RIVO-DOZA,HOROHORON-TANY!!!
21. endrika01
(
17/02/2008 20:39)
De refa misy horohorontany hono ka sendra any an-tokontany ianao de raiso zay zvt hitanao de tazony mafy be ao an-tanana,na vovoka na vato na ravina zay voarangotrao mandritra iny horohoron-tany iny!Fa hanapy anao raha sendra mandeha @toerana be le mpivoaka alina ireny(Ranenitoa)fa na mahery aza ny odiny tsy mahavoa anao izany!(tsy midika akory we minomino foana le olona na milalao ody raha namihina sy mampiasa lay zvt voarainy nandritra iny horohoron-tany iny)fa tena efficace hoy lay nitantara tamiko!
22. niryna
(
18/02/2008 04:57)
ilay rivo-doza indray dia mifindra any an-kafa ka mijafaka daholo izay lalovany na dia ny rambony fotsiny ihany aza dia mamotika zavatra betsaka.
Raha toa ka mifanakaiky ny ranomasina na toerana misy rano (lakan-drano sns) dia tsara no miala ao amin'ilay toerana haingana ary raha azo atao dia esorina daholo ny courant rehetra amin'ny trano.Raha ohatra ka lena kosa dia tsy mahazo atao fa dangy eo(sanatria ),maty sur place mihitsy.Mitady toerana avo azo hialofana na fiangonana ,ary raha manana zavatra eny an-tokontany dia fatorana daholo mba tsy ho entin'ny rano.Fonosina daholo ny varavarankely mba tsy ho tafiditra ny rano sy ny rivotra ary efa misy fitaovana ampiasaina fa tsy scotch tape ireny akory.
Raha olona tia biby moa dia avela eo ny sakafo hohaniny fa matetika ireny toerana mandray traboina ireny tsy tia biby :cry: Raha ohatra indray ka mijanona ao antrano ihany dia tsy mahazo vahana ny varavarankely ary tsy mahazo mipetraka eny amoron'ny varavarana na varavarankely na lalatsara.Dia aiza izany no mipetraka k'ty :D
23. Rasiligaoma
(
18/02/2008 05:40)
mbola tsy nahita ilay any M/kara ka mahita ilay cyclone miditra an-tanety angaha i niryna?
24. jiolah
(
18/02/2008 07:36)
Ao anatiny mitsy izao M/kara raha resaka rivo-doza ary mampalahelo fa sasatry ny miarina mitsy.Fa mbola azoazo ihany ny antsika satria efa zatra ny fandalovany ny mponina sady efa misy sampan-draharaha mikarakara ny loza voajanahary rahateo.
Tsy tonga lafatra hoy ianao? Atao ahoana fa mbola an-dalampanarenana ny firenena isika.Izay vita dia rava indray de toy izany hatrany.
Fehiny:raha hisafidy ihany dia aleo le efa nahazatra.
Tsy tonga lafatra hoy ianao? Atao ahoana fa mbola an-dalampanarenana ny firenena isika.Izay vita dia rava indray de toy izany hatrany.
Fehiny:raha hisafidy ihany dia aleo le efa nahazatra.
25. tsiambaratelo
(
18/02/2008 11:01)
Tena marina ry zareo,aleo voina voajanahary no mandravarava toy izay vita tanan\'olombelona !
26. tsiambaratelo
(
18/02/2008 11:03)
Tena marina ry zareo,aleo voina voajanahary no mandravarava toy izay vita tanan\'olombelona !
27. niryna
(
18/02/2008 19:54)
tsiambaratelo:
Tena marina ry zareo,aleo voina voajanahary no mandravarava toy izay vita tanan\'olombelona !
samy ratsy avokoa ka,ny asan'ny olombelona misy mahafaty na mahalasadala ny olona mitovy aminy,ny asan-tanan'Atra koa dia toy izany,tonga tampoka,mipoaka tampoka ,tsy manampo na inona na inona ,tsy alahatra.
28. endrika01
(
19/02/2008 10:21)
Ny olona miezaka manorina trano ivaiva maivana zakan\'ny rivotra refa tonga ny cyclone,ny hafa ndray manorina avo mavesatra tonga ny horohoron-tany ravaravany arodany tsis antra!Ny any Chine no tena be mirodana aloha zay t@ firenena hitako!T@zay mbola nianatra no voalaza fa volcan mitady hipoaka no mahatonga ny horohoron-tany!Nefa toa misy toerana tsisy volcan nefa misy horohoron-tany!
29. xxx
(
20/02/2008 07:57)
ianao no tiako fa ataoko inona koa izay cyclone sy horohorontany any le aza =))=)):*:*:*
30. endrika01
(
24/02/2008 14:35)
xxx:
ianao no tiako fa ataoko inona koa izay cyclone sy horohorontany any le aza =))=)):*:*:*
Ka io angaha azonao sakanana é!
31. endrika01
(
24/02/2008 14:37)
Misaotra ny namana nanazava betsaka ny azo raisina kah! Hamaranana azy dia tsy manadino am-bavaka ny Nosintsika!=D=D=D^:^