RIVO-DOZA,HOROHORON-TANY!!!
1. endrika01
(
16/02/2008 17:46)
Aminareo namana iza no azo ihainana kokoa,ny rivo-doza(na cyclone)ve sa ny horohoron-tany?De raha sendra tojo ny iray amin\"ireo inona no fiarovan-tena tokony hatao!Misaotra!
novalian'i endrika01 ny 24/02/2008 14:37
4. ainaheri
(
16/02/2008 18:53)
Ié rivotra mba fantatra mialou fa ny horohorontany manao daka tsy itamaso zany:-D:-D:-D
5. kelly13
(
16/02/2008 20:14)
refa misy horohorontany ono d miafina matory anaty baignoire no fanao, donky, asio baignoire dol ny trano fa tsy hay tsy hay vôlavo ty toetrandro
6. tsiambaratelo
(
16/02/2008 20:31)
Marina io,hoatran\'ny aty aminay zao tao anaty ny 5andro in-2 nironjona ny tranonay t@alatsinainy alina,omaly atoandro,tena apandihiziny miintsy ny tranonay misy étage 10.Tena midola fa zay ara tena fanina ,tsy vitan\'izay fa mbola hiverina hono @28fév.Ny tao Liban Sud alou dia tena nisy aina nafoy maro ny maratra trano rava sady le izy naharitra be de lazain-dry zareo fa 5dégré de Richter fotsiny.Tonga de mitsambikina de lasa superman,
7. Vitsikakely
(
17/02/2008 05:59)
kelly13:Hi hi hi kelly13:da fasana vita hi hi hi ahay Visikakely tsa mbô managna !Hi hi hi
refa misy horohorontany ono d miafina matory anaty baignoire no fanao, donky, asio baignoire dol ny trano fa tsy hay tsy hay vôlavo ty toetrandro
8. niryna
(
17/02/2008 06:28)
Tornado :tadio ,na tafio-drivotra? toy tsy misy an'ity any amintsika.
Rivo-doza mifofofo toa toy izao ilay izy ary tsy azo atao ny mandroso ao anatin'ilay rivotra mahery iny fa lasa misidina any amin'ny habakabaka mihitsy na eny ambon'ny tafotranon'olona.
Isan-taona dia misy faritra misy an'io foana ary raha eny ambony fiara ny olona mahita azy lavitra dia tsy azo atao ny miditra na mandroso,tonga dia ajanona ny fiara ary miala tao ka mitady toerana tsara hialofana.
Raha ao an-trano moa dia any ambany rihana,
Midina any amban'ny toerana ,tsy mahazo mijanoa eo ambaravarakely,na ny lalan-tsara ary tsy mahazo vahaina ny varavarankely na ny varavana,miafina any ambany latabatra,raha any ivelany tonga dia matory fa rivo-doza mitondra mahery ilay izy na tadio no filaza azy ? tsy aiko,raha ao anaty fiara dia mivoaka haingana ..

9. niryna
(
17/02/2008 06:32)
Na biby na fiara na olona raha tsy miala dia misidina lavitra voa mianjera ary matetika may daholo koa ny hazo ary ambony ambany daholo ny zavatra rehetra,ny trano moa dia miala daholo ny tafony :cry:
10. niryna
(
17/02/2008 06:52)
ny horohoron-tany indray dia mbola zava-doza ihany koa ary raha fantatra mialoha ilay izy dia azo atao ny miala,saingy indraindray toa hitanao fa miakatra midina daholo izay jerena ,ny latabatra,ny farafarana ,mbola kely sy tsy mahery ilay izy,ny sary eo amin'ny rindrina toa manofy mijery azy miisaka dia miverina :D
Ity indray anefa no mahazo rehefa tena mahery be ilay izy.
Raha sendra ny horohoron-tany indray ,mila mitandriny amin'ireny zavatra miantokantona eraky ny trano ireny,fa sao hianjerany,na ny fanaka na ny sarisary .Saromana ny loha mandra-pahatapitr'ilay horohoron-tany.Miala lavitra raha misy trano avobe eo akaikinao sy ny jiro izay mivadika jirom-baratra sy ny courant rehetra ao an-trano ,mila esorina daholo raha sendra mbola manana fotoana.Matory amin'ny tany ihany koa ary tsy mahazo mampiasa ascenseur fa mety ho tapaka tampoka ny herin-jiro dia sempotra ao hianao na mety mihoatra an'izany aza no mahazo.
Miala ao anatin'ireny building ireny haingana,ary mitady toerana hialofana.
Raha sendra mitondra fiara indray dia mijano ainga ary fadina ny mijanona ao ambanin'ny tetezana ,raha azo atao dia miala amin'ny tetezana ary tsy mahazo miala ao anaty fiara.
Izay no fantatro :D

11. tslem
(
17/02/2008 08:54)
kelly13:
refa misy horohorontany ono d miafina matory anaty baignoire no fanao, donky, asio baignoire dol ny trano fa tsy hay tsy hay vôlavo ty toetrandro
ary aôna lé oe mikepoka labozia ??? :-D:-D:-D
12. yuka
(
17/02/2008 08:56)
ilay horohorontany tena enjana be kah!
aty aminay efa mahazatra,fa za aloha matahotra foana

13. ni81
(
17/02/2008 09:02)
Tornado :tadio ,na tafio-drivotra? toy tsy misy an'ity any amintsika.
Rivo-doza mifofofo toa toy izao ilay izy ary tsy azo atao ny mandroso ao anatin'ilay rivotra mahery iny fa lasa misidina any amin'ny habakabaka mihitsy na eny ambon'ny tafotranon'olona
Toa efa nisy an'io kah! Rambon-danitra no filazan'ny olona azy koa matetika.
14. achrafhanna
(
17/02/2008 09:47)
niryna:
Na biby na fiara na olona raha tsy miala dia misidina lavitra voa mianjera ary matetika may daholo koa ny hazo ary ambony ambany daholo ny zavatra rehetra,ny trano moa dia miala daholo ny tafony :cry:
15. Vitsikakely
(
17/02/2008 10:29)
niryna:
Tornado :tadio ,na tafio-drivotra? toy tsy misy an'ity any amintsika.
Rivo-doza mifofofo toa toy izao ilay izy ary tsy azo atao ny mandroso ao anatin'ilay rivotra mahery iny fa lasa misidina any amin'ny habakabaka mihitsy na eny ambon'ny tafotranon'olona.
Isan-taona dia misy faritra misy an'io foana ary raha eny ambony fiara ny olona mahita azy lavitra dia tsy azo atao ny miditra na mandroso,tonga dia ajanona ny fiara ary miala tao ka mitady toerana tsara hialofana.
Raha ao an-trano moa dia any ambany rihana,
Midina any amban'ny toerana ,tsy mahazo mijanoa eo ambaravarakely,na ny lalan-tsara ary tsy mahazo vahaina ny varavarankely na ny varavana,miafina any ambany latabatra,raha any ivelany tonga dia matory fa rivo-doza mitondra mahery ilay izy na tadio no filaza azy ? tsy aiko,raha ao anaty fiara dia mivoaka haingana ..
hou hou hou hou,misitsia anaty tany hoa hainjana:snif:
16. endrika01
(
17/02/2008 12:22)
oway any Amerika no tena be an'io,zaho alou de tena matahotra an le tornado,é,tamizaho mbola kelikely no mahita hoatran'io tany Ambanivohitray!"AMBANO" tamin'izay nisy 4 be zao tery @ vodilanitra andrefana tery!de notondrotondroin'ny olona,vodikifafa angamba izy zay,de sady niteniteny ry zareo we,rambotsaka angaha izy zay sa rambon'alika,tsy tadidiko firy ka zay mbola kely t@ zany!!!samy ratsy daoly ndray refa tena tonga reo.
hoy i ika.we ny aza voany ihany!!!!!
tsy afaka miaina am-piadanana mihitsy zany ny zanak'olombelona :roll::roll::roll::roll:

17. voara
(
17/02/2008 12:35)
samy tsisy azo iainana ireo fa raha amiko manokana de ny cyclona satria efa hitako matetika ,io no mpandalo any amitsika
18. endrika01
(
17/02/2008 12:41)
Mandalo marina isika no eto,tsy aleo ve mifindra any @ planeta hafa !any angamba mba tsy nisy an'ireo.:cry::°):cry::cry:
19. kelly13
(
17/02/2008 16:54)
tslem> tsy haiko njay zay le oe mikepoka labozia zay kle! hihihihi! klou hanao reserva labozia ra izany :-D:-D:-D