Ahoana izao resaka izao ry zalahy?Hidtra Otrik'afo ve isika?

1. lagoon ( 13/02/2008 18:42)
http://www.alterinfo.net/conference-dieudonne-kemi-seba_a16493.html
répondu par Jeankely le 13/03/2008 07:53
2. zamanoro ( 13/02/2008 20:10)
Inona k'lo no idiran'io amin'ny otrik'afo eh?
3. xxx ( 14/02/2008 08:33)
sao ity kosa no tokony hahatonga saina e!


http://www.madagascar-tribune.com/IMG/article_PDF/Une-periode-tourmentee-selon,1632.pdf
4. lagoon ( 14/02/2008 09:05)
ahoana marina ireto zionista ireto e?
5. Jeankely ( 14/02/2008 09:48)
Kopahana hiretra ny Otrikafo fa hitsahana ho faty tanteraka?=))=))=))
6. papala ( 12/03/2008 12:29)
8O8O8O8O8O8O OTRIK'AFO = LAVENONA.o^oo^oo^oo^oo^o
7. Jeankely ( 13/03/2008 07:53)
Azonao tsara. Tadiaviny hitsoka ny otrik'afon'ny ela ianao ary ho ditsoky ny lavenina eo.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0808