Ny baiboly dia tsy ampy hahatonga anao any velively

21. rakapy ( 18/02/2008 03:22)
Yeka!!!
22. rijadolly ( 18/02/2008 14:01)
rakaroka:

Ilay "size" eto angamba misy "but" hoe "any", asa any aiza?:roll:8O:?:
Ka sao dia tokony hampanarahana baiboly aza ny olona
ho any :roll::?::wink:Sa izay mahay azy io ihany no tafiditra any:roll:8O:?;anefa tsy voasoratra ao anie izany e, raha voasoratra dia mba lazao kely ny toko sy andininy; dà tsa azoko be ihany ty resaka baibolinareo ity fa aleo mba any amin'ny azo takarin'ny saina kely no sahaza angamba;
'zaho aloha efa mba nandinika ihany dès années fa
manipy gans: lalina loatra ny laza hadina ka aleo averina feuille blanche dia miova filière e!:oops::oops::-P:wink::cry::cry::cry::cry:8O8O

Tsy mety kosa ra hampanarahana Baiboly izany é! Ny maty=o indrindra ny vatany maty iny.
Tsy izay mahay Baiboly no tafiditra "Any" ka;fa izay manaiky AZY ho Tompo sy Mpamonjy.
Dia iza indray aza izany "AZY" izany ary ahoana ny Fomba hanompoana AZY.:arrow::arrow:IZAY NY ILAINA NY BAIBOLY

23. rijadolly ( 18/02/2008 14:19)
ikaretsaka:

rakapy:

Ny tokony ataon'ny kristianina dia ny mba tokony hanaja ny hafa. Rehefa inoana ny anao fa marina dia mba hajao koa ny finoan'ny hafa.Fa tsy hoe i kristy sy ny baiboly irery ihany no lalana. Matetika mantsy dia na black na white ihany no fitsaranan'ny kristianina ny tsy kristianina.

marina aloha io e:oops: kristianina aho miteny ary miezaka miala amin'izay fijery izay




Tsy azo tazanim-potsiny kosa é!
Na atosika hianjera

24. nandrianina1 ( 18/02/2008 15:34)
Hoy i rakapy:

Ny tokony ataon'ny kristianina dia ny mba tokony hanaja ny hafa. Rehefa inoana ny anao fa marina dia mba hajao koa ny finoan'ny hafa.Fa tsy hoe i kristy sy ny baiboly irery ihany no lalana. Matetika mantsy dia na black na white ihany no fitsaranan'ny kristianina ny tsy kristianina.

efa misokatra ve ny ady-hevitra e! ento ary ny teninao mba ifanakalozana:wink:
25. pissoa ( 18/02/2008 16:40)
rakapy:
Pissoa> Ny tokony ataon'ny kristianina dia ny mba tokony hanaja ny hafa. Rehefa inoana ny anao fa marina dia mba hajao koa ny finoan'ny hafa.Fa tsy hoe i kristy sy ny baiboly irery ihany no lalana. Matetika mantsy dia na black na white ihany no fitsaranan'ny kristianina ny tsy kristianina.


:-D:-D:-D:-D:-D
Aza mampime ry namana a ! ny fahitanao (izay heveriko fa tsy kristianina) ny Kristianina moa mba manao ahoana ? Sao dia b&w no fitsaranao ny Kristianina ? Vao miady hevitra eto amin'ny forum aza dia efa rarafanao gratuitement ny hoe tsy te hahalala ny manodidina nefa tsy fantatrao akory izay anton'asany sy izay ataony rehefa tsy eto amin'ny forum izy :-D
Izaho tsy miteny hoe diso ny teninao a ... hoy fotsiny aho hoe vakio indray dia eritrereto e :°)
26. ikaretsaka ( 18/02/2008 17:01)
misy aloha le freako right wing ireny kosa ry pissoa amintsika ... u know:wink:
mety ireny angamba no tian'i rakapy tenenina
27. xxx ( 18/02/2008 21:26)
Mahagaga fa efa manomboka mitsabaka ao anatiny raharahan'ny mpino ny tsy mpino.
Ahoana moa hahafahako mitsara ny kristianina hoe: tsy ampy hahatonga anareo any an-danitra ny Baiboly, nefa izaho tsy kristianina no sady tsy mpino.
Angah misy indray izany lanitra izany ?
Efa novakiako daholo ve ny Baboly ka nahafahako milaza fa misy zavatra tsy ampy ao ?
28. Veloo ( 18/02/2008 22:14)
Efa novakiako daholo ve ny Baboly ka nahafahako milaza fa misy zavatra tsy ampy ao ?


