fanadiovana volafotsy

1. rush ( 18/02/2008 08:43)
Mba hanesorana ny tasy mainty amin'ny haingon-trano na fitaovana vita @ volafotsy dia koseho @ borosy nify misy "dendifrice".Kobano ary hamaino.Handramo fa tena mety ty!maniry soa antsika!
novalian'i Ratoa ny 29/03/2008 10:08
2. Papoose ( 18/02/2008 11:20)
misaotra fa de mba hanandrana!:D
3. rush ( 18/02/2008 12:51)
varahana koa tiako fantatra ny fanadiovana azy ra misy mahalala ianareo mba toroy aho, misaotra.
4. Papoose ( 18/02/2008 17:48)
volamena no haiko, ketchup!
5. penina ( 18/02/2008 17:55)
manao dokambarotra dentifrisy sy ketsup indray :-D
6. diamondra27 ( 18/02/2008 21:26)
raha mahita mpitsoka mozika ny commune reny de anontanio fa ry zareo no mpanadio reny mozika varahina ireny

misy produit mainty zay tany dago fa tsy haiko ny anarany , tsy charbon an
7. penina ( 18/02/2008 21:35)
creme crarou?
8. Papoose ( 19/02/2008 03:44)
penina serieu io!!!
9. ni81 ( 19/02/2008 07:32)
Andramo koa ny karibonetra fa tena mangirana raha hanadiovana volafotsy na varahina na volamena koa aza. Alona mandritry ny alina dia kosehina @ borosy malefaka ny maraina.
10. ikaretsaka ( 19/02/2008 16:33)
marina daholo ny ketchup sy ny dentifrice ireo

raha mpitsoka ireny flute traversiere ireny ianao dia io no ampiasain-dry zalahy handiovana ilay flute volafotsy iny
11. mmmhh ( 23/02/2008 07:24)
le karibonetra io koa efficace be, fa mbola andramana koa le ketchup sy dentifrice
12. kiadi ( 23/02/2008 15:49)
atao in le karibonetra?
13. anja123 ( 19/03/2008 09:59)
misotra ry akama a rehetra:lol:
14. Ratoa ( 29/03/2008 10:08)
tandremo fa mety ko "rayƩ" ilay zavatra raha kosehana borosy. Ny ahy indrsy ny varahana sy vola dia kosehako @ lamba lena misy lavenipotsy dia kobanoko rano. Raha ngeza ilay zavatra dia akasoko @ lavenina ny didina voasary makirana ikosehako ilay zavatra. Kobanina rano. faasika madinika dia madinika koa mety.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1984