Fampidirana ny PACS any dago.

1. badboy ( 16/02/2008 11:47)
Mety ho tanteraka sy ho tsara ve? Dia inona no mety ho tombotsoa azo avy aminy?
novalian'i tslem ny 16/02/2008 18:47
2. rabingogilabanga ( 16/02/2008 12:29)
za koa bandy toa an'ise; andao hivady;je t'm badboy; andao hi-pacser
3. fafa75 ( 16/02/2008 12:44)
Mety tsara ho an'izay pelaka angamba, fa raha lahy sy vavy ve mety hisy tombotsoa toy ny any @ firenena hafa:?:
4. tashaa ( 16/02/2008 13:07)
ny tombotsoa aloha ara materialy é: afaka miaraka mangoron-karena miaraka eo , toy ireny associé @ orinasa ireny (samy lehilahy na samy vhv ohatra fa tsy ieritreritra pelaka foana na less foana an:D)

raha lalàna "copie-collé" @ lalàna frantsay, toy ny mahazatra h@ izay, dia be dia be koa ny tombotsoa (hetra, autorité parentale...)

raha ara toetsaintsika malagasy indray : raha lahy sy vavy dia efa ariana tanteraka izany ny hasarobidiny mariazy , ratsy zany sa tsara? arakaraky ny toetsaina io

mety ho betsaka koa anefa couple lhv/vhv ny ho voasarika satria mora ravàna ny Pacs :tsy toy ny mariage
nefa ny malagasy h@ zao toa mbola manome lanja ny mariazy ihany:?:

Mety tsy ho tafita aloha ilay lalàna raha ry Mompera no lehiben'ny Commission de débat ao @ Parlement é (vazivazy zany sao dia tezitra eo Mompera)





5. tslem ( 16/02/2008 18:47)
ka rehefa tena mifankatia anie ry zareo tsy azo tanana e !

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2034