Mila sosok'evitra !

1. philemon22 ( 16/02/2008 18:56)
Ahoana ny fomba hahazoana bourse à l'éxterieur na contrat enmploie formation.
Mino aho fa hahazo valiny mahafa-po avy aminareo ry namana rehetra.
novalian'i LazaDaddy ny 19/02/2008 20:05
2. ikaretsaka ( 16/02/2008 21:37)
arakaraky ny filiere sy ny zavatra tadiavinao..
vague be ilay fanontaniana
3. Papoose ( 16/02/2008 23:50)
fa tsy Tonga De Manao demande v?
4. tslem ( 17/02/2008 10:09)
TDM hono e :-D:-D:-D
5. jemimah ( 17/02/2008 12:12)
Tonga Dia Miklandy
6. endrika01 ( 17/02/2008 13:53)
Tonga De Mahazo é:-*
7. jiolah ( 18/02/2008 09:28)
Tonga De Mora le fanontaniana,Tonga De Mandinika alo, avy eo Tonga De Manontany any @ ze efa nahazo,
ary Tonga De Mangala-tahaka ary farany Tonga De Mangoron'entana fa ande .Tandremo Tonga De Milentika any an:°):°)
8. LazaDaddy ( 19/02/2008 04:05)
philemon> Firenena inona io tianao resahina io dia taranja inona?

...tsy mety aminao angaha raha asa fa tsy "fianarana asa"? Matetika mantsy ny firenena vahiny mitady mpiasa fa tsy olona vao ampianarina...raha tsy izany aleony ny eo an-toerana ihany no andaniam-bola amin'ny "formation"
9. Veloo ( 19/02/2008 18:35)
jemimah [ Valio ] 17-02-2008 13:12:12
Lohateny : Re : Mila sosok'evitra !
Tonga Dia Miklandy


ity zao no itako mety dia refa any dia mitady kle hianarana na hiasana...:wink:
10. LazaDaddy ( 19/02/2008 20:05)
Veloo> aza manoro vohana
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2742