29. ikaretsaka ( 19/02/2008 03:04)
xxx:


Ahoana moa hahafahako mitsara ny kristianina hoe: tsy ampy hahatonga anareo any an-danitra ny Baiboly, nefa izaho tsy kristianina no sady tsy mpino.
Angah misy indray izany lanitra izany ?
Efa novakiako daholo ve ny Baboly ka nahafahako milaza fa misy zavatra tsy ampy ao ?


dia avereno aminao ilay fanontaniana diniho sy halalaino lalina ity: raisonnement tsotra ity hoe ahoana ohatra ny ahalalan'ny mpitondra taksi brosy fa izy mahery mandeha nohon'ny sarety ohatra nefa izy aza tsy mahay mitondra sarety?

ohatra hafa koa-> tsy voatery ho ny mpanao baolina ihany no mahay baolina


30. rakapy ( 19/02/2008 05:31)
xxx- Pissoa> gaga ianreo fa mitasabaka ao anatin'ny raharan'ny mpino ny tsy mpino?? Ka ianareo aza mitsabaka ao antin'ny raharahan'ny tsy mpino hatr'izay amin'ny alalan'ny fitaritana sy fandemen-tasina ireo izay tsy mpino hiino izao inoanareo any!!! Aiza ary izany ry zareo? toa ianreo izao no tena mampime :-D:-D:-D
Tsy afaka mivelatra ny finoana fa teraka tao anaty fianakaviana xana dia nobeazina tao @ sekoly xana dia voan'ny brain washed tao dia milaza fa io no lalana tokana Fa ny hafe dia diso daholo=))=))=))=))=))=))
31. xxx ( 19/02/2008 13:13)
dia avereno aminao ilay [quote]fanontaniana diniho sy halalaino lalina ity: raisonnement tsotra ity hoe ahoana ohatra ny ahalalan'ny mpitondra taksi brosy fa izy mahery mandeha nohon'ny sarety ohatra nefa izy aza tsy mahay mitondra sarety?

ohatra hafa koa-> tsy voatery ho ny mpanao baolina ihany no mahay baolina


Analogie vendrana be izany satria tsy connaissance ampirique no lazaina eto fa resaka finoana.
Ny finoana dia tsy mijanona @ resaka connaissance intellectuelle fotsiny. Raha tsy izany dia lasa lavitra noho isika ny demony.

xxx- Pissoa> gaga ianreo fa mitasabaka ao anatin'ny raharan'ny mpino ny tsy mpino?? Ka ianareo aza mitsabaka ao antin'ny raharahan'ny tsy mpino hatr'izay amin'ny alalan'ny fitaritana sy fandemen-tasina ireo izay tsy mpino hiino izao inoanareo any!!! Aiza ary izany ry zareo? toa ianreo izao no tena mampime
Tsy afaka mivelatra ny finoana fa teraka tao anaty fianakaviana xana dia nobeazina tao @ sekoly xana dia voan'ny brain washed tao dia milaza fa io no lalana tokana Fa ny hafe dia diso daholo


