taranja baolina kitra,lalao efatra no azontsika rehetra mpitia ny baolina kitra arahana anio ireto avy izany -Shalk... tohiny
novalian'i ronaldo09 ny 24/02/2008 23:52
tslem ( 19/02/2008 06:57)
aiza ihany no iainana?
Misy indraindray ny olana mianjady eo amin'ny fiainana, na tsy voatery hoe olana aza fa tanjona iray ho tratrarina.Mitaintaina, miahiahy manoloana an'izany zava-mitranga izany.Ny olona sasany milaza f... tohiny
novalian'i fijo ny 20/02/2008 21:59
niryna ( 19/02/2008 06:25)
Efa nifady hanina ve hianao? Jereo ity raha mahasoa anao.
ny fanatonana an'Atra dia misy fomba maro : ao ny fiderana Azy,fisaorana Azy,fanandratana ny heriny sy ny fitiavany nomeny antsika. Misy fotoana koa anefa dia te-hanatona azy be be kokoa isika ka dia... tohiny
novalian'i niryna ny 24/02/2008 00:55
LazaDaddy ( 19/02/2008 03:40)
Ho an'izay tsy manan-katao (2)
ilaozy mifampitsikera sy manadala olona eto amin'ny serasera :)... tohiny
novalian'i sasa ny 26/02/2008 04:43
LazaDaddy ( 19/02/2008 03:38)
Mamoaka tanana
mbola azo atao ve ny mamoaka tanana any Madagasikara rehefa ao anaty fiarakodia?...sa efa matahotra mpangalatra peratra sy gorimety daholo?... tohiny
novalian'i LazaDaddy ny 28/02/2008 01:24
soanja ( 18/02/2008 23:47)
Fantaro ny momba anao sy Planeta.
Variana dia variana ny momba anao aho Raolombelona. Manaitra ahy ny fijoronao ary manintona ahy ny asanao. Tsinotsinona tokoa aho manoloana ny teo aloha ary adidiko ny mikajy ny hatsaran'izay nome... tohiny
novalian'i soanja ny 19/02/2008 08:31
Georgs ( 18/02/2008 23:16)
Fanorenana Fiangonana Malagasy
Miarahaba antsika rehetra. Manao antso avo ho an'ny Malagasy monina aty Guyane Francaise (Amerique du Sud), izay manampanirina hitaiza ny finoana maha Kristiana Malagasy fa hijoro tsy ho ela ny Fiang... tohiny
LazaDaddy ( 18/02/2008 22:15)
Jesosy irery fotsiny ihany dia ampy :)
Ampy amin'ny lafiny tsara rehetra...tsy ampiana ny fanahin'ny razana, sary sikotra, sampy le, diplaoma, fombafomba, tsianjery, ... Jesosy Irery Ihany, Filazan-tsara soa :)... tohiny
diamondra27 ( 18/02/2008 20:29)
eto am-baravarankely... annif serasera
Ho an'ilay namana vavy iray izay sy ho antsika namana rehetra ihany koa ,dia faly manolotra anareo ity clip ity ny tenako... Misaotra ihany koa ny nanantontosa Misaotra ny mpanatrika fety Misao... tohiny
novalian'i mangidy ny 13/04/2008 13:44
ni81 ( 18/02/2008 20:06)
Malaza ho tia fihavanana ny malagasy nefa...
Fandre matetika io teny io, kanefa eto @ sera² dia mila tsy ho hita intsony izany indraindray fa lasa mifampiandry kendry tohana hifandramatra fa tsy hiady hevitra na hifanoro no atao. Any @ serasera... tohiny
novalian'i ni81 ny 21/02/2008 07:05
zamanoro ( 18/02/2008 19:04)
Olo-Raitra TVM
Tsara ilay fandaharana saingy ho an'ny manana zaza latsaky ny 14 taona dia toa tsy mendrika loatra ilay izy satria be resaka kapaoty sy resa-piraisana loatra. Lasa dokam-barotra SIDA sy kapoty no bets... tohiny
novalian'i dziana ny 05/05/2008 11:01
penina ( 18/02/2008 17:04)
akoho kely toazam-potsimbary ny namana vaovao
Tsy ho valiana ohatra ny miavona ianao. Ho valiana nefa atao inona anefa? :-w... tohiny
xxx ( 18/02/2008 17:01)
fanontaniana momba ny youtube!
slt! saika mba hanontany an'ireo mpijery clip ao @ youtube za oe miraikitra b koa v ny fisosan'le clip rf mijery nareo! za manko rf mjery d tsis fyany mintsy fa tapatapaka be! ka innona kay no mety m... tohiny
novalian'i sariaka ny 20/02/2008 15:49
youyi ( 18/02/2008 16:43)
marina v?
salu daholo!!! hono hoa r rreto, rah ny bandy ef nisaraka tamin'ny tena no verenana tenenina hoe "za mbola tia anao"(l) de aona ny mety ho sensation-any?:?: d rah miteny iz oe aleo "aleo tsika mijann... tohiny
novalian'i xxx ny 20/02/2008 09:43
rush ( 18/02/2008 13:16)
mahagaga!
Voici UNE leçon de grammaire amusante Pourquoi, dès que c'est UNE galère, c'est tout de suite au Féminin ? LA pluie, LA neige, LA grèle, LA tempête, tout Ça, c'est pour vous ... tohiny
novalian'i xxx ny 18/02/2008 13:29
Onja ( 18/02/2008 13:14)
Sary
atao ahoana ny mandefa sary @ namako @ alalan'ny serasera?... tohiny
novalian'i ainaheri ny 19/02/2008 05:32
rush ( 18/02/2008 11:40)
nde hiomehy kely
La question est fondamentale : POURQUOI ? On n'a pas souvent l'occasion, en ces temps agités, de se poser les vraies questions. Et pourtant... POURQUOI tu peux avoir une pizza à ta ... tohiny
novalian'i penina ny 25/02/2008 15:21
andryaina ( 18/02/2008 11:01)
Hangataka tononkira
Bjr daholo! Saika mba hangataka ny tonon'ilay hira "Hainao tsianjery" an'i Tiana anie azafady e! Merci d'avance... tohiny
novalian'i cutie ny 19/02/2008 16:41
rush ( 18/02/2008 08:43)
fanadiovana volafotsy
Mba hanesorana ny tasy mainty amin'ny haingon-trano na fitaovana vita @ volafotsy dia koseho @ borosy nify misy "dendifrice".Kobano ary hamaino.Handramo fa tena mety ty!maniry soa antsika!... tohiny
novalian'i Ratoa ny 29/03/2008 10:08
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 7.1778