Ny baiboly dia tsy ampy hahatonga anao any velively
1. rakapy
(
16/02/2008 23:51)
Tsy ampy hoy aho ny baiboly satria: Io boky io dia toy ny boky guide ihany fa tsy mahalaza na mahavita ny fianinanao manotolo sy izay zavatra rehetra hiseho any aoriana any. Io boky io no fanovozana ny fahendrena tokony hampiarinao eo @ fianana raha tena Kristianina ianao.
Maro dia maro tokoa anefa ireo fahendrena izay tsy hitanao ao anatin'ny baiboly fa hitanao any @ boky na finoana na kolo-tsaina samihafa. Ka noho izany dia azo lazaina fa raha ny baiboly irery ihany dia tsy ampy na tsy tonga lafatra.

novalian'i fijo ny 22/02/2008 22:10
3. ikaretsaka
(
17/02/2008 00:23)
betsaka anie ny mijery kolo tsaina samihafa e.. betsaka ny mijery ny finoana samihafa .. fa izany akory tsy midika hoe nanaraka ireny kolotsaina sy finoana ireny izy
fa na ireo soi disant hoe baiboly ihany aza mba nangalatra kely atsy sy eroa ihany... saingy izy tsary franc fotriny!

6. rijadolly
(
17/02/2008 04:29)
Mahafinaritra ry Rakapy à!
Zany tokoa ry sé,mahatsiaro menatra ery aho mamaky ny voalazan'sé ery ambony.Manongo tena mihitsy é.
Torohevitra kely fotsiny ny ahy:
-averimbereno vakiana ary aza leo hoe efa voavakiko ity dia tsy vakiana na tsy henoina intsony ny toriteny sy ny torohevitry ny namana mikasika ilay efa voavaky,fa teneniko an'sé fa misy zavatra ampifantarin'Fanahimasina vaovao antsika foana mikasika ny Teny ao amin'Baiboly.(#disika gôka)
-Ny fahendrena ao anaty Baiboly dia mety mbola tsy nazavain'Fanahy Masina ahy angamba ny heviny satria ny tenako mihitsy no manda ilay izy dia tsy voarahiko.Ny tiako lazaina dia izao,manohitra ny zavatra heveriko fa marina ilay izy ,na manohitohina ny tiako atao==>mitady atoko hafa na boky mitory fahendrena hafa,namana mahay manazava ny zavatra heveriko fa mety ny ataoko aho dia laozako ilay Teny ao @ Baiboly.
-Misy koa anefa Teny ao amin'Baiboly mbola tsy ary nandalo teo imasoko na henon'sofiko satria misy manakona amiko ilay Teny==>tsy ampy ny fahendrena ao amin'Baiboly,mikaroka any amin'hafa aho dia mahita hafa tsy voalazan'Baiboly(araka ny sitrapo n'Andriamanitra).
Nefa teneniko an'sé fa tokony haverin'io Fahendrena io hamaky Baiboly ihany sé dia ho hitan'se fa ao ihany ilay izy.
(l)(l)(l):-*:-*:-*:-*

7. rakapy
(
17/02/2008 04:41)
Marina izany Rijadoly fa ny problem dia ilay teny sy tantara ao @ baiboly tsy mba no tsorina fa natao miolakolaka. Ka @ zao vanin'andro efa miazakazaka be izao ve mbola handalina lalina toy ny nataon'ireo zokiolona taloha tsy ho very eo fihinanana? Ka midika izany fa na ampy aza ny baiboly dia tsy ampy ihany satria tsy mazava. :{:{:{
8. rijadolly
(
17/02/2008 05:40)
Marina tokoa ny an'sé fa somary sarotra ny mandray ny teny ao amin'Baiboly http://www.baiboly.org/toko.asp?boky=LIOKA&toko=8&andininy=10-10&dika= .Nefa tsoriko an'sé fa manana mpanampy hanazava Ilay hevitry ny Teny isika dia ny Fanahy Masina izany mba tsy anao oh izao:{:{:{isika fa kosa anao oh izao^:^amiNY.Angatao ny fanahiNy fa omena ianao,omena ianao.
Ny fahendrena any ivelan'Baiboly aza ary anie ry sé ka tsy misy mpanampy an'sé ka hazo ihany é.(filosofian'ireo manampahaizana)nefa tena sarotrà,za aloha dia HS ndraindray é.
Inona ny anton'izany rehetra izany
-Tsimaintsy homanina ny tafika ahalala ny fitaky ny fahavalo
-Tsimaintsy testena ny tafika sao tsy mihorina tsara ka hamadika raha tojo ny fahavalo, http://www.baiboly.org/toko.asp?boky=LIOKA&toko=8&andininy=18-18&dika=
-Tsy azo hatoro ny fahavalo ny fomba fiady http://www.baiboly.org/toko.asp?boky=ISAIA&toko=6&andininy=9-9&dika=
:-*:-*

9. Rasiligaoma
(
17/02/2008 05:44)
ijereo kely daholo dia izay tsara alaina e, vakio na baiboly na coran na talmund na surat, na boky maro samihafa. rehefa hitanao manampy ilay fifandraisana sy
ny fikambanan'ny fanahinao amin'Aa.
ianao sy andriamanitra io fa tsy ianao sy ny baiboly. rehefa manampy anao amin'ny fifandraisana aminy, na inona ny ataonao, vakianao, ampiasainao na inona ka mampandry ny conscience-nao dia izay no mety

10. soanja
(
17/02/2008 05:54)
rakapy:
Tsy ampy hoy aho ny baiboly satria: Io boky io dia toy ny boky guide ihany fa tsy mahalaza na mahavita ny fianinanao manotolo sy izay zavatra rehetra hiseho any aoriana any. Io boky io no fanovozana ny fahendrena tokony hampiarinao eo @ fianana raha tena Kristianina ianao.
Maro dia maro tokoa anefa ireo fahendrena izay tsy hitanao ao anatin'ny baiboly fa hitanao any @ boky na finoana na kolo-tsaina samihafa. Ka noho izany dia azo lazaina fa raha ny baiboly irery ihany dia tsy ampy na tsy tonga lafatra.
Izany rehetra izany anefa Rakapy dia miankina avokoa amin'ny atao hoe inona moa no FAHENDRENA takiako na tiako ho hita manoloana ny mahaOlombelona ahy ary indrindra ka tiako ampifanarahako amin'ny finoana an'Andriamanitra?
Miovaova isaky ny kolontsaina na firenana na fianakaviana ny Fahendrena.
Ka raha toa ka ny Xtianina no resahina manokana dia ny ao anaty baiboly no hitany ho Fahendrena sy Fahamarinana ary fiainana.
Saingy ny tena fanontaniana mipetraka dia hoe moa ve ny fahendrena izay heveriny no mahasoa ny mpiara-belona rehetra sy ny momba azy?
Mora aminy koa anefa ny mamaly an'io raha tena extremista izy ireo. Tsy ny eto an-tany no zavadehibe aminy fa ny fiainana manaraka ka inony moa izay olana hafa mipetraka ho an'ny hafa any? Na ho loaka toy ny inona aza ny atmosfera dia tsy olany izany fa ny ahita an'Andriamanitra maika no mahamay.
Ka moa ve izany no fahendrena tiantsika rehetra zanakolombelona ho hita??? iza moa isika zanakolombelona? Nahoana isika no manana hevitra samihafa??? dia miodina eo ny resaka! Koa raha mahita ianao fa misahirana mikaroka ny tantara sy ny filozofia ary ny zavamanahirana tsy dia ahitana vahaolana eo no hoe eo ny olona sasany dia tiany ho fantatra ny fototra (essence of life) ary no atomboka ahafantarana ny tena fahamarinana.
11. Rasiligaoma
(
17/02/2008 06:12)
tsy nisy olona efa lasa tany tokoa ka niverina ka nilaza tamintsika hoe ny baiboly no pasipaoro miditra any o? sa efa nisy?
12. rijadolly
(
17/02/2008 06:52)
Rasiligaoma:tena marina tokoa io teninao io fa kosa amin'Kristianina,andramo anie dikao ny Fahendrena na iray amin'izay heverinao ho maivana indrindra ny vaikany ao amin'Baiboly é!aoka fotsiny.Aza manandrana mantsy é,fa rehefa hitanao hoe nandika ilay Fahendrena ianao dia tsapanao ny vokany.Ny ahy zao mahatsapa tafasaraka amin'Andriamanitra mihitsy aho izay vao miantsoantso mafy ery(maina tanteraka).
tsy nisy olona efa lasa tany tokoa ka niverina ka nilaza tamintsika hoe ny baiboly no pasipaoro miditra any o? sa efa nisy?
Izany ve dia hinoko hoe tsy Ilay ao amin'Baiboly no mahavonjy ahy.
13. niryna
(
17/02/2008 07:38)
rakapy:
Tsy ampy hoy aho ny baiboly satria: Io boky io dia toy ny boky guide ihany fa tsy mahalaza na mahavita ny fianinanao manotolo sy izay zavatra rehetra hiseho any aoriana any. Io boky io no fanovozana ny fahendrena tokony hampiarinao eo @ fianana raha tena Kristianina ianao.
Maro dia maro tokoa anefa ireo fahendrena izay tsy hitanao ao anatin'ny baiboly fa hitanao any @ boky na finoana na kolo-tsaina samihafa. Ka noho izany dia azo lazaina fa raha ny baiboly irery ihany dia tsy ampy na tsy tonga lafatra.
tsy hitako izay hankarary saina amin'izany raha izaho ,olona toy antsika ihany izy ireny saingy tsy naharitra ny fakam-panahy.
Maninona rehefa ny kristiana hoy aho no manao ny fanaon'ireo tsy mino toa variana ireo tsy mino kanefa ireo rehetra manao ratsy ,tsy mpino toa tsy mampiraika ny kristiana ?
sambatra kosa hianareo tonga lafatra koa. mahita hitsikerana ny fiainan'ny olona foana indrindra moa raha kristiana ka tsy mirehitra tsara ny jirony dia tadiavina hoe aiza ny jiro,raha mirehitra tsara indray dia hoe mandratra maso :D:D
ainaheri:
io no fantany fiarovana tsara indrindra hanafenany ny ratsy ataony,hozy hiran'iAdeline zay;Vavaka mihambahamba.............
:cry:
izay tsy nanota tamin-tsika rehetra no aoka hitora-bato azy ireny. Hoy i kristy :D
14. niryna
(
17/02/2008 07:41)
Tsy ampy ho an'izay tsy mino sy tsy mahafantatra ary tsy mankasitraka ny fahasoavana nomen'ATra azy .Fa ampy kosa ho an'ireo izay nasehony sy niaiky ary nomeny fahasoavana ka nahatsampa izany.Tsy ny baiboly no tena olana fa ny fampiasana sy ny fampiharana azy amin'ny fiainana.
15. pissoa
(
17/02/2008 10:52)
rakapy:
Tsy ampy hoy aho ny baiboly satria: Io boky io dia toy ny boky guide ihany fa tsy mahalaza na mahavita ny fianinanao manotolo sy izay zavatra rehetra hiseho any aoriana any. Io boky io no fanovozana ny fahendrena tokony hampiarinao eo @ fianana raha tena Kristianina ianao.
Maro dia maro tokoa anefa ireo fahendrena izay tsy hitanao ao anatin'ny baiboly fa hitanao any @ boky na finoana na kolo-tsaina samihafa. Ka noho izany dia azo lazaina fa raha ny baiboly irery ihany dia tsy ampy na tsy tonga lafatra.
:-w:-w:-w:-w:-w
eto lazaina fa tsy ampy, tsy mirakitra ny fahendrena rehetra sns ny baiboly ...
nefa atsy ambadika, vao ny baiboly fotsiny aza no novakian'ny sasany dia efa lazaina fa tsy ilaina fa mandany andro fotsiny !!!
dia inona ihany no tinareo ataon'ny kristianina e ?
rakapy tatsy ambadika:
napetrako moa ity lohahevitra ity ry havana satria dia hitako fa maro tokoa isika eto @ ity forum fivavahana sy finona ity no tena efa lasa lavitra @ famakiana ny andininy sy izay voarakitra ao anaty baiboly ao.Misy koa ireo izay mahafantara sy nandalina ny momba ny tantaran'ny fiangonana sy ny finoana. Tena tsara sy mahafinaritra tokoa izany rehetra izany nefa ve ilaina daholo izany vao hafaka ny hanao soa sy hamomnjy ny mpiara-belona aminao ianao?
Fanamarihana lehibe :
za tsy miteny hoe ampy ny baiboly sns a. miakina amin'ny tadiavina iny amiko. fa ny zavatra soratan'i rakapy fotsiny no hitako hoe :-w:-w:-w
16. ikaretsaka
(
17/02/2008 12:38)
niryna:
Tsy ampy ho an'izay tsy mino sy tsy mahafantatra ary tsy mankasitraka ny fahasoavana nomen'ATra azy .Fa ampy kosa ho an'ireo izay nasehony sy niaiky ary nomeny fahasoavana ka nahatsampa izany.Tsy ny baiboly no tena olana fa ny fampiasana sy ny fampiharana azy amin'ny fiainana.
izay ilay hoe say manana ny fomba nanehoan'A/tra ny fahasoavany ny tsirairay..
misy ny nohasohavony t@ saole, misy ny t@ komonio, misy ny t@ baiboly..
le fitahiany sy fahatokiana azy no zava-dehine
17. rakaroka
(
17/02/2008 22:59)
Ilay "size" eto angamba misy "but" hoe "any", asa any aiza?:roll:8O:?:
Ka sao dia tokony hampanarahana baiboly aza ny olona
ho any :roll::?::wink:Sa izay mahay azy io ihany no tafiditra any:roll:8O:?;anefa tsy voasoratra ao anie izany e, raha voasoratra dia mba lazao kely ny toko sy andininy; dà tsa azoko be ihany ty resaka baibolinareo ity fa aleo mba any amin'ny azo takarin'ny saina kely no sahaza angamba;
'zaho aloha efa mba nandinika ihany dès années fa
manipy gans: lalina loatra ny laza hadina ka aleo averina feuille blanche dia miova filière e!:oops::oops::-P:wink::cry::cry::cry::cry:8O8O

18. ikaretsaka
(
17/02/2008 23:04)
rakaroka:
Ilay "size" eto angamba misy "but" hoe "any", asa any aiza?:roll:8O:?:
Ka sao dia tokony hampanarahana baiboly aza ny olona
ho any :roll::?::wink:Sa izay mahay azy io ihany no tafiditra any:roll:8O:?;anefa tsy voasoratra ao anie izany e, raha voasoratra dia mba lazao kely ny toko sy andininy; dà tsa azoko be ihany ty resaka baibolinareo ity fa aleo mba any amin'ny azo takarin'ny saina kely no sahaza angamba;
hihihihi
19. rakapy
(
18/02/2008 01:18)
Nyrina> Ianao aloha dia efa assure-na ny place-nao any amparadisa fa aza mivaky loha intsony izay momba ny eto an-tany.
Pissoa> Ny tokony ataon'ny kristianina dia ny mba tokony hanaja ny hafa. Rehefa inoana ny anao fa marina dia mba hajao koa ny finoan'ny hafa.Fa tsy hoe i kristy sy ny baiboly irery ihany no lalana. Matetika mantsy dia na black na white ihany no fitsaranan'ny kristianina ny tsy kristianina.

20. ikaretsaka
(
18/02/2008 02:39)
rakapy:
Ny tokony ataon'ny kristianina dia ny mba tokony hanaja ny hafa. Rehefa inoana ny anao fa marina dia mba hajao koa ny finoan'ny hafa.Fa tsy hoe i kristy sy ny baiboly irery ihany no lalana. Matetika mantsy dia na black na white ihany no fitsaranan'ny kristianina ny tsy kristianina.
marina aloha io e:oops: kristianina aho miteny ary miezaka miala amin'izay fijery izay