Tsy nisy resaka proselytisme eto ry nama fa ianareo aza no miezaka mafy @ fanapepohana ireo kristianina ato.
FA ny tena mampihomehy dia ianao mi-contradire ny zavatra lazainao ity.
Ary tsy hitako izay antony hilazanao hoe lalan-tokana satria na ianao aza tsy mino izany.
Io ambony io moa dia opinion-nao manokana fa tsy tena manambara ny zava-misy velively. Au moins, tokony s'y informer kely ianao.
Tadidio fotsiny ny Kristianina dia tsy maintsy mino sy miaina izay hinoany : dia Jesosy Kristy izany. Raha tsy hanao izany izy dia adala satria latsaka ao anatin'ny Rélativisme.
Tsy midika ny fikombonana @ hafa anefa izany. Fa raha tsy hanana ny maha-izy azy izy dia tsy misy ilàna azy intsony ohatra ny sasany.


32. ikaretsaka ( 19/02/2008 16:26)
ny finoana ry xxx tsy zavatra mitsingevana an... manomboka @ zavatra hita maso foana aloha izay vao mandeha @ zavatra tsy hita maso, ny zavatra hita foana no tsy maintsy fototra aloha ---> miditra foana aloha ny connaissance empirique.
33. pissoa ( 19/02/2008 16:40)
rakapy:

xxx- Pissoa> gaga ianreo fa mitasabaka ao anatin'ny raharan'ny mpino ny tsy mpino?? Ka ianareo aza mitsabaka ao antin'ny raharahan'ny tsy mpino hatr'izay amin'ny alalan'ny fitaritana sy fandemen-tasina ireo izay tsy mpino hiino izao inoanareo any!!! Aiza ary izany ry zareo? toa ianreo izao no tena mampime :-D:-D:-D
Tsy afaka mivelatra ny finoana fa teraka tao anaty fianakaviana xana dia nobeazina tao @ sekoly xana dia voan'ny brain washed tao dia milaza fa io no lalana tokana Fa ny hafe dia diso daholo=))=))=))=))=))=))


:-D:-D:-D
aiza aho izay gaga eo zao ? aza manao tsianjery maimbo refa miady hevitra moa e. tsy gaga mihitsy aho fa niteny fotsiny hoe jereo ny ataonao fa sao mitovy amin'ny fihevitrao ny kristianina ihany ianao amin'io resaka bw e :wink:

Ankoatra izay, ny fahitako azy dia ny dikan'ilay hoe misokatra amin'ny hafa mihitsy no misy manao abus. Ny Kristianina ohatra dia mino an'i Jesoa Kristy ho Andriamanitra Marina sns. Ny olona tena mino dia tsy afaka sady hino no tsy hino ... na tsy teraka tamin'ny fianankaviana kristianina aza ary tsy nianatra tany amin'ny sekoly kristianina !

Ny misokatra amin'ny hafa amiko dia tsy hoe mandeha mino izay inoana koa, fa afaka miresaka aminy malalaka - manaiky fa misy tsara koa any aminy rehefa mahita ilay tsara (rehefa tsy mahita mantsy tsy voatery hanaiky koa). Tsy mitovy ny hoe marina ny arahiko sy ny hoe tsy misy marina any aminy.

:wink:
34. ikaretsaka ( 19/02/2008 17:02)
izay... de peace amzay hao fa tsy be doika eo
35. fijo ( 19/02/2008 23:29)
ny fahendrena amiko tsy voatery hoe mila baiboly vao mahalala azy.
36. ikaretsaka ( 19/02/2008 23:32)
izay koa marina
37. fijo ( 20/02/2008 22:17)
le izy wa ry mpino sasany aza terena sy ferana hoe izao ihany .avelao alalaka fa mizotra milamina io
38. ikaretsaka ( 21/02/2008 00:02)
izay mihitsy
39. fijo ( 21/02/2008 21:43)
io teritery io mantsy mampipotsaka avy eo
40. ikaretsaka ( 21/02/2008 23:13)
izay mantsy
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0539