akoho kely toazam-potsimbary ny namana vaovao

1. penina ( 18/02/2008 17:04)
Tsy ho valiana ohatra ny miavona ianao. Ho valiana nefa atao inona anefa? :-w
2. tess ( 18/02/2008 17:10)
mahita fomba fiteny malagasy hafa kely vaovao foana koa i sitlo....
izaho indray aloha tsy miavona raha tsy mamaly ireny namana vaovao ireny = ps vaovao izany no tiko lazaina...raha mojery ny realité ny forum aho dia maka fotoana tsara aloha mamantatra , ho valiana nefa atao inona anefa:-/
3. kelly13 ( 18/02/2008 17:16)
tsaikoooooooo
4. Papoose ( 18/02/2008 17:43)
ndraindray anie le ps ko no vaovao fa le ol efa natao jobily tato e!:-D=)) ka dia asakasak'izay hamaly io!! fa za kosa alohaaaaa(ozizy ndondolah sy tahiry zay!)
5. penina ( 18/02/2008 17:53)
ka eo ndrindra ilay olana. Za koa mba vaovao taloha dia raha tamin'ireny aho no tsy nisy namaly ny hafatro dia ngamba aho tsy nijanona
ho valiana nefa atao inona anefa :-D
6. tess ( 18/02/2008 18:40)
:-D:-D:-D:-D
misaora an'i zanahary raha novalin'oul zany toi!
raha izao situation izao toa enjana ihany...
ho valiana nefa atao inona anefa:°)
7. ainaheri ( 18/02/2008 19:26)
marina io kozin'i papoose io,ny hany mba torohevitro mo zany aleo tsy atao tondra-dranon'ny mandroseza;tonga namana vao mavo²: ny vao² tsy tokony ihafahafa ary ny tranainy ko tsy tokony hiravoravo tanana e
8. tess ( 18/02/2008 19:47)
ainaheri! hounnnnnnn! hoy enao! .......:wink:aleo oatao hoe ny tonta ihany no lasa vao....!:wink:
ka raha ilay tonta otraotranzay ve de hitsambikina eny aminy aho fa hoe vaovao izy:-P mailo ihany klou e!:^)
9. ainaheri ( 18/02/2008 20:03)
tess,ié marina alou lay mamadika palitaoe,nefa kosa misy ireo tena vao²,ka eo ndrindra tsika zao,mora fantatra fona lay mpamadika palitao ka
10. xxx ( 18/02/2008 20:07)
penina:
Za koa mba vaovao taloha dia raha tamin'ireny aho no tsy nisy namaly ny hafatro dia ngamba aho tsy nijanona

Raha mbola fanakianana olona foana, tsy maintsy misy valiny ka :wink::)8):idea::arrow:

11. ainaheri ( 18/02/2008 20:31)
xxxxx:-D:-D:-D:-D:-D
12. tess ( 18/02/2008 20:52)
:roll::roll::roll: tsy azoko tsony lay resaka!
13. penina ( 18/02/2008 21:11)
za koa tsy mahazo, fa soramy mino aho hoe olona voakiana tany ho any indray io :-D
14. xxx ( 18/02/2008 21:26)
Rajoelina aza nge lesy nitaraina mihitsy fony izy mbola boay kely :D:-$:-$:-D:-D
15. penina ( 18/02/2008 21:41)
Ny an-drajoelina indray efa aretina notediavina :°)
16. Papoose ( 19/02/2008 04:14)
fa zao kosa na hanao ps maro dia maro aza ange ny olona sasany, na roa fotsiny aza raha zohina @ le fomba firesaka da mitovy avao mihitsy defa gain e!

mody avela hiresaka aloha, fa mahazo vahana kely @zay tonde kobo fa zany hoe kalam fotriny de manao masobe8O tsy mahita:wink:
17. tess ( 19/02/2008 06:04)
:wink::°) na manana ps zato aza lay olona tsy olana refa tsy hanaovandratsy fotsiny....:wink: fa raha hanalànao ohatra hahazoanao bozoroka bdb de efa mety:^) misy indray entiny ampiresahina olona iray ilay ps maro huhuhuhuhu! ankitsaptsapa toetra...
ohatra manana sipa ato izy de tsapaina dotina am ps iraika de raha moamola lay raika de gain!:^)
izany retra zany de aleo malina ihany...
ny ahy aza ps roa reo no ampesaiko, samy misy sary mbola misy tsy mahakobo ihany hoe oul iray ireo fa samy hanoratany dool8):-D
18. Papoose ( 19/02/2008 12:00)
ka mba saika haka double izy kay vou double!:^)
19. ari.malala ( 19/02/2008 12:02)
za manana ps roa d ny raika ts miasa mintry hihih! ndeha mba hosokafako marina iny kle sod maty eo hahaha
20. tess ( 19/02/2008 12:23)
:-D:-D

paposse: ka zay mitry :^)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.821