fan tarika 'Zay tamny andron'i Malala

1. vonisandra ( 13/02/2008 19:02)
Miarahaba e,

Ho antsika izay mankafy ny tarika 'Zay dia nanokatra ity sujet ity aho.
Manimanina ireo hirahira rehetra tsy ankanavaka an'ny tarika 'Zay e.
Tadidinareo ve ny "nisy taratasy efa napetrako teo" sy "manahirana", "ndana raha maika e", "n'inon'inona hitranga Jeso".
Mankasitraka e.
Asa raha mba misy mahatsiaro tahaka ahy.
Fa ndrao dia manahirana....
novalian'i tsikih ny 25/02/2008 10:39
2. jemimah ( 13/02/2008 19:29)
ny ahy TANDINDONA no hirany tena tiko hafa ihany koa aloa i malala e!
3. melody ( 13/02/2008 20:02)
anisany tia any Zay ihany koa, ireto avy ny hirany ato amiko: tsy miova, tsy holazaiko, anio , haveriko aminao, rehefa any sy ny lasa, anio ary mandrakizay

mazotoa ary e!
4. cutie ( 13/02/2008 20:04)
ny ahy koa tandindona no tena tiako:)
5. melody ( 13/02/2008 20:06)
izaho akia tsy manana ny tandindona ry cutie a:D
6. cutie ( 13/02/2008 20:18)
melody
jereo ny mail-njy :)
7. melody ( 13/02/2008 20:38)
cutie: misaotra akia fa voaraiko:-*:-*:-*
8. cutie ( 13/02/2008 21:53)
dr:-*
9. mitia04 ( 14/02/2008 04:25)
za tia 'zay mandraki'zay eeee
10. Papoose ( 14/02/2008 05:11)
fa nga tsy efa niverina @zay i malala zao moa?
11. mitia04 ( 14/02/2008 05:48)
toa oe nandalo fotsiny akia hono izy ry papozy a, d mba nanararaotra nampirevy ny mpankafy, d asa rovina ndray ny manaraka:(:cry:
12. ari.malala ( 14/02/2008 07:09)
itako elaela tsy re... iuly homalalanao iny zao no farany d ts re tsony ndray! nefa tsara dool ny hirany! nenà mbola hafa no tiko ndrindra manaraka an'iny ho malalanao iny
13. tslem ( 14/02/2008 07:43)
Tena hafa ihany kosa aloha Malala e :wink:
14. sketera ( 14/02/2008 10:46)
Za kou mrevy zay be tsisy otrzany!ny bhirany rehetra presque tiko daholo!
hafa mintsy le misy an'i Malala lou e!!
milay lôtra reny tarika reny!!
15. kalialie ( 22/02/2008 17:59)
tena hafa mitsy Malala e!!! makafiza fona reto 'zay a;na d...!!! @zay nge reto zareo manoy fona ra vô misy manoana e!!! toano reto d aza miala fa tarika 'zay miaraka @ Malala iany netsika a!!! sa tsizany???
16. tsikih ( 25/02/2008 10:31)
zà tia Zay, Nary, Malala, na Henitsoa,na iza... satria ny hira no tiako, misy hira mety amin'i Malala, misy hira mankaleo be koa ny feony fa kentsona kely...i Henitsoa koa tsara tarehy kely, ilay hira tsy mety afaka ao an-doha iny tsy de hoe ratsy...fa de manantena andry zareo ho avy eto Paris e !!!
17. tsikih ( 25/02/2008 10:39)
oadray ! Hanitsoa, fa tsy Henitsoa, azafady !!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0739