Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
Jeankely ( 14/02/2008 12:35)
Afo vao avy @ Olona vaovao sa otrikafon'ny diska goaka ?
Aza adino fa afo avy nirehetra ary efa maty no mbola misy Otrika. Ilay avy nirehatra efa tsy ahoan'ny vahoaka Malagasy fa hiomehezany na sahirana aza izy. Afo vao entin'ny Olona madio sady vaovao no m... tohiny
novalian'i Jeankely ny 14/02/2008 17:20
hercule ( 14/02/2008 12:34)
trano bongo
Ilay hoe andao fa entiko any ianao hijery ilay tananay... tohiny
novalian'i ainaheri ny 15/02/2008 04:01
ronaldo09 ( 14/02/2008 12:18)
Soprano sy Blacko manasoketa an'i Madagasikara !!!
Ferme les yeux et imagines-toi ....... Imagine Madagascar et ses montagnes d’ordures Imagine tes 8 ans et tes pieds sans chaussures Imagine tes mains dans les détritus Ahoana moa no fomba aha... tohiny
riina ( 14/02/2008 10:45)
Zanak'Iarivo
zanak'iaarivo reny ra tsy fantatrao e!... tohiny
novalian'i ainaheri ny 15/02/2008 04:07
hery ( 14/02/2008 08:34)
Dokambarotra serasera [2]
Nivoana ilay resaka tatsy ambadika dia noraofin'ny voirie, ka hapetrako eto ny tohiny. Misaotra antsika fa nitombo indray ny mpi-kliky. Afak'omaly dia 53 fa omaly kosa dia 87. Dia hirariana mba hi... tohiny
ari.malala ( 14/02/2008 08:30)
Henri Salvador
Nodimandry omaly teo @ faha 90taonany i Henri Salvador, mpihira frantsay nanana ny nahaizy azy. mpihiran ny Une chanson douce, Zorro est arrivé, Le lyon est mort ce soir, le travail c'est la santé. ... tohiny
novalian'i ainaheri ny 15/02/2008 05:16
loick ( 14/02/2008 06:46)
sipa mangdidy
hono hoa in kay no antony nahatonga io fiteny io ary ahoana no fisehonizany sipa mangdidy zany afaka mamaly ny vhvv satria ry zareo no mahatsapa azy io angamba:roll::roll::roll:... tohiny
novalian'i Marcelio ny 18/09/2019 13:26
notron ( 14/02/2008 06:14)
Fotodrafitrasa hono e!!
Nitsidika ny tanànan'Ambohitsihita ny Filoha iray ka namantana avy hatrany t@ sekoly iray. Nametraka fanontaniana ny mpampianatra hoe: Milazà teny iray manomboka @ "a". Tsy naharitra ny filoha ka n... tohiny
novalian'i mmmhh ny 23/02/2008 06:52
endrehina ( 14/02/2008 05:30)
ho tia anao fona
tsy haiko le titre fa misy an'io ny tonony oe: ho tia anao fona aho n'aiza n'aiza misy ahy ... tohiny
fijo ( 13/02/2008 23:11)
baiboly ihany
dia namaly izany ny protes fa ny baiboly ihany dia ampy,ahalalany an dandriamanitra sy ny rehetra tiany hofantatra momba izany. mazava izay.ka ity ary hoantsika namana protes.ita ao anaty baiboly ve ... tohiny
novalian'i fijo ny 15/02/2008 23:09
rajoelina ( 13/02/2008 22:09)
ra misy manontany...
-iza moa i ps: rajoelina?? -salmo1. ;-)... tohiny
vonisandra ( 13/02/2008 19:02)
fan tarika 'Zay tamny andron'i Malala
Miarahaba e, Ho antsika izay mankafy ny tarika 'Zay dia nanokatra ity sujet ity aho. Manimanina ireo hirahira rehetra tsy ankanavaka an'ny tarika 'Zay e. Tadidinareo ve ny "nisy taratasy efa nape... tohiny
novalian'i tsikih ny 25/02/2008 10:39
lagoon ( 13/02/2008 18:42)
Ahoana izao resaka izao ry zalahy?Hidtra Otrik'afo ve isika?
http://www.alterinfo.net/conference-dieudonne-kemi-seba_a16493.html... tohiny
novalian'i Jeankely ny 13/03/2008 07:53
MILY ( 13/02/2008 16:58)
AMBIANSY
Mba mangataka ny tonon'i "Ambiansy" hiran'i Ndondonlah sy Tahiry azafady tompoko.... tohiny
lagoon ( 13/02/2008 16:20)
Mampieritreritra,ary tsy mety ny minomino foana!!
http://www.dailymotion.com/related/5088026/video/x360dt_03-lelu-de-dieu_events... tohiny
novalian'i fijo ny 14/02/2008 22:48
xxx ( 13/02/2008 15:49)
dell refurbished
Efa nisy nividy refurbished ve ianareo? dia ahoana, mba tsara ihany ve ireny... toa efa atsasany mihitsy mantsy ny vidiny. Izaho mantsy saika hividy Precision M4300 dia 2.558 dolara no vidiny. Dia ny ... tohiny
xxx ( 13/02/2008 15:19)
byMathless
Slt! Voa manokatra karajia chat de tonga de feno" by Mathless" ny ecran nay. Merci!... tohiny
novalian'i sipagasy ny 14/02/2008 08:56
lagoon ( 13/02/2008 15:13)
La conspiration des prêtres et pasteurs en Afrique
http://www.alterinfo.net/La-conspiration-des-pretres-et-pasteurs-en-Afrique_a16733.html Lien vidéo io ambony io.Tsara raha henointsika dia avy eo miady hevitra isika.Sa ahoana? Na ity koa: ... tohiny
novalian'i prime ny 18/02/2008 12:09
Ralipo ( 13/02/2008 14:27)
Ombay mitady ny firaketana andro malagasy
Misy fikarohana ataoko ry zareo a! Mila mampifandray ny calendrier Grégorien amin'ny fanisana andro malagasy aho amin'izany, ny olana anefa dia tsy manana tahiry na Alimanaka ny tenako ka ze afaka ma... tohiny
thiel ( 13/02/2008 13:44)
Reboisement serasera 2008 Andranovelona
Tena nilay ny ambiance tany @ reboisement t@ 09.02.08 teo ry zareo â! Na dia teo aza ny fiakarana tendrombohitra mahatsiravina dia nahafinaritra ny fiarahana.Ny masoandro mody no nampalahelo.Misimisi... tohiny
novalian'i glou ny 13/02/2008 14:39
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 1.1596