Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
xxx ( 18/02/2008 06:07)
ny Pelaka ve mba???
Eritreritra mandalo ny ahy ity hoa,ireny pelaka ireny ve mety mba miova hetero ihany refa aty aoriana sa de mandrapahafatiny de zay izy?? miala tsiny etoana alo amin'izay pelaka e.... tohiny
novalian'i Bigma ny 10/03/2008 06:35
rakapy ( 18/02/2008 01:58)
Fa maninona ny X voarara nefa ny action tsy voarara?
Mba liana te halala ny tenako hoe maninona wa ny film porno no voarara sy atao sarotra be ny lalana momba azy nefa ny film de guerre na violence na action dia miparitaka hoahatrany ny fasika? Hoatr... tohiny
novalian'i nerveux ny 18/04/2008 23:00
delamasiso ( 17/02/2008 21:32)
Mitady mpihira evanjelika
Sao dia mahafantatra mpihira aram-pilazantsara hanao tournée aty France @ mois d'octobre ianareo? Mba omeo ahy ny contact-ny raha misy. Misaotra betsaka.... tohiny
novalian'i Lejoba ny 16/07/2008 09:16
naughtyboy ( 17/02/2008 20:27)
fanabeazamboho ny fifandraisany ts1-1
Betsaka ny zv nahafinaritra ahy tato @ serasera ka isaorana ny mpandrindra sy ny mpikarakara rehetra ny vita rehetra lasa ny eritreritro ndray2 fa ny fahasamihafany ts1-1 no tokony hampivelatra ny ... tohiny
novalian'i ratonton ny 27/04/2008 13:12
badboy ( 17/02/2008 19:10)
Mpamitaka mianakavy!!!
Iza no tena mpamitaka : ny milaza fa "[b]tsy misy mande @ zay laoniny any dago[/b]" ([color=red]nefa toa mba misy misongadina ihany[/color]) sa ireo milaza fa "[b]mandroso madagasikara[/b]" ([color=re... tohiny
novalian'i Jeankely ny 13/03/2008 07:59
achrafhanna ( 17/02/2008 10:20)
Bon Anniversaire i Bafota
Mirary fety sambatra ho tratrin'ny amin'ny heritaona indray!Oviana no hiverina? :-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*... tohiny
niryna ( 17/02/2008 08:25)
Evanjelista may tao amin'ny trano filokana ...
Ny kristiana no jiro manazava ny manodidina azy,raha jiro tarafana dia tsy tokony atao ambany latabatra fa atao eo afovoany ka mazava daholo ny rehetra. Ny kristiana dia toy ny olona rehetra ihany,... tohiny
novalian'i niryna ny 24/02/2008 21:39
razafy4 ( 17/02/2008 07:45)
Fangataha tononkira
Salama mangataka tonkira " I BELIVE YOU n ' i CELINE DION MIANDRY ZAH ... tohiny
niryna ( 17/02/2008 07:21)
Inona no mahatonga ny olona ho masika be"bitterness"?
Toa tsy misy teny azo hilazana io teny io. Raha ilay teny hoe bitter mantsy dia mangidy no hilazana azy fa raha ny toetra hilazana azy dia ireny olona lozabe na masika be ireny angamba e? Inona ... tohiny
novalian'i endrika01 ny 13/05/2008 14:11
penina ( 17/02/2008 05:30)
equaliseur windows XP
Sao dia misy mahalala fomba fanaovana equaliseurn'ny windows XP? Ilay hira mandeha avy amin'ny internet, dia tsy misy equaliseur avy amin-dry zareo dia lasa ohatra ny tsy misy tsirony mihitsy ilay h... tohiny
novalian'i penina ny 19/02/2008 15:19
RAZAFINDRATSIMBA ( 17/02/2008 04:58)
TRADUCTION PUISQUE TU PARS DE GOLDMAN
manahona e mba misy manana ilay hiran i BLACK JACK TRADUCTION AN'ILAY PUISQUE TU PARS (J.J. GOLDMAN) VE AZAFADY,MBA ILAIKO MAIKA AMINA MARIAZY MISAOTRA... tohiny
rakapy ( 16/02/2008 23:51)
Ny baiboly dia tsy ampy hahatonga anao any velively
Tsy ampy hoy aho ny baiboly satria: Io boky io dia toy ny boky guide ihany fa tsy mahalaza na mahavita ny fianinanao manotolo sy izay zavatra rehetra hiseho any aoriana any. Io boky io no fanovozana n... tohiny
novalian'i fijo ny 22/02/2008 22:10
lazounet ( 16/02/2008 22:58)
Hafatra ho an'i Hery sy ny specialista rehetra eto
Azafady r'ise fa nahazo an'ity hafatra ity aho tao @ vata fandraisana mailaka ka mba tiako ho fantatra ny hevitrareo handraisana fepetra: DIS A TOUS TES CONTACTS DE NE PAS ACCEPTER [b]italia9@hotma... tohiny
novalian'i xxx ny 17/02/2008 15:31
philemon22 ( 16/02/2008 18:56)
Mila sosok'evitra !
Ahoana ny fomba hahazoana bourse à l'éxterieur na contrat enmploie formation. Mino aho fa hahazo valiny mahafa-po avy aminareo ry namana rehetra.... tohiny
novalian'i LazaDaddy ny 19/02/2008 20:05
endrika01 ( 16/02/2008 17:46)
RIVO-DOZA,HOROHORON-TANY!!!
Aminareo namana iza no azo ihainana kokoa,ny rivo-doza(na cyclone)ve sa ny horohoron-tany?De raha sendra tojo ny iray amin\"ireo inona no fiarovan-tena tokony hatao!Misaotra!... tohiny
novalian'i endrika01 ny 24/02/2008 14:37
hafaliana ( 16/02/2008 14:08)
Fiteny roa
Slt, daholo ry namana ah! Ny vaovaoko indray dia: ny site ankafizina indrindra lasa vita amin'ny fiteny roa dia ny frantsay sy Malagasy izany. Mba tsidiho ry reto a! www.hafaliana.tk ny adiresy. :D... tohiny
badboy ( 16/02/2008 11:47)
Fampidirana ny PACS any dago.
Mety ho tanteraka sy ho tsara ve? Dia inona no mety ho tombotsoa azo avy aminy?... tohiny
novalian'i tslem ny 16/02/2008 18:47
rabingogilabanga ( 16/02/2008 11:25)
ENY, BAIBOLY IHANY DIA AMPY
-ho anareo mpi-kritika fivavahana: hita fa [b]zaza vao nahita zavatra, ka manao excès de critique[/b], ny critique efa nisy ary t@ rennaissance no tena mafy be: ary ny mpino no nanao izany voalohany... tohiny
novalian'i fijo ny 22/02/2008 22:12
xxx ( 16/02/2008 10:35)
star'ac
kivy be aho fa resy i mathieu!:?:cry: il est beau, il a une belle voix:? quentin mi merite fa i mathieu no tiko8)... tohiny
novalian'i cutie ny 18/02/2008 14:51
radjery ( 16/02/2008 09:12)
bônaniverséra rapala
[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/F%EAtes/annif01.gif[/IMG] [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/F%EAtes/fete-champagne-4821.gif[/IMG] [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/rep... tohiny
novalian'i rapala ny 24/02/2008 21:53
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.